Fihaonana namana fanilo radio

1. tisera ( 31/05/2006 16:09)
Ho an'izay mpihaino ny fanilo radio :misy fihaonana karakarain'ny tompon'andraikitra @ alahady 18 jona @ 18h30, hitanareo ao @ takelaky ny http://faniloradio.com/ ny andinindininy momba ny fihaonana.
novalian'i Fiffi ny 02/06/2006 11:47
2. Fiffi ( 31/05/2006 16:42)
misaotra anao eh! :)
3. maina ( 02/06/2006 11:35)
diafaly ny miharahaba atsika tapaka sy namana rehetra indray ny tenako ,izaho RAKOTOMALALA hary eric dia faly manasa ny rehetra avy lavitra sy ny eto antoherana mba hanatrika ny fanasana izay ho karakaraiko mba ho fampafatarana ny namana rehetra koa manasa atsika rehetra ny le 19 Aout 2006 izay manomboka aminy 7 ora ariva mandramarahinany andro izay atao ao aminy 14 Rue MOLIERE CARRIERE sur SEINE 78420 . ReR A directoin poissy ou sergy pontoise arret gare de houlles carriere/seine koa izay ande dia miantso ny N°0665355009 alohany farany volana lona dia faly ny ahatongavatsika maro ny namana maina (tsimisy ny vidipidirana fa izay zaka ,oh jus bierre,coca,,,,) misaotra mihalo azafady fa tsimahay miteny eh?
4. Fiffi ( 02/06/2006 11:44)
faly mahafantatra aanao aloha zany. heu... tena anaty vacance be izy zany an ? :)
5. Fiffi ( 02/06/2006 11:47)
maina: maninona raha hamoahana dinika vao2 ? satria manjary mifangaro @ le dinika fanilo radio.

ka raha ohatra manko hoe tsy mahaliaana ny namana ny fandehanana an'io fanilo io de tsy mijery le dinika akory ny namana , nefa ity dinika hataonao ity , Fihaonana ho an'ny namana (boum):)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1399