Za mitovy cas @ tisera. Mihinana pilule hanatsarana ny fandehan'ny fadimbolana . Mananazanaka 1 aho efa 6ans ay tena somary sahirana aho vao nahazo io. Ny tena tsy maintsya atao tisera de mila manana saina tena tony tanteraka ary ny physique koa toy zany. Fa zao koa manana finoana foana fa refa manpinoana mafy orina enao tanteraka foana io.