Fampisehoana SALALA tsy misy vidim-pidirana

1. tisera ( 17/05/2006 15:43)
Mandritry ny FIMU 2006 Belfort ( Festival International de Musique Universitaire) dia mandray anjara ao SALALA ( lé mihira ny "Lanitra mangamanga ") ,@3-4-5 jona hoavy izao . Fampisehoana ankalamanjana ka maimaim-poana : ao amin'ny www.fimu.com ny fandaharana ho an'ireo izay akaiky an'ny Franche Comté sy Alsace .
novalian'i Fiffi ny 24/05/2006 03:32
2. Fiffi ( 17/05/2006 16:12)
:( lavitra eh!
3. rurik ( 18/05/2006 05:36)
fa aiza io toerana io any mada ve sa?
4. Fiffi ( 18/05/2006 05:50)
rurik: Franche Comté sy Alsace . hono koh!
5. tisera ( 18/05/2006 14:41)
Any Belfort no anaran'ny tànana iakaran-drizareo an-tsehatra : izay no mahatonga ahy miteny hoe ny namana afaka tonga na akaiky ny Franche Comté sy Alsace dia mba afaka manotrona an-drizareo é!
6. Fiffi ( 18/05/2006 17:23)
tisera: tsy namaky tsara ireo voalazanao ireo zah fa noheveriko fa tarika Malagasy aza !
7. tisera ( 20/05/2006 07:46)
Tarika malagasy ny SALALA ry fiffi a!Fa ireo mpandray anjara @ festival no avy @ firenena marobe isan-karazany
8. rurik ( 22/05/2006 05:48)
Fiffi tena tsy ao anatiny fona ko aky zay aty ko:°):°)
9. Fiffi ( 24/05/2006 03:32)
rurik: zah koa aza koh! lavitra ny misy ahy koa anie io an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3929