schizophrène

41. diamondra27 ( 07/10/2006 19:37)
vale: tsisy fisaorana akia fa izay no maha mpinamana a!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*

fijo:elah an!
42. vale ( 08/10/2006 00:14)
:-*:-*:-*:-*
diam
43. vale ( 08/10/2006 00:16)
fijo:

vale,hi hihi ,aleo namana asiako dite moramora eto ihany an
:-D:-D:-D
fijo, efa we mampisy hallucination nge wa reny eh! hihihihi:wink:


44. diamondra27 ( 09/10/2006 14:55)
vale: raha mahatanty ilay olona de tsy maninona fa refa tafahoatra loatra hummm, mampieritreritra
45. vale ( 09/10/2006 22:17)
ie,hihihihihihi:°)
46. diamondra27 ( 11/10/2006 13:52)
efa faly aho fa tu as trouvé ta joie:-D:-D:-D
tsiky de tsiky hatrany an:lol:
47. watafon ( 17/10/2006 10:51)
:lol::lol::lol: otrizao v ?
48. fijo ( 17/10/2006 21:31)
vale,an an tsy marina wa izany
49. vale ( 19/10/2006 00:03)
diamondra27:

efa faly aho fa tu as trouvé ta joie:-D:-D:-D
tsiky de tsiky hatrany an:lol:
ka ratsy kosa le mimototra kiah!!! zà ndray alou de aleoko mitsiky2 fa sao hitampodian,ny schiz eo:-D:-D:-D:-P




50. vale ( 19/10/2006 00:04)
watafon:

:lol::lol::lol: otrizao v ?
io an'i watafon io no tena tsara,tondé miomehy oazy na ol tsy te himé aza!!hihihih


51. vale ( 19/10/2006 00:05)
fijo:

vale,an an tsy marina wa izany
fijo: minoa ftsn ihany hoà!!:wink:


52. watafon ( 23/10/2006 10:47)
propagandy v zany sa ? :-D:-D:-D:-D
53. vale ( 26/10/2006 13:21)
watafon: ihihihihi, ien, ngamba, :-D:-D:-D:-D:wink:
54. watafon ( 30/10/2006 07:37)
mangalatra depart an ! :-D:-D:-D:-D
55. Fiffi ( 01/11/2006 11:24)
hummm ! misy dité manaraka foana an!
56. diamondra27 ( 03/11/2006 00:13)
tena manomboka le rediredy ato an

:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.7591