schizophrène

21. tisera ( 03/10/2006 07:17)
dia tena io voalazan'i diam27 io mihitsyaloha no niseho nandritry ny reportage é! tena manazava hevitra be izany i patrick nefa ilay resany tsy dia mifandray @ zavatra mitranga . Dia variana be zah!8O
22. diamondra27 ( 03/10/2006 17:21)
tisera: za aloha sy nahita le reportage an!
fa zavatra hitako io dia lazaiko anareo.Ao anatiny manko ny tenanay de mahalala tsara ny zava-miseho. Misy aza pire noho io.
Fa dia mampahery ny fianakaviana e! tsy moramora ny mahazo toerana @ireny foyer na maison spécialisée ireny, sady tsy ampy ihany koa ny personnels. Raha mbola tsy any @ HP izy aloha dia mbola azo hiafiana sy arahi-maso ihany saingy raha ireny reciddive ireny kosa tena mampatahotra ihany eo @ Société.

Hafatra: aza mba maka auto-stoppeur na peuse eny an-dalana fa tsy fantatrareo le olona na marary saina na tsia.
Misy ny sasany @izy ireny manko manana allure normale de mety hi-se tromper mihitsy ny tena raha tsy mitandrina.
23. Bakobako2 ( 03/10/2006 17:39)
Nahita an'ilay fandaharana koa aho ry reto tena ontsa ary midera ny fitiavan'ilay Dadany azy , vitsy ny angamba ny lehilahy manana finiavana toa azy , matetika ny ray no mpandaoza fa tsy ny reny.

Fa lasa ny saiko wa ry reto , misy ireny olona lazaina fa hipetrahan-janahary ireny ,ilay hoe mihetsika tromba sy ny namany reny ve zany tsy misy hifandraisany amin'ity schizophrène ity?
24. vale ( 03/10/2006 22:48)
bako2> asa!
Diam: ie miseho isan-taona ilay izy, na koa in-2 isan-taona ohatra arakarak'ilay olona,...( lasa mivaona ve izao ty resaka ity?) izaho manko schizophrène(depuis 2002) ka isan-taona zah maheno voix sy manao hallucination io fa h@ nahatokisako an'Atra dia lasa niala tao an-dohako ireo zvt ireo, t@ voalohany aloha niverina ihany, fa natoky zah ary nivavaka foana ary be dia be ny olona miteny tamiko hoe na hiboboka ffody eo aza indry tsy misy ffody tsara ohatra an'Atra!!Andramo ka izahao fa tsara izy (dry indray ve no hatoro an'io) fa ho an'izay namana mandalo eto ka sendra voakasik'io aretina io e, fa tena mampijaly ilay izy! mahereza dôly e(l)
25. diamondra27 ( 04/10/2006 09:33)
vale: za tsy nahalala izany , tsy mivaona amiko io fa milaza ilay size

raha izany no izy dia izao an! tu es sur une bonne voie de mahereza mivavaka.
Jesosy Kristy no tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay.
Raha ny Zanaka no hanafaka anareo dia ho afaka tokoa ianareo.
Rien est impossible à Dieu
Be de be ny promesse ao @ baiboly fa dia minoa fotsiny ihany ary tena ataovy anatin'ny fo ny vavaka ataonao , dia atolory azy ny fiainanao fa mino aho fa tsy hiverina intsony io
Farany: roahy @ anaran'i Jesosy io aretina io fa Jesosy ihany no mahafaka ny olana rehetra.
26. diamondra27 ( 04/10/2006 09:42)
Ka ilay voix henonao dia misy karazany roa: misy voix miteny aminao hoe: vonoy vonoy, dia izay no mahatonga ilay olona ireny mamono olona na mandratra izay sendra tandrifiny eo en cas de crise. Rehefa calme ilay olona ka hanontaniana hoe: maninona no novonoinao ilay olona na koa hoe: noratrainao dia valian'ilay olona marary hoe: satria izaho nahita bibilava teo @ lohany dia nalaiko ilay seza na izay zavatra azon'ny tanany teo dia nokapokapohiny t@ ilay lohan'olona en face-ny.
Ny sasany indray dia misy izany hoe:misy personnage izany mibitsika aminy, mibaiko azy hoe ataovy izao. @izay fotoana izay dia tsy ho azonao resahina ilay olona fa ny feon'ilay voix no arahiny. Donc anontanio ilay marary hoe: inona no lazain'ilay olona(tsy virtuel fa imaginaire);-) dia arakaraka izay lazainy eo no itondranao azy, fa tsy tonga dia sakanana forcé ilay olona tsy hanao ilay zavatra maha repotra azy (ilay crise-ny)

vale: tsara raha toa ka maka rivotra kely ihany koa ianao , miala ao an-tranonareo mihitsy
27. vale ( 04/10/2006 13:19)
diam: marina izany aky ah, h@ nivavahako dia lasa tsymatahotahotra intsony zà na maheno zvt aza, de mivavaka mafy satria mety asan'ny devoly doly koa ireny zvt hitanao reny?:-*
Tena ilaina ny fakan-drivotra, marina mintsy zany!:-*:-*
28. vale ( 04/10/2006 13:23)
diam: dia ny ahy izany ny fisehony t@ 1° misy petite voix miteny hoe rah mihinana sakafo enao na misotro rano de ho faty de 2jrs zà tsy nety ninana n'in2 ka rah tsy notsindromina nentina tany @ hopital natory tsy niala le voix ,izay vao nasahy nisakafo,mhhhhhhhh, bdb ny zvt hafa fa io alou ny oh azoko lazaina !!:)
29. vale ( 04/10/2006 13:28)
ary tena marina fa tsy realy akory ilay izy fa ny saina no efa maheno heno zvt! ka izay lay ilaina matanjan-tsaina ,tsy mino an'ilay izy mba tsy hatahotahoa-poana,ary mila mahatoky fa manana mpiaro dia Atra izany sinon dia boboka ffody eo ftsn!:?... aty ivelany aty be d be ny oul tsy mino an'Atra ka dia ireo lany andro @ ffody ireo ary lasa dépendant an'ilay izy :?; misy tsy sitrana mihintsy fa dia marary mandavan-taona eny, aman-taonany maro aza e!:)
30. diamondra27 ( 04/10/2006 13:51)
http://www.alterpsy.org/remission.php

