gasy nitango melon maty hoe???

21. diamondra27 ( 25/06/2007 07:00)
ds: mahereza de miombona alahelo aminao.
22. diamondra27 ( 25/06/2007 07:00)
sy ny fianakavian'ireo niharan-doza.
23. tslem ( 25/06/2007 07:13)
Mirary fiononana ho an'ny fianakavian'ireo niharam-boina.Dia handry am-piadanana anie izy ireo.
24. dreamm ( 25/06/2007 07:39)
mirary hihononana ho an'ny fianakaviana rehetra sy ny namana akaiky rehetra...tena mampalahelo be.
25. scorpion ( 25/06/2007 07:59)
ds> Martinicette mipetraka ao Rouen ve io sa hafa?:?

Mirary fiononana ho an'ny mana-manjo
26. Fiffi ( 25/06/2007 08:00)
Mirary fiononana feno ho an' ny fianakaviana :(:(
27. kelly13 ( 25/06/2007 08:29)
mampalahelo b fa dia mirary fiononana feno ho an'ny fianakavian'ireo niharam-boina sy i ds :-*
28. ikalakintina ( 25/06/2007 08:31)
mirary fiononana ho an fianakaviany indrindra ny ray amandreny sy ny iray tampo!, Andriamanitra anie hitany ny azy ireo, hampionona azy!
29. mabloo ( 25/06/2007 08:46)
mirary fiononana feno ho an'i fianankaviana izahay!
mahereza indrindra tompoko!
30. diamondra27 ( 25/06/2007 08:57)
scorpion:

ds> Martinicette mipetraka ao Rouen ve io sa hafa?:?

Mirary fiononana ho an'ny mana-manjo



________________________________

ye
http://www.ladepeche.com/aff_art.asp?ref=200706251159&mots=montauban
31. ikalakintina ( 25/06/2007 09:05)
mampalahelo!,
32. zyplon ( 25/06/2007 09:06)
eoa izy lay mipetraka any Rouen
33. diamondra27 ( 25/06/2007 09:08)
tokony hanao cotisation hono e!
miditra mutuelle de madagascar, 16€ /an

de aona mbola hisy lanonana ihany zany ve zao ao @ ambassade @ 26 sa mba hisy fotoana hahatsiarovana azy ireo?
34. xxx ( 25/06/2007 09:18)
Sao misy mahalala ny vaovaon'i Miora Rabarison ilay mbola eny @ hopitaly ianareo ? manao ahoana izy izay ?

:cry:
35. diamondra27 ( 25/06/2007 09:40)
xxx: de tsy haiko aloa na marina na tsia fa ity no hitako de alefako eto

tany @ wanadoo io

Re: vaovao ratsy FR3 paris gasy4 maty
Par: Solidaire
Date: 25 juin 2007 - 01:01

Tagila a écrit:
-------------------------------------------------------
> 4 jeunes sont décédés.
>
> La cinquième est ma fille. Elle lutte. Elle
> souffre de plusieurs fractures et d'un traumatisme
> crânien. Les médecins ne veulent pas se prononcer
> mais semblent tout de même optimistes. Ca s'est
> passé à 2 heures ce matin. 10 mn après, les
> secours sont arrivés. A 3 heures, elle était à
> l'hopital. Elle a 21 ans. J'ai parlé aux gendarmes
> qui ont fait le constat.
>
> Ils sortaient de boîte. Je ne pense pas qu'ils
> aient bu tant que ça. mais la journée a été très
> dure pour eux.
>
> Je n'ai pas pu prendre l'avion pour aller en
> France aujourd'hui. Mon mari, si. Il n' y avait
> plus de place dans l'avion.
>
> Je ne sais pas pourquoi je raconte tout ça. Dieu,
> je prie pour que les parents tiennent le coup. Je
> prie pour que ma fille s'en sorte. Je l'aime tant.


Sincères condoléances aux parents des jeunes qui sont décédés.
Nous vous assurons, Madame, de toute notre sympathie, de notre solidarité et de notre fihavanana. Nous prions pours tous ! Dieu vous donne à tous le courage nécessaire.
36. fasaly ( 25/06/2007 10:16)
misaotra tam info aky diam a!
mazava izany fa vizana ny asa de vizana nande boite....izay no lahatrta angamba
37. matrixone ( 25/06/2007 10:35)
bazylou:


Tokony hitandrina satria avytany am boite ru zalahy ary , alcool; alcool.....:cry::cry::cry:


Tokony tsy hanao conclusion hative isika. Mbola tsy nisy niteny mihitsy hoe alcool no nahatonga an'io, na ny gendarme aza.
Ny fantatra fotsiny dia perte de contrôle ilay izy, ary mety ho nandeha mafy be ny fiara (http://www.ladepeche.com/aff_art.asp?ref=200706251159&mots=montauban). Ny fandehanana mafy anefa tsy voatery hoe mamo ny mpamily fiara. Aleo angamba asiana fanajana kely aloha ny olona maty.
Ho azo eo ihany ny valin'ny enquête ataon'ny gendarmerie
38. lapino ( 25/06/2007 11:02)
Danzz be zany vaovao zany
Mirary fiononana ho an\'ny fianakaviana rehetra, ary indrindra mirary fahasitranana ho an\'ilay tra-bonjy
39. diamondra27 ( 25/06/2007 11:30)
za aloha de tohina satria hitady ravin'ahitra no naleha saingy faty sisa no tonga any @ tanàna
40. mandy ( 25/06/2007 11:35)
Mirary fahasitranana feno ho an'ny maratra ! fionona ho an'ny nidonam-pahoriana. Mahereza indrindra Tompoko !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0101