gasy nitango melon maty hoe???
![](https://avatar.serasera.org/b67f113e8b3a9b8a559cb428c9c5aec3.jpg)
1. tisera
(
24/06/2007 15:04)
sendra nahita ity vaovao mampalahelo ity tao @ avis de recherche wanadoo aho koa sao dia mba mampita azy eto é!
vaovao mampalahelo koa dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana é!
"Selon france 3 ce midi . 4 malgaches morts ds un accident de voiture hier à Montauban.Ils étaient venus cueillir des melons.
Paix à leur ames"

novalian'i rinakely1 ny 05/08/2008 18:33
![](https://avatar.serasera.org/522748524ad010358705b6852b81be4c.jpg)
2. ds
(
24/06/2007 15:13)
Kolokolo dimbin’ny vary, vololona solofon’ny ravina...
Eny, isan'ireo nidaosin'ny fahafatesana tamin'ity lozam-piarakodia ity i Martinicette izay fantatro akaiky toy ny zanaka an-trano.
Vao 19 taona monja, teo am-piandrasana ny vokatry ny bac ka nandeha nila ravin'ahitra kely...
Ny razana dia any Montauban ary hampodiana any an-tanindrazana. Mivavaha ho azy ireo.
Eny, isan'ireo nidaosin'ny fahafatesana tamin'ity lozam-piarakodia ity i Martinicette izay fantatro akaiky toy ny zanaka an-trano.
Vao 19 taona monja, teo am-piandrasana ny vokatry ny bac ka nandeha nila ravin'ahitra kely...
Ny razana dia any Montauban ary hampodiana any an-tanindrazana. Mivavaha ho azy ireo.
![](https://avatar.serasera.org/b67f113e8b3a9b8a559cb428c9c5aec3.jpg)
3. tisera
(
24/06/2007 16:32)
:(mampalahelo tokoa ary dia azoko an-tsaina ny alahelon'i ds namoy namana toy ny zanaka an-trano nefa dia tsy maintsy mitraka sy mampahery ny hafa ihany koa é:-*:-*:-*! mivavaka ho an'ny fianakaviana ary mba ho vita ara-dàlana ny fikarakarana rehetra dia mba tody soa any an-tanindrazana ny razana. Ay misy adiresy ve na coordonnées ahazoana mivantana ny tompo-manjo?
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
4. booboo
(
24/06/2007 18:53)
Mirary fionona feno sy tanteraka ho an'ny fianakaviana sy ny naman'ireo lasana.
![](https://avatar.serasera.org/417d7c055737baab0e20f29b6a7a091e.jpg)
5. pitoussy
(
24/06/2007 18:53)
mampalahelo tokoa :(:(:( , sady mbola tanora kely doly , entre 19 et 25 ans , mbola naverin'ny fr3 t@ vaovao io hariva io
Mirary fiononana feno ho an' ny fianakaviana
Mirary fiononana feno ho an' ny fianakaviana
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
6. fasaly
(
24/06/2007 19:35)
:cry::cry::cry:tena vaovao mampalahelo tokoa izany...mirary fihononana ho an'ny fianakaviana rehetra , tena mampalahelo ontsa dia ontsa ny fo:cry::cry::cry:
![](https://avatar.serasera.org/998d22f0a1a06f688340aef12429b0b1.jpg)
7. pissoa
(
24/06/2007 19:57)
mirary fiononana sy faherezana ho an'ny havana aman-tsakaiza rehetra ! :-*:-*:-*
tsy azoko le hoe handeha hitango voatavo :oops:
tsy azoko le hoe handeha hitango voatavo :oops:
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
8. fasaly
(
24/06/2007 20:05)
pissoa: asa kely mba hatao ahazoambola aky izany aty france a! sitrany ahay e! rehefa saison famokarana de zay no mba hatao...tena mamplahelo:cry::cry:
![](https://avatar.serasera.org/28da24d1fc0aeff58222cdee8b5ea317.jpg)
10. Samoana
(
24/06/2007 20:36)
Miombona alahelo @ fianakaviana, ny tapaka sy namana akaiky fahoriana izahay avy aty @ departement 13 e !
Tsy fantatra loatra ny niavian'ny loza fa dia miangavy antsika namana malagasy mba hitandrina hatrany @ resaka fitondrana fiara indrindra @ izao fotoanan'ny be vacancier izao. Aza atao ambanin-javatra ny fialàna sasatra indrindra raha tsy maintsy mandeha lavitra na manao lav'alina.
Ory tokoa ny fo satria efa nodiavina fony mpianatra ny fiotazana voankazo toy izao:cry:
Tsy fantatra loatra ny niavian'ny loza fa dia miangavy antsika namana malagasy mba hitandrina hatrany @ resaka fitondrana fiara indrindra @ izao fotoanan'ny be vacancier izao. Aza atao ambanin-javatra ny fialàna sasatra indrindra raha tsy maintsy mandeha lavitra na manao lav'alina.
