Billet sncf
1. tisera
(
27/12/2006 07:53)
Miarahaba ny rehetra tratry ny xmas dia mirary antsika rehetra hahatratra ny taom-baovao 2007 é!
Saika hanontany aho sao dia misy mahalala hoe raha mividy billets grandes lignes ho an'olona ve aho dia afaka alain'ilay olona any @ guichets-n'ny sncf ilay billets satria olona avy any dago ilay izy dia tsy mijanona ao Paris fa avy hatrany dia haka train handeha @ province ka tsy misy adresse izany hoe ahafahana mandefa ilay billets @ poste.

novalian'i Fiffi ny 28/12/2006 19:11
2. sipagasy
(
27/12/2006 08:58)
jereo fa misy ilay billet vidiana "en ligne" ary azo "imprimena" avy eo kannn
3. tisera
(
27/12/2006 11:29)
ié! fa avy eo raha imprimer-na ilay billet dia tsy maintsy hoe alefa indray ka io mihitsy no tiana ialana sady tsy misy ilay tarif découverte ao @ sncf.com ; nefa "hono" raha hoe maka ilay option hoe alaina eny @ gare @ io achat en ligne io dia mila ilay cb nividianana ilay billets rehefa hanao retrait ; angamba hanontany any @ gare no haingana fa misaotra an'i sipagasy aloha é!
4. booboo
(
27/12/2006 12:08)
aaa, ny réf an'ilay dossier fotsiny no entina eny @ guichet dia zay (raha achat en ligne) rehefa haka ny billets. Nenà io no fataoko rehefa handray grandes lignes ireny.
Fa fotsiny hoe mila retirer-na avant telle date ny billets......

5. hery
(
27/12/2006 12:23)
Tandremo fa toa ohatran'ny niova io :-(
Nisy fianakams avy any Dago dia nandalo tao Paris. Saika hividianana billet sncf Paris - Strasbourg en ligne.
Dia rehefa @ farany dia hoe raha alaina @ Guichet ilay izy dia mila ny carte de credit nandoavana an'ilay billet. Izany hoe raha tsy ianao no maka an'ilay billet dia mila entina eny @ guichet koa ny carte de credit na dia efa voaloa aza ilay billet.
Gaga ihany aloha aho satria taloha rehefa mividy billet ho ahy aho dia tsy misy an'io. Fa angamba rehefa mividy billet ho an'olona no misy an'io.

6. ds
(
27/12/2006 13:57)
Ny fanaonay, dia vidina an-tendrilavitra ny tapakila.
Halefa mailaka io avy eo ka atontan\'izay hampiasa azy n\'aizanaiza misy azy. Fa raha hoe tiana alaina amina toeran-kafa, dia tsy maintsy mampiasa ilay karta nividianana an\'ilay tapakila tokoa.

7. Fiffi
(
27/12/2006 14:03)
heu....ny fanaoko de: mividy billet @ net zah de payéna @ CB de misy code omen'ry zareo numéro dossier io an ! de iny numéro iny fotsiny no hentina eny @ guichet boutique io an ! de omeny ny billet avy eo.
8. tisera
(
28/12/2006 06:16)
efa avy tany @ gare aho fa tsy maintsy mila ilay cb nividianana ilay billet hono na dia efa payé en ligne aza : araka ny voalazan'i hery , fa raha imprimer -na avy hatrany dia mety ::? saingy ilay olona handefasana ilay billet tsy manana adiresy mailaka , tsy manana pc fa na izany aza aloha afaka mandeha cyber izy na hoe alefa @ olon-kafa .Fa eo @ vidin'ny billet koa no tena misy 20€ ny elanelan'ilay vidiana any @ guichet sncf sy ny prix proposer-ndrizareo ao @ sncf.com. Fa dia misaotra anareo rehetra nizara izay fantatrareo é!
9. Fiffi
(
28/12/2006 19:11)
tisera: jereo ange ity an !
Le e-ticketing, ou comment éviter de retirer son billet de train au guichet
Fini le passage imposé au guichet SNCF pour acheter son billet, après l’avoir réservé par téléphone ou internet. C’est maintenant au tour du téléphone mobile de servir de billet ! Le billet « virtuel » sera adressé par SMS et c’est le téléphone mobile qui sera contrôlé dans le train. La raison : la SNCF veut à la fois proposer de nouveaux services à ses usagers et réduire le nombre de retraits en gare, son principal poste de coût dans l’acte de réservation. En mobilisant ce type de moyen de paiement, la SNCF espère réaliser 300 millions d’économies par an. www.sncf.fr
de jereo ery ambany ery...