Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx ( 16/04/2003 15:12)
fitsapana
Zà de vehivavy 21 taona. Miaraka amina lehilahy izay tena tiako aho. 2 taona izay no niarahanay. Natahotra anefa aho fa miala bala foana izy rehefa manomboka miresaka ho avy izahay. Tsy maintsy mitan... suite
répondu par jm le 22/12/2003 20:46
hery ( 16/04/2003 15:04)
Jeu de couleurs
Iza no mba afaka manome jeu de couleurs hafa fa mbola misy site serasera hitadiavana couleurs. Izany hoe lazaina ny loko afaka miaraka. Ohatry ny hoe amin'ity forum ity dia ireto no loko miaraka #99... suite
répondu par six le 03/03/2004 17:13
xxx ( 15/04/2003 19:10)
Tsy maintsy hanambady?
Fotoana efa mahalehibe ahy izao. Kanefa isaky ny mahita vehivavy iarahana aho dia tonga dia vady foana no eritreretiny. Dia tsy maintsy izany foana ve? Izaho anefa mbola tsy vonona amin'izany satria m... suite
répondu par shala le 02/10/2013 06:40
ravatorano ( 14/04/2003 18:57)
fa maninn é !
fa maninn tokoa wà ny kofa no tsy maintsy fônn mi-joba é ! na dia efa misy tsilo be aza eo dé mbola misy mahasaky miditsa iany. Ity net ty né ry zalah ka fitaka no bobaka eto é ! Ny joba midit... suite
répondu par fijo le 06/01/2004 11:18
xxx ( 14/04/2003 15:40)
Izany daholo ve
Efa taona maro nivadina izahay ary 2 ny zanakay ,nanontany olona hafa koa fa dia mitovitovy @ izay ihany: Tsy dia te hanao firaisana firy @n' ny vadiny mihoatra ny in-droa isam-bolana,ny antony rerak... suite
répondu par fijo le 06/01/2004 09:56
xxx ( 14/04/2003 11:52)
Kely zavatra
Ah ah ah, tonga dia tsoriko ny resaka. Fa za toa mahatsapa hoe kely ny fandehanjavatra ka mihomehy ny jôba. Firy cm kay ny norm e? Ary raha sendra kely dia atao ahoana? bbbrrrrrr wwwaaaaaazaaa... suite
répondu par iriantso15 le 08/01/2015 10:08
xxx ( 14/04/2003 08:50)
inona no ataoko?
Tsy tia ahy io vehivavy io taloha.Nitory fitiavana tamin'io vehivavy io ao taloha de tsy nanaiky izy de zaho koa tsy nisisika.Kanjo ankehitriny nony ny niaraka tamin'ny vehivavy hafa aho dia zay izy v... suite
répondu par Aandrianina1 le 14/05/2018 05:30
xxx ( 14/04/2003 08:35)
Inona no ataoko?
Misy olona tia ahy any.Niaraka tamiko zany olona zany nandritra ny fotoana fohy.Zao nefa izy efa tsy tiko satria mampirafy.De nialako izy,de hatramin'izao izy dia mbola misisika amiko foana nefa izaho... suite
répondu par pisoin le 09/04/2005 11:51
xxx ( 13/04/2003 08:04)
tsy teho bevoka
Ahoana kay ny fomba atao raha tsy te ho bevoka kanefa ilay olona miaraka amiko te hanao firaisana foana kanefa tsy tiany mampiasa kapôty. Inona le fanafody hanina iny moa?... suite
neo ( 12/04/2003 18:45)
CHATserasera
tsy mba misy mandeha ao chat mihintsy ve? raha misy fotoana mba tongava ao ry zala sy zavavy a! Boo sy vahiny ihany no matetika itako ao.Asa mba iza izy ireo?hono oa Mr Eugène?... suite
répondu par ikaretsaka le 16/01/2004 20:04
neo ( 12/04/2003 17:34)
resaketotra
Iza ny sipa tena milay ato ry zala? mba ataoko namana e!... suite
répondu par deghany le 25/08/2005 13:15
hery ( 12/04/2003 16:04)
Matanjaka ny lehilahy
Marina fa misy ireo vehivavy mitaky fitovianjo... kanefa tokony samy hahazo ny anjara tandrify azy. Dia aleo ho an'ny lehilahy ny asa mafimafy. Tsy mamely mihitsy ny mahita pôlisy vehivavy manindrits... suite
répondu par fijo le 06/01/2004 11:19
xxx ( 12/04/2003 15:43)
Inona no ataoko?
Fantatro fa mampirafy lé sipako. Izaho anefa tia azy. Isaky ny miteny azy aho dia lazainy fa tsy sérieux fa manenjika azy. Mahita excuse fona izy. Hisaraka aminy ve aho?... suite
répondu par SYLLA8 le 09/10/2015 03:48
xxx ( 11/04/2003 13:21)
mony
Ny argile verte ve manamaina ny mony @ tarehy ? sa tokony asiana crème de beauté après ? atao masque ve ? sao mba misy afaka manoro hevitra ahy 'nareo ? Misaotra indrindra !... suite
répondu par xxx le 28/07/2004 23:01
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.2119