Ory tokoa ny fo satria efa nodiavina fony mpianatra ny fiotazana voankazo toy izao:cry:
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
11. fasaly
(
24/06/2007 21:02)
marina izany: aleo mande miadana ihany fa mampalahelo ny otrani'zany.....ny fahorian'ny ray amandreny any madà zao no tena tsy laitra ny mahita azy....mba lasa nila ravinahitra tany ivelany anefa ...:cry::cry::cry: aleo tsy tohizana tsony fa mampitomany ny mieritreritra azy
![](https://avatar.serasera.org/af089cedf4fb105aca50a170c2b545de.jpg)
12. booboo
(
24/06/2007 21:30)
Mahatsiaro am-bavaka an'ilay any @ hopitaly, mahatsiaro am-bavaka ny dada sy mamany kounkou ...
![](https://avatar.serasera.org/c4a043009b963ae2a58afeff2b2b8d49.jpg)
13. rurik
(
24/06/2007 22:26)
Miara miombona alahelo @ fianakaviana sy ny tapaka sy namana ny tenako ary, Mahaiza mionona. tena manohina fo tokoa le izy indrindra moa fa ny tena aty tany lavitra aty.
tena mahalasa saina ny fandehan'ny fihainana.
tena mahalasa saina ny fandehan'ny fihainana.
![](https://avatar.serasera.org/1860bf30ded9314ed627b31c95c9db75.jpg)
14. bazylou
(
24/06/2007 23:27)
Ekeko fa masiaka fiteny sy fihevitra amin'ny gasy aho , fa eto kosa dia miombona alahelo aminareo aho satria fantatro tsara io toerana sy ireo tanana kely fanaovan'ny gasy melon, prune, sy katsaka ireo, misy koa aza ny chinois manao tongolo gasy amin'iny faritra iny.
Aza misososka alahelo intsony fa isika aty aoriana no tokony hitandrina!!:*:*:*
Aza misososka alahelo intsony fa isika aty aoriana no tokony hitandrina!!:*:*:*
![](https://avatar.serasera.org/1860bf30ded9314ed627b31c95c9db75.jpg)
15. bazylou
(
24/06/2007 23:38)
Rakotomavo heritina teraka t@ 27/04/1985
Anthanssion martinicette teraka t@ 12/05/1988
Papisy faratiana teraka t@ 21/01/1987
Anathol ,????????????????????,io le maty t@ hopitaly Purpan
dia ni vehivavi mbola miady mafy ani @ hopital Montauban
io aloa ni vaovao tena marina fa dia mirari fionona feno ho an ni fianakaviana niaran-doza.
Tokony hitandrina satria avytany am boite ru zalahy ary , alcool; alcool.....:cry::cry::cry:

![](https://avatar.serasera.org/d8da52776f670b8d0cbddf66be58e123.jpg)
16. Fiffi
(
25/06/2007 05:37)
bazylou:avy tany am boite sa nanao ceuillette des melons ?
Tokony hitandrina satria avytany am boite ru zalahy ary , alcool; alcool.....:cry::cry::cry:
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
17. fasaly
(
25/06/2007 05:47)
fiffi! ny henoko tam tv aloha dia vers 2h du mat tany ny nierendoza ny fiara....ka amiko ny fiotazana melon tsy alina mihintsy fa minoa aho fa avy niasa ireo zao mety nandray karama kely dia hoe hiala voly.....na izany aza mampalahelo .....ny alcool sy ny volant tsy azo ampivadiana fa aleo mandeha tongotra raha izay:?
![](https://avatar.serasera.org/5159a781c99b7080cc87b24fab78612b.jpg)
18. kally
(
25/06/2007 06:47)
fasaly:
fiffi! ny henoko tam tv aloha dia vers 2h du mat tany ny nierendoza ny fiara....
Niharan-doza sa nieren-doza? mifanohitra be ireo teny ireo...
Mafy ny mahazo ny fianakaviana sady mbola tanora loatra : mirary fiononana tanteraka.
![](https://avatar.serasera.org/3ad83b57f657c3bc2263f4b7a5859d41.jpg)
20. fasaly
(
25/06/2007 06:59)
Fiffi:
bazylou:avy tany am boite sa nanao ceuillette des melons ?
Tokony hitandrina satria avytany am boite ru zalahy ary , alcool; alcool.....:cry::cry::cry:
fiffi: nisy naman'nireo ankizy maty akaiky nanoratra ahy fa havizanana no nahatonga ny loza-piarakodia....