vale!: matokia ary manàna finoana e!mahereza

vao t@ debut de l'année teo izao no nisy olona fantako izay nanao hallucination satria nisy pb t@ fiainany izy. Dia nitantara tamiko ny zavatra niseho,nampahereziko nivavaka, nasaiko naka rivotra, fa vao omaly izy niantso ahy ary nisaotra fa en cours de guérison, mihevitra izy fa niverina toy ny état hatr@izay ny comportement-ny.
Ny zavatra najo azy izany de oe: pb perso nitambatambatra, dia nivadika nahita matoatoa izany izy, de tsy afaka matory mihitsy na alina na atoandro fa matahotra foana. Tsy sahy mipetra-drery.Tsy azo vonoina ny jiro @ alina.
Maheno feo koa izy. Dia niteny aho izany taminy hoe: tokony haka rivotra kely ho'aho ianao miala ao antranonao ao mihitsy. De t@ vacances teo zany izy niala tao antranony ary hitany fa nisy fiovàna be teo @ fiainany ilay naka rivotra.(tsy miasa loha @ fiainana isanandro , tebiteby sns... fa de oe: vacances e!)
Dia narahiny vavaka koa ilay izy aloha

Izaho koa moa nilaza azy hoe: makà namana azo antoka hiresahana ny manjo anao, dia izy afaka mihaino anao sy mi-épauler anao satria mila mivoaka le olana mahazo anao fa tsy kiboninao samy irery.

conclusion: miverina toy ny taloha izy, sitrana, faly, miresaka tsara.


31. diamondra27 ( 04/10/2006 14:01)
http://www.doctissimo.fr/html/psychologie/mag_2002/mag0913/ps_6617_schizophrenie_conseils.htm

ireo izany no tokony ataon'ny olona akaiky anao sy tokony ho fatandry zareo
32. tisera ( 05/10/2006 06:06)
=D=D tena miombon-kevitra @ diam sy vale aho @ lé hoe Andriamanitra mahery Jesoa Kristy ka mahafaka ny ratsy rehetra isan'izany ity aretin-tsaina ity fa dia mila finoana matanjaka!
33. diamondra27 ( 05/10/2006 06:55)
fa raha voatery tsy maintsy mihinana fanafody kosa aloha dia tsy maintsy hohanina le izy an!

Mandeha am-pahendrena ny fiainana fa tsy @ fihetsempo. Izany hoe: tsara ny matoky fa Jesosy manasitrana fa kosa raha efa grave be le cas, dia tsy azo tapahina du jour au lendemain le traitement na de manam-pinoana be aza ianao fa ialàna tsikelikely.

Asa na azonareo ny tiako lazaina?

Sao de mihetsika eo le crise raha vao tsy nihinana le fanafody de Jesosy no mahazo tsiny.
34. tisera ( 05/10/2006 10:41)
:-D:-D:-D marina tokoa moa izany é! ny fanafody fitsaboana fa Jesoa mpanasitrana !
35. fijo ( 05/10/2006 20:51)
aza mitory teny moa ry zareo fa tssssss,jesosy koa anie adala toa io e.
36. tisera ( 06/10/2006 05:18)
:?:(
37. diamondra27 ( 06/10/2006 17:16)
fijo: tsy toriteny fa tsy mzaintsy miteny ny zava-misy e!

38. vale ( 06/10/2006 21:15)
ny an'i fijo dité ihany no mpanasitrana azy rehefa voany gripa izy:°):lol:

fijo: tandremo fa ireny dité ireny anie ka mahavoa ny hallucination e:-D lasa schizophrène eo koa enao an!=))=))=))=))
:)
39. vale ( 06/10/2006 21:18)
diamondra27:

fa raha voatery tsy maintsy mihinana fanafody kosa aloha dia tsy maintsy hohanina le izy an!

Mandeha am-pahendrena ny fiainana fa tsy @ fihetsempo. Izany hoe: tsara ny matoky fa Jesosy manasitrana fa kosa raha efa grave be le cas, dia tsy azo tapahina du jour au lendemain le traitement na de manam-pinoana be aza ianao fa ialàna tsikelikely.

Asa na azonareo ny tiako lazaina?

Sao de mihetsika eo le crise raha vao tsy nihinana le fanafody de Jesosy no mahazo tsiny.
diamondra: ie :°)

...dia misy koa voan'io ohatra ny cas an'i "Molly" io fa izy indray mihevitra fa hoe "le nouveau sauveur" izy :?
dia mesy alou t@ le rohy fa misy hatsipy2 ny manodidina ireo:wink::-*



40. fijo ( 06/10/2006 21:50)
vale,hi hihi ,aleo namana asiako dite moramora eto ihany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4564