Vohoka sy pilule
1. tisera
(
23/05/2006 15:41)
Ho an'izay efa nihinana pilule ka avy eo te-ho bevohoka : firy volana aorian'ny nanajanonana ny pilule no azo apetraka ny zaza manaraka . Mety hisy hilaza angamba hoe mandehana any @ gynéco saingy mbola any @ voalohan'ny volana jolay any mihitsy vao mahazo rendévou dé aleoko manontany eto sao mba misy mahalala na manana traik'efa hozaraina.Dia misaotra mialoha é!
novalian'i tisera ny 07/06/2006 08:53
2. booboo
(
23/05/2006 16:19)
Na vao mitsahatra ny pillule iny tondé efa afaka manao essai bébé kah ! Satria oe, tsy misy raha mi-bloqué ny ovulation intsony.
Fa firy ième cycle afaran'ny arrêt pillule enao zao ?
Mazotoa dé mahità +++ haingana @ test :-*
Fa firy ième cycle afaran'ny arrêt pillule enao zao ?
Mazotoa dé mahità +++ haingana @ test :-*
3. tisera
(
23/05/2006 16:33)
T@ volana lasa aho no nijanona tsy nihinana intsony. :):) Dé misaotra booboo @ fampaherezana fa efa mikofokofoka mafy manao izay azo hatao :-D:-D:-D
4. booboo
(
23/05/2006 16:36)
hihihihihi.
Dé raha nisy raha nozarain'ny namana tato ho anà koa dé " atao tony foana ny saina " oun, dé zaraiko kounkou sao diso mieritreritra ôtra anà ny farany dé tsisy raha hanjary mitsy.
Dé raha nisy raha nozarain'ny namana tato ho anà koa dé " atao tony foana ny saina " oun, dé zaraiko kounkou sao diso mieritreritra ôtra anà ny farany dé tsisy raha hanjary mitsy.
5. bellla
(
23/05/2006 16:40)
zah kalouny mbola tsinanao io pilule io fa araka ny fanentanana antaonjy zareo io de tonga de mipetraka hono ny zaza raha vao ajanona ny fihinana azy ka;
6. tisera
(
23/05/2006 17:26)
Ka le saina tena sarotra fehezina be mihitsy knou! Rà vô mipetrapetraka kely dé lasa any fa dé hiezaka tokotrany mba ho tony kokoa!
7. Fiffi
(
23/05/2006 18:08)
hummmm ! jereo hiany ity an! satria raha tsy dia hoe misy riska hiany aza , hita ary fantatra fa misy possibilité hanao fauche-couche hono ka ny tsara angamba de manontany ny gynéco ?http://www.sexoconseil.com/sexualite-questions/pilule-contraceptive.html
8. tisera
(
24/05/2006 07:06)
:(tsy misokatra leizy fiffi a! Izany oe lé rdv an @ gyneco mbola ela be mihitsy dé manontanintany hevitra amin'ny namana é! . Fa efa nijerijery tao @ infobebes.com koa zà fa izao fa nisy namana nanoro ahy an'io site io.
9. Fiffi
(
24/05/2006 07:44)
tisera: andraso andramana indray ity ary an! http://martinwinckler.com/article.php3?id_article=694
11. booboo
(
24/05/2006 08:11)
na misy FC aza dé tsisy hifandraisany @ pillules mitsy kouh ! raha hafa no mahatonga lé FC raha hisy FC.
12. hery
(
24/05/2006 10:09)
Io nomen'i Fiffi io toa milaza tahaka an'i booboo hoe tsy misy hifandraisany amin'ny pillules ny fausse-couche. Noho izany, angamba tsisy olana.
hozy hoe
hozy hoe
13. tisera
(
24/05/2006 12:29)
:):) Misaotra anareo rehetra an, tena mbola ela mantsy lé volana jolay é! Nefa lé zanakay efa manao mampalahelo ery mitady zandry ... Eeeh ! Tsy mba ohatry ny ankizy any Dago ny namana aty fa ohatry ny hoe tsy misy tena mifandray am-po be rizareo( vao taona aloha é!) dé mahita ny namany hoe manan-jandry koa leiry dia mitaky ... Iza hono izao no hanao vacances miaraka aminy ets... Fa dia holazaiko ihany ianareo rehefa sitraky ny Avo hoe nahapetraka soa aman-tsara. "Effet secondaire "-n'ilay fanafody ny "effet contraceptif" fa antony hafa hanatsarana ny fandehan'ny fadim-bolana no tena nanomezan'ilay gynéco ahy io. Rà misy dr dé : surgestone ilay nohaniko : ohatrany fihinana pilule hoe manomboka @ izao andro ka h@ izao andro. Oadray:!::!: Toa lasa be resaka be a! dia voatantarako eto daholo ny antsipirian'ny fahasalamako fa aleo hatreo aloha é!
14. Fiffi
(
26/05/2006 05:53)
Rassurez-vous et, si vous êtes enceinte, bon vent à votre grossesse.>> tisera: hummmm de zay akia hono an! de bonne continuation ndry zany an!
17. isrine
(
26/05/2006 12:06)
Tsy voatery hoe rehefa mitsahatra ny fihinana pilule de hisy zaza hipetraka eo. Miankina @ saina io ary mety efa voasoratra koa hoe 1 ihany ny zanakareo.
Ny sasany aza misy efa heritaona no nitsaharana t@ pilule nefa tsy mbola misy zaza ihany.
Ny tena tsara raha hanao fanabeazana aizana ihany dia mampiasa kapoty. Mba ho samy mitandrina ny lahy sy ny vavy rehefa tsy mbola tsy te-hanan-janaka, ary dia tsy hisy ny ahiahy rehefa te-hanana indray avy eo.
Ny sasany aza misy efa heritaona no nitsaharana t@ pilule nefa tsy mbola misy zaza ihany.
Ny tena tsara raha hanao fanabeazana aizana ihany dia mampiasa kapoty. Mba ho samy mitandrina ny lahy sy ny vavy rehefa tsy mbola tsy te-hanan-janaka, ary dia tsy hisy ny ahiahy rehefa te-hanana indray avy eo.
19. tisera
(
03/06/2006 16:31)
lé mi-kapoty @ vadiko izany ohatry ny tsy dia tiako loatra an! aleoko ihany r'ireto amizao .