Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx
(
25/06/2003 16:12)
manirery
izaho dia lehilahy 19 taona.Vao avy nisaraka t@ vehivavy iray aho.Tsy mety mahita olona azo asolo azy aho nefa mahatsiaro ho irery mila namana.Inona no tokony ataoko?...
suite
répondu par lema le 29/11/2003 15:14
xxx
(
25/06/2003 11:02)
Fa maninona kay...
rehefa misy vehivavy manao filazana mitady namana ireny dia izao no matetika hita ao: tsy misotro, tsy mifoka, chrétien, manana situation stable... dia mba ahoana izany ireo tsy ao anatin'ireo, ny ah...
suite
répondu par fijo le 25/11/2003 20:55
dd
(
23/06/2003 15:30)
Mba fantatrao ve?
Le Site Web* de ZOMARÉ a été réalisé dans le dessein de vous faire découvrir les projets et les besoins de l'association culturelle malgache ZOMARÉ et de son École de Musique et de Danse.
I...
suite
répondu par tonah le 19/12/2003 17:33
haryzo
(
23/06/2003 14:52)
ampio hifidy
zao lesy a! misy service kely mba angatahiko @ lisany :
miaraka @ joba roa aho dé tsy hitako intsony izay atao. Samy tiako be daholo izy roa sady samy potika be amiko koa. Raha lisany dia ahoana no ...
suite
répondu par fijo le 06/01/2004 11:14
xxx
(
21/06/2003 19:51)
scorpions: Mitombona ve?
Resy 6-0 ny scorpions nanolonana ny egyptiana. Mitombona ary ve fa ny egitptiana no mahay baolina satria efa natao daholo ny motivation rehetra manoloana ny mpilalao malagasy. Isika ve no mbola tsy am...
suite
répondu par mirco le 23/01/2005 17:14
xxx
(
21/06/2003 13:02)
Mila toro-hevitra
ahoana kay no fomba mahomby sy haingana hanadinoana ol 1 tianao nefa nandao anao? efa 1 volana mahery mantsy zay no nisarahanay kanefa mbola tia sy malahelo azy foana aho isan'andro.Indraindray mba ma...
suite
répondu par debora le 01/12/2004 07:57
xxx
(
19/06/2003 10:36)
Amour virtuel
C pas un problem kom les otrs fa je veu savoir ce ke vous en pensez:
Il ya qqs temps, je suis en contact avec une meuf ki m'écris régulièrement: onse donnait des nouvelles et on s'est onvoyé des ...
suite
répondu par lilbon le 28/07/2005 14:32
xxx
(
19/06/2003 09:43)
c trop facile...
Ary misy zvtr tena mahagaga an'ah mihitsy ho aho @ reny oln miaraka reny...(moi y compris)
Tena mahay mifandainga mihitsy nareo(mbô kôzy e!)
Tsy haiko hoe mifankafantatra loatra ve de tonga de hay...
suite
répondu par xxx le 14/05/2005 15:03
dd
(
17/06/2003 14:04)
Wimbledon
Raikitra indray ary fa dia manohana anao lalandava 'zahay Dally ô!
Ankitsapaka tournoi de Wimbledon, troisième levée du Grand Chelem, manomboka ny alatsinainy ho avy izao :
Amanda Coetzer (...
suite
répondu par fijo le 05/07/2004 23:43
hery
(
16/06/2003 16:24)
Hafatra tahiry
Misy hevitra vitsivitsy napetraka momba ny fitehirizana ny hafatra. Nalefa email tany aminareo. Raha toa ka tianareo dia eto no anaovy ny adihevitra.
Apetrako etsy ambany ny hafatra nalefako email.
...
suite
répondu par isrine le 13/11/2003 10:56
xxx
(
16/06/2003 08:49)
Inn no position tena ankafizintsika?
Ö ry vehivvavy namana an! Inn ouah ny position tena ankafizinareo rehefa manao ... e?...
suite
répondu par kamory le 20/10/2010 07:37
kloon
(
16/06/2003 08:47)
Inn no position tena ankafizintsika?
Ö ry vehivvavy namana an! Inn ouah ny position tena ankafizinareo rehefa manao ... e?...
suite
répondu par iriantso15 le 08/01/2015 08:54
xxx
(
15/06/2003 17:02)
Fa maninona???????
Misy zavatra iray tsy mety azoko mihitsy @ny kôfa mitovy @ko...
Fa maninona kay ny lehilahy notsy maintsy mampirafy?
Tena marina fa @ oln fanatro dia samy manana au moins sipa roa na telo ry zalahy...
suite
répondu par hendry le 19/12/2003 17:09
xxx
(
14/06/2003 15:10)
gasy miaraka amina vazaha
malaza hoe sarotra ny fiainan'ny couple mixte. ka mba te haheno ny hevitrareo momba izany aho alohan'ny hatafidirana lalina!!!...
suite
répondu par rambofrau le 11/05/2004 19:08
xxx
(
14/06/2003 15:09)
gasy miaraka amina vazaha
malaza hoe sarotra ny fiainan'ny couple mixte. ka mba te haheno ny hevitrareo momba izany aho alohan'ny hatafidirana lalina!!!...
suite
répondu par iliade le 17/06/2003 18:23
xxx
(
13/06/2003 18:57)
Antanin' anandrano sa FJKM
mahalasa saina ihany ity olana miseho ] FJKM ity
ahoana ny hevitrareo @ ao atanin' anandrano...
suite
répondu par rafahafahana le 19/10/2010 16:40
xxx
(
13/06/2003 13:03)
fisotrona taoka sy ny sigara ????
Mba hialaza momba an'io taoka io aho hoe Inona ny mahatonga ny olona rehetra rehefa misy ny zavatra mahanjo azy dia tsy maintsy mivarilzvo foana e! ka tsy azoko mihintsy ny mahatonga an'izany rehetra ...
suite
répondu par xxx le 01/09/2003 15:33
xxx
(
12/06/2003 11:23)
Inna no atao?
Tsy de gravy manao ahonn ny olako fa zany hoe mba tiako ho fantatra fotsiny ny hevitry ny hafa...
Zao: j'ai 18 ans zany de klass terminala aho ary miaraka@na olona 16ans:eny e! mbola azo lazaina hoe ...
suite
répondu par shala le 01/10/2013 06:16
hery
(
10/06/2003 15:29)
Inona indray ny ao Toamasina ao?
Henonay fa misy korontandrotana indray ao Toamasina ao. Tsy mazava anefa na tsahotsaho fotsiny na tena misy tokoa izany gidragidra amin'ny samy malagasy izany. Sao dia mba misy afaka milaza ny tena za...
suite
répondu par Gasiaho le 17/06/2014 08:41
hery
(
07/06/2003 15:13)
Fifaninana @ afisy
Misy fisehoan-javatra mampalahelo eto Antananarivo amin'izao fotoana izao satria mifaninana ireo mpametaka petadrindrina (afisy). Fotoana iray ihany mantsy no anaovana ny fifaninanana ka dia samy mame...
suite
répondu par rinakely1 le 29/11/2003 13:34
