Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rar ( 12/08/2003 17:23)
Polifika
Toerana anjakan'ny lainga sy ny fitaka ary ny fangolika ny politika eran-tany. Porofon'izany ny ala-bato nataon'i Bush raina ho an'ny zanana tany Florida, ny nanejehin'i Blair an'i ilay manampahaizana... tohiny
novalian'i fabien ny 22/08/2003 16:47
dd ( 12/08/2003 16:18)
Mahaleo
Raha sendra hiran'i Mahaleo iray zay ny tenako dia nahatsiaro ny fahazazana, sao mba misy manana ity hiran'i Mahaleo ity : "Tena tia", eto amin'ny tononkira misy ny tonony fa mba tiako henoina mihitsy... tohiny
novalian'i dd ny 02/03/2004 17:13
sue ( 11/08/2003 19:30)
Mariage mixte
Mba ahoana kay ny hevitrareo ny amin'io mety haharitra ve satria eo ny culture tsy mitovy...ka na mifankatia tsara aza eo am-boalohany dia be ny sakana na mety nisy frustrations avy eo.... tohiny
novalian'i xxx ny 12/08/2003 19:56
sue ( 11/08/2003 19:30)
Mariage mixte
Mba ahoana kay ny hevitrareo ny amin'io mety haharitra ve satria eo ny culture tsy mitovy