Passeports périmés sy fandevenana
1. tisera
(
21/10/2006 11:25)
Hono hoa ry namana isany :misy namako namoy ny reniny androany maraina : manana nationalité frantsay sy malagasy izy saingy ny passeport izany samy efa lany andro daholo ; nitontona izao week end izao anefa ity fahoriana ka mihidy daholo na ny consulat na ny ambassade : izy te -handeha ho any dago hanatrika fandevenana , moa ny any dago miandry vaovao avy aminy hoe ho avy izy sa tsia vao maanapa-kevitra @ andro handevenana , ny compagnie aérienne nantsoina fa tsy mitondra olona tsy manana passeport valide hono rizareo fa manjary mandoa lamandy ka sao dia mba fantatrareo hoe inona no tokony hataony ( efa t@ 2000 no lany andro ilay passeports!). Dé misaotra mialoha @ toro-hevitra
novalian'i fijo ny 14/11/2006 23:02
2. kelly13
(
21/10/2006 12:22)
dia tsy maintsy miandry @ latsinainy izy zany vao afaka mande any satria tsy maintsy maka laissez passer izy raha périmé ny passeport-ny! izay alou raha hoe ande ho any izy!dia any izy manararaotra manao passeport vavao! ny fiverenany indray dia ngamba, ngamba hoa an, makany @ ambassade frantsay izy d pareil ny ambassade gasy, maka laisser passer. fa na ambassady gasy na ambassady frantsay dia mila justificatif dol hoe tena gasy marina izy ary tena manana ttsy vaza marina izy. sinon, tsy hitako hoe inn no azo ambara.
rehefa ho lany andro ny passeport rey oul d karakarao haingana fa manahirana b an, za klou d nahita pb be mihintsiny e! soa fa vita soa amantsara izy zao
rehefa ho lany andro ny passeport rey oul d karakarao haingana fa manahirana b an, za klou d nahita pb be mihintsiny e! soa fa vita soa amantsara izy zao
3. ilanto
(
21/10/2006 13:00)
Ny PASIPAORO EFA HO LANY DATY sy ny CARTE CONSULAIRE dia aza mba atao kitoaota na dia mizaka ny zom-pirenena frantsay aza ianao, satria any Dago ihany anie no hiafarana e. Ary ny tany nandirna na tanin'andriana, hono, tiana honenena ka ny satany ve tsy hatao. Veloma. Tsy manan-kevitra aho fa dia amy Alatsinainy izy vao afaka mandamina ny zava-drehetra:!:.
4. tisera
(
21/10/2006 17:23)
:)misaotra anareo namaly : efa nampitaiko tany aminy ireo valin-teny ireo fa dia miandry ny alatsinainy izy ; nanantena mba hoe handeha @ vol rahampitso alahady @ corsair fa izay hono no toa mora indrindra izao kanefa tsy tratra io fa dia tsy maintsy miandry.
5. Fiffi
(
22/10/2006 08:57)
kelly13:tsy mi-existe zany laissez-passer zany an! rehefa hoe passeport de passeport ! misy lalana ny momba an'io an! raha tsy hoe very ny passeport de nanao déclaration de perte ! mais encore !!!!!!
tsy maintsy maka laissez passer izy raha périmé ny passeport-ny!
6. andry08
(
22/10/2006 14:12)
Raha manana nationalité frantsay ilay olona dia azony hatao koa ny mangataka ny passeport haingana raha toa ka feno daholo ny taratasy rehetra ilaina(ny momba an'io dia hanontanio eny @ prefecture fa tsy any @ mairie fa manjary ela).
7. amotsikely
(
22/10/2006 15:55)
azony atao mandeha ra manana karapanondro frantsay izy de oentiny iany ny passeport ny de refa tonga any dago de manamboatra passeport gasy dia iny sy Carte identité frantsay no entiny miverina fa sahala izay no nataon ny zandriko ra sendra fahoriana toy iizao
8. amotsikely
(
22/10/2006 16:04)
ny laissez passer tsy mi existe ntsony ,fa ataovy complet ny ttsy ilaina a hanaovana passeport any dago (justificatif domicile sns.....
10. tisera
(
22/10/2006 17:30)
:)misaotra @ toro-hevitra fa dia efa araka ireo voalazanareo ireo avokoa no hataony : izy manana CIN frantsay ara-dalàna fa ny passeports anankiroa no samy efa périmés dia ho any @ préfecture hono izy rahampitso é!
12. tywa68
(
22/10/2006 18:24)
hanampiako kely ny toro-hevitra rehetra lasa etsy ambony, dia tsara raha mandeha any @ préfecture miaraka @ certificat de décès faxé n'ny olona avy any Mcar ohatra mba hanaovan'ny zareo haingana ny passeport !
14. kelly13
(
23/10/2006 11:36)
Fiffi:
kelly13:tsy mi-existe zany laissez-passer zany an! rehefa hoe passeport de passeport ! misy lalana ny momba an'io an! raha tsy hoe very ny passeport de nanao déclaration de perte ! mais encore !!!!!!
tsy maintsy maka laissez passer izy raha périmé ny passeport-ny!
si, tsy maintsy maka laissez passez ka, ny dadatoa-ko vao 1 volana zay no nande tany avec laissez passez satria hanao passeport any dago donc...
D raha ny hevitr'i fiffi zany raha périmé ny passeport malagasy d aôna no atao satria "normalement" mila ny présence physique ny tompon'ny passeport rehefa hanamboatra azy any dago?
15. andry08
(
23/10/2006 16:39)
Raha eto frantsa anie ka dia azo hatao ny manova passeport any @ service consulaire e!Rizareo no mandefa azy any dago dia miandry elaela ihany vao vita an!(misy aller sy retour any dago). Hanontanio eny @ consulat dia ho hitanao.
16. kelly13
(
23/10/2006 17:18)
ié, fa miandry eo @ 4 mois eo vao tonga aty indray ilay passeport vavao! nefa ilay naman'i tisera mila mande any maika dia maika noho ny antony izay efa nolazainy!
17. Fiffi
(
23/10/2006 20:11)
kelly13:kelly13: tsy hoe ny hevitro io an! fa misy lalana ny mikasika an'io ! raha hanao passeport gasy enao de tsy maintsy présent aloha ! iray zay ! normal be io satria mila sonia sns...donky manantona ny ambasady no hanaovana azy !
D raha ny hevitr'i fiffi zany raha périmé ny passeport malagasy d aôna no atao satria "normalement" mila ny présence physique ny tompon'ny passeport rehefa hanamboatra azy any dago?
Raha aty ivelany aloha izy de ao @ ambasady hiany io de vita !
Raha any dago indray de any @ fanaovana an'io passport io @ mahazatra koh ! fa tsy maintsy présent koh le olona !
18. tisera
(
24/10/2006 07:12)
nandeha tany @ prefecture ilay namako dia nahazo izao passeport de circulation izao dia rehefa tonga any dago izy manamboatra ny passeport gasy .