schizophrène

1. tisera ( 29/09/2006 09:41)
Nijery ilay fandaharana momba an'io t@ Zone interdite-n'ny M6 aho dia mba te-hanontany marina ho an'izay tena mahafantatra hoe iona no tena mety mahatonga io satria matetika dia toa eo @ taonan'ny adolantsento eo no hitrangan'ilay izy voalohany . Fa ankoatr'izay aloha dia tena nahavariana be ahy koa ny sangan'asan'i Patrick RAKOASITERA satria na dia marary aza izy tena mana-talenta mihitsy . Jereo eto ange é! http://patrick-rako.nuxit.net

Nahitsin'i hery
2. diamondra27 ( 29/09/2006 13:58)
hiverina @ manaraka aho fa mbola maika be

tena misy intelligent be sy mahay taozavatra tokoa ry zareo ireo aloha e!fa izany hoe: mila traiter-na tsara ilay izy aloha.

Bon courage ho an'ny RAD fa tsy moramora ny mikarakara an'ireo olona voan'io.

Izaho na dia mifanerasera amin-jareo( olona sensés stabilisés) dia mbola mila maka précaution ihany fa mety ianao no ianteheran'ny rihatra eo raha sendra iny izy manao hallucination iny.
De il faut connaître aussi son délire de izay no itaizanao azy + ny traitement izay haniny fa tsy tokony atahorana be tahaka ny inona akory.
3. andry08 ( 29/09/2006 15:18)
Io no fitrangany fa tsy manana"sens de la réalité "ilay olona. Manao hallucination, milaza fa misy feo henony na zavatra hafa hitany nefa tsy hitan'ny olona eo akaikiny. Tsara fanahy anefa matetika ilay olona .Fa rehefa miseho ny délire dia milaza ny zavatra hitany na matahotra be . Mampalahelo :(:(
4. watafon ( 29/09/2006 15:38)
http://users.skynet.be/sisyphe/schizophrenie.asp
5. vale ( 29/09/2006 16:56)
ny olona schizophrène dia tsy olona vendrana akory fa manana capacité intellectuelle toy ny olon-drehetra ihany, saingy izy marary ftsn, manana ny réalité-ny izy(izay ny aretiny),ary izay no mahatonga azy kilasian'ny olona ho isan'ny tsy manan-tsaina(adala)satria ny realiny dia tsy toy ny an'ny olon-drehetra, indd koa rehefa mihetsika ny fotoana hanaovany hallucination.
Ankoatr'izay koa dia tsy ho voatery hanan-talenta koa izy ireny, izay fahita matetika @ olona aotista!toy ny olon-drehetra ihany izy ireny fa saingy izy marary fotsiny!
6. vale ( 29/09/2006 16:59)
andry> ie:(, dia nefa ny olona gaga satria tsy mahita zay zvt hitany dia izay no mahatonga azy ireny hijaly,mampalahelo. :cry:
7. Fiffi ( 29/09/2006 20:19)
misy anarany ve io @ teny gasy ?
8. fijo ( 29/09/2006 20:57)
fifi,amin'ny gasy io dia atao hoe "adala"
9. tisera ( 30/09/2006 04:35)
:( na koa hoe misy kely , ondrakondrafana .
10. tywa68 ( 30/09/2006 18:43)
tisera > mety nisy zavatra nahazo azy t@ enfance-ny no naha-tonga azy voadona mafy sy manana ny monde-ny satria zay sisa no hitany hialàna ny adultes nandreraka azy ?
11. tywa68 ( 30/09/2006 18:45)
rehefa mahalala azy dia tsy mandray azy ho adala zany fa mahay miresaka aminy ! f'ilay fanafody omena azy angambany no mahatonga ny hallucinations koa ! be loatra !
12. vale ( 01/10/2006 13:36)
Fiffi:

misy anarany ve io @ teny gasy ?
azo lazaina hoe hadalàna ilay izy satria ny olon-drehetra tsy mahita zay hitany akory, fa saingy misy fihetsehany ftsn ilay izy"hallucination" zany e, fa tsy hiainany isan'nadro, azo hatao hoe adala izany izy @ iny fotoana hihetsehany iny,satria mety miteny izy hoe maheno feo, na olona miteny azy, na feon-javatra, nefa izy irery no mandre an'ilay izy!


13. vale ( 01/10/2006 13:41)
tisera:

:( na koa hoe misy kely , ondrakondrafana .
mety ho marina izay tisera, nefa misy olona voan'io ka rehefa mihetsika lay fahenony voix dia tsy miteniteny izy fa tazoniny ho azy irery any lay izy, (rehefa miteny azy matetika ny olona hoe tsisy an'izany eo) , fa olona normal be izy @ fiainana andavan'andro, mahazo miasa tsara, manao ny fanaon'ny olon-drehetra eh,olona normaly be izao fa izany hoe misy fotoana maheno voix io ftsn!(tsy very saina toa ireny adala fahita any dago ireny mihintsy akory donc tsy tena mitovy àreny izany lay olona fa misy fihetsehany ftsn le fanaovany hallucination , misy aza in-1/an ihany ilay ol no manao hallucination io, dia ataontsika hoe tokony ho 1h (miserana ftsn ilay izy dia izay e):)


14. vale ( 01/10/2006 13:45)
tywa> misy ffody spesialy omena ireny olona voa ireny mihintsy manakana ilay hallucination kah!!fa saingy matetika misy effet secondaire ilay ffody dia mahatonga fahangovitana na vahotra rehefa miteny na mahatonga trouble na mémoire koa ilay izy indray2 :)
15. vale ( 01/10/2006 13:47)
...efa misy koa nefa ny correcteur ampiarahana @ ny ffody raisin'ilay olona izay manala ny fahangovitana io!!:wink:
16. tisera ( 02/10/2006 05:55)
raha azoko tsara izany dia ny compréhension"-n'ny manodidina no tena manampy betsaka ankoatry ny fanafody sy ny fitsaboana samihafa.
17. diamondra27 ( 02/10/2006 11:38)
la schizophrénie :c'est une maladie mentale caractérisée par des idées délirantes, hallucinations,discours désorganisés

io aloha izany no tsara ho fantatra alohan'ny hiresahana lalina @ity resaka ity e
18. vale ( 02/10/2006 14:41)
marina be io, fa nefa tsy maharitra mandavan-taona, fa miserana ny fisehony....^:^
19. vale ( 02/10/2006 14:43)
tisera> izy 2 miaraka;-)
20. diamondra27 ( 02/10/2006 21:46)
raha efa nanao crise izy izao ohatra hoe:manana hallucination mi-se raser nefa ny sofiny havanana no ni-raser-ny, dia mbola miverina iny indray andro any(afaka firy taona?), de raser-ny indray ny ilany havia, na dia hoe: mihinana fanadody aza le olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2818