gasy nitango melon maty hoe???

61. xxx ( 27/06/2007 13:21)
mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana sy ny namana, ary mampahery azy reo amin'ny fanantenana ny fitsanganana am maty, aza malahelo fe efa sambatra izy reo afak'ady, miandry antsika rehetra any ankoatra any,
62. maintsokely ( 27/06/2007 21:47)
Mirary fiononana ho an'ny fianakaviana. Mahereza

Maintsokely
63. Fiffi ( 28/06/2007 15:00)
:(:snif:
64. mionona87 ( 28/06/2007 16:59)
mirary fiononana ho an'i fianakavian'ny maty
za alo niasa tany ary fantatro zareo fa marina fa mandreraka ny mioty melon fa ny accident anie à éh du matin eh tsika tokony tsy hiteniteny fahatany rehefa tsy mahafantatra iza mo no mahalala na défaut mecanic ny fiara na zavatra hafa fa aleo tsy manao supposition refa tsy mahalala fa manjary manahirana
65. niryna ( 29/06/2007 05:08)
Mirary fiononana sy mivavaka ho an'ny fianakavian'ireo maty.Mahereza e!
66. sechat ( 29/06/2007 12:56)
Izay za vao nahare an'ity vaovao ity. Ny loza marina rehefa tonga tsy mampilaza. Mirary fiononana be tsaka ho an'ny fianakaviana. Faherezana ho an'izay mbola miady aman'aina. Teny kely famapaherezana no azo atolotra na dia tsy hampiova na inona na inona aza.
67. jemimah ( 30/06/2007 09:47)
aoka ahatoky an'andriamanitra mandrakariva isika fa mandalo ny eto an-tany tsy nampoizina ty loza ty fa tampoka be;mivavaka ho any fanahiny isika rehetra ary aoka ho tonga saina fa mandalo ny eto an-tany!
68. Bita ( 30/06/2007 10:41)
Mirary fiononana tanteraka ho an'ny fianakaviana rehetra ary mirary fahasalamana ho an'í Miora koa ary mialatsiny indrindra raha tara fa izao vao nahita ny vaovao fa ny re mba efa nahareo. Miara ory sy mitrotro am-bavaka ny tenanay na aty lavitra aty aza dia mahereza daholo.
Ho antsika rehetra ity hira ity:
Lanitra mangamanga o,
Saronan'itony Rahona
Fonenan'ny olo-masina
Ka iza no tsy mba ho any ry anona.

Na izaho na ianao é
Mandalo fa mpivahiny
Tsy hisy honina eto
Ka aoka mba hifamela ry anona.

Raha sendra ka velon-tsento
Ilaozan'ny havantiana
Tombon-dalana re ny azy
F'isika aza mbola ho any ry anona.

Adiady natao fahiny é
Aza mba atao intsony
Ravinkazo nanintsana
Ny sisa no ampaniriana ry anona.

Lanitra mangamanga é,
Saronan'irony Rahona
Fonenan'ny olo-masina
Ka iza no tsy mba ho any ry anona.
69. rvoulah ( 01/07/2007 07:40)
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana sy mitrotro am-bavaka.
70. rinakely1 ( 05/08/2008 18:33)
Just misaotra anareo t@ fankaherezana sy ny fitondrana am-bavaka an'ireo namanay izay nodimandry ya 1an et 2 mois @ zao.
A/tra anie omban'anareo ary koa hitahy antsika mianakavy.
Bà mamy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2162