gasy nitango melon maty hoe???

41. kintana9 ( 25/06/2007 12:09)
:cry:mampalahelo be zany
42. ds ( 25/06/2007 12:13)
Misaotra anareo rehetra maneho fiaraha-miory amin'ny fianakaviana.
Mankasitraka sy mankatelina, Tompoko.
43. Ralay ( 25/06/2007 13:54)
Dia miara-miory @ fianakavian'ny tradoza rehetra sy mitondra fampiononana feno ho azy ireo.
Mirary soa ho an'i Miora R koa mba ho sitrana soamanatsara.
Fandalovana ity fiainana ity ka mahaiza manararaotra azy satria tsy mifidy na antitra na tanora ianao dia mety ho ndaosiny fahafatesana ary tsy fantatra ny avoakan'ny ampitso.
^:^
44. Hssn ( 25/06/2007 14:27)
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana.
45. Fiffi ( 25/06/2007 14:39)
fasaly:

fiffi: nisy naman'nireo ankizy maty akaiky nanoratra ahy fa havizanana no nahatonga ny loza-piarakodia....
mbola tsy nisy ny rapport-ny gendarme....ny zavatra fantatro aloha de négatif ny alcool !havizanana avy nioty melon ? tena probable satria asa mafy sy mahavizana be io....


46. mavokely ( 25/06/2007 14:42)
Mafy be izany,mivavaka ho an'izay mbola tsaboina ho tafavoaka @ ady mafy mbola hatrehiny ary mirary fiononana ho an'ny fianakaviana manontolo
47. bazylou ( 25/06/2007 15:11)
bon ok, fa efa io ary ny voina mahazo ireo olona ireo , ka ahoana hihetsika isika sa handanya ndro hampionona fotsiny e??
RAh misy ny hetsika dia ity ny mailko
bazylou92@yahoo.fr, rehefatsy hihetsika dia aza manoratra ao !!^^^^^^
48. xxx ( 25/06/2007 15:33)
hetsika inona no tadiavin'i bazylou!
tsy mandany andro ny olona eto fa izay iray mahita ny vaovao mba manome fiononana daholo;......ary tsy misy maharatsy izany aloha....
49. rush ( 25/06/2007 15:43)
bazylou:

RAh misy ny hetsika dia ity ny mailko
bazylou92@yahoo.fr, rehefatsy hihetsika dia aza manoratra ao !!^^^^^^
na ny fitsaranao ny malagasy aza dia iza intsony no mbola hino izay mba zavatra lazainao?sady ity koa ny fihetsehina ofisialy fa tsy any @ nao any zany e! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m467fb00c2d7a1


50. ftma ( 25/06/2007 15:44)
Mirary fihononana hoan'ny fianakaviana rehetra
raha hanampy amin'ny fahoriana dia jereo ato:
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m467fb00c2d7a1
51. aaramahaay ( 25/06/2007 18:21)
mamangy ny fahoriana ny tompo manjo dia mahaiza mionona fa tsimaintsy mankany daholo fa ny fomba handehanana no samy hafa
52. sipagasy ( 25/06/2007 21:04)
Mirary fiononana feno ho an'ny fianakaviana niaran-doza izany, ary rirary ihany koa fiononana ho azy ireo,:-*
53. bazylou ( 25/06/2007 23:19)
tsy misy olana izany e,,!! dia aleo samy handhea amin'izao fa izaho ko a angamba no nitonatonana taty!!:wink::wink:
54. sitlo ( 25/06/2007 23:28)
aza misosoka alahelo intsony tompoko
55. mboladefrance ( 26/06/2007 11:40)
Manahoana daholo tompoko!

Fantatro izany hoe maty raitampoha, fantatro izany hoe maty olona akaiky. Ary tena voa mé marary be raha accident no nahafaty azy satria tsy misy fotoana iala-nenina, tsy misy fotoana hiresahana farany, ary raha hisaona aza tsy ho afaka ary tsy ho adino mandrakizay.
Ny ahako, dia ny zandriko lahy no maty t@ accident, ary niaraka taomaobilona daholo izahay fa izy dia potika ny lohany satria teo @ devant izy.
Mamangy ny fahoriana an'ireo fianakaviann'ireo ankizy ireo izahay ary mi-souhaiter bon courage an'izy ireo fa mazana be izany! sady tsy mba hoe miandry anazy ho avy avy any an-dafy, fa hoe miandry ny razana, mazana be eh tena mazana be! Fa ny azo hatao dia ny mivavaka ho azy ireo ary ho an'ny fianakavian'izay ireo!
Ry zareo dia mialoha lalana fotsiny, fa ny zanaka sasany jerena ary mifankatiava tsara fa ny fahafatesana dia tonga tsy ampoizina toy ny mpangalatra.

Soyez fort et que Dieu soit avec vous! Nos Condoléances!
56. sakaizakely ( 27/06/2007 10:20)
Mirary fiononana sy mankahery ampo ireo fianakaviana ary manantena fahasitranana ho an'ilay any @ hopitaly.

Tsy ny fanomezantsiny na ny spéculation @ izay antony mety nahatonga ny voina akory no hampiverina azy ireo.

Vao omaly no nilaza ny vaovao antsary fa 1/3 des voitures en circulation est conduit par un chauffard ayant bu (qqsoit la dose). Na tsy misotro aza ny mpamily, ny loza tsy vitsy lalana.
57. sympa ( 27/06/2007 11:39)
:? Tena vaovao mampalaelo izany marina :? Mirary fionona sy mankahery ny fianakaviana
58. raha974 ( 27/06/2007 12:31)
Mampalahelo dia mampalahelo tokoa izany ! Eny Andiamaninatra no nanome ary izy koa no maka , fa dia mirary fiononana feno sy fankaherezana ho an'ny fianakaviana manontolo. Mahaiza mionona !
Dia mirary fahasalamana tanteraka ho an'izay naratra .
59. ANARIM ( 27/06/2007 13:06)
tantely amam-bahona e! mirary fiononana bdb ho an'ny fianakavian'ny namoy ireo maty sy ho antsika mpiray tanindrazana
dia anatry ny ntaolo ny hoe ramalina aza mifehy hazo tokana, marina fa alahatra isika nefa na izany aza dia samy tokony hitandrina hatrany.
60. Piksou ( 27/06/2007 13:21)
Notre vie sur terre est si passagère que personne ne peut assurer qu'elle vivra encore dans 1,2, 48 minutes. C'est vraiment une triste nouvelle :cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:, la vie sur terre de ses 4 jeunes ont pris fin mais leur vie ailleurs ont commencé l'heure, la minute et la seconde ou ils ont quitté cette terre.
N'oublions pas que notre vrai territoire n'est pas sur cette ronde planète, nous y vivrons que 100 maxi, mais après ça les hommes iront où exactement?
Soit le Paradis avec DIEU, soit l'enfer avec le diable. Et nous mêmes connaissont notre façon de vivre et ce que nous avons fait de cette longue periode.
Alors les amis, soyez sur de votre avenir, non pas l'avenir sur la terre mais l'avenir eternel !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7004