Faly tonga eto @ serasera.org

1. tisera ( 17/05/2006 14:46)
:D Dia faly miarahaba ireo namana rehetra eto @ serasera . org é! Zà zany zao tena vaovao be é! Dé mbola vao mianatra mitsidika sy mampiasa ity takelaka hahafahantsika misera ity. Vao nanokatra aho dé liana be ka inoako fa tsy ho diso fanantenana aho nirotsaka ho namanareo vaovao. Dia misaotra anareo sahady @ fandraisana é!Dia mirary soa ho an'ny rehetra hatrany hono feno fahazotoana @izay ataoé! Mandra-pi indray ô!:)
novalian'i Fiffi ny 27/05/2006 06:41
2. booboo ( 17/05/2006 14:52)
hihihi mandra-pi ? wééééééééé hifan-dom-bera zany ! tchin tchin ! hihihihihihihi.
3. diamondra27 ( 17/05/2006 15:24)
tisera: de taiza no nahafantaran'i tisera an'i seraser aloha? nitady tononkira sa feo sa nitady namana?Sa naninon

de BV e!
4. tisera ( 17/05/2006 15:38)
Haingam-pamaly mihitsy i booboo sy diamondra 27 an : misaotra ary dia mamerina ny arahaba indray é! Nitady tranokala teny malagasy ranoray aho ry diamondra27 dia nitotona tato dia tamana sahady é! Zà aloha tsy dé hoe mpana-pi booboo fa mandra-pi resaka , mandra -pitafa ets... fa rà pi kely fotsiny mety ho zakao ihany rà tsy kofona . Tchin! tchin!
5. Fiffi ( 17/05/2006 15:40)
6. klemntina ( 17/05/2006 16:11)
tongasoa tsiera!!
7. dadabe ( 18/05/2006 08:24)
:°):°)
8. Fiffi ( 18/05/2006 08:43)
9. petiterose ( 18/05/2006 09:47)
tonga soa tisera
10. arson ( 18/05/2006 10:16)
arabaina enao tonga eto @ serasera e!faly be za mandray anao!ny teniko fotsiny de mba mahereza mi-forum e!sa tszany ry fiffi a!
:-D:-D:-D
11. dadabe ( 18/05/2006 10:32)
hihhh Fiffi no reine eto @ forum sao tsy haindry a
12. mamafara ( 18/05/2006 11:15)
de i dadabe no roi ve?
amin'izay ange zaho mba farafaharatsiny....
13. petiterose ( 18/05/2006 12:26)
mamafara dame :-D:-D:-D:-D
14. sweetia ( 18/05/2006 13:16)
tisera tisera tisera, tisera me fér oublié lalalala (le hiran mike brant iny) o^oo^o

tongasoa i tisera :-D
15. tisera ( 18/05/2006 14:48)
:lol: ato mihitsy izao no ataoko fanalana hamohamo fa asa aloha raha hahavita toa an'i fiffi sy dadabe é! Rehefa avy mitsangana mipasoka mandritry ny adiny 2 sy sasany aho dia maka seza indray hitafana aminareo ...
16. Fiffi ( 18/05/2006 19:34)
fa inona indray hono ny zavatra nataoko ato ? :roll:
17. vale ( 18/05/2006 19:45)
tisera> tongasoa aloha an, dia manantena anao zany mba hiara-mitafatafa eto marina! sady ianao, "tia sera(2)" be moa ô?:-*
18. arson ( 19/05/2006 07:25)
tsiera:mba pasoy ary ity akanjokko ity e!
fiffi izany ny reine a!manaiky ve aloa enao e!
ok!zany matoa tsy mamaly.zay mitarika voaly fotsiny sa ahona mamarafa!
:-D:-D:-D:-D
19. tisera ( 23/05/2006 12:34)
fiffi >>>tsy hoe nanao inona tato fa tena azo deraina mihitsy @ fahazotoana mitsidika ny antsipirian'ny takelaka rehetra é! Tsara be ange izany é! Izay no nahatonga ahy hiteny hoe asa raha mahavita toa an'i fiffi sy dadabe satria ny anaranareo no hitako miverina matetika ao.
Dé misaotra ny rehetra mandray hatrany é! Ary angaha i arson tsy manana fera é! Ny ahy aza ato vita ny eo dia tsy maintsy atao indray ny voasasa manaraka ...
20. Fiffi ( 24/05/2006 03:51)
Fiffi reine ny be resaka :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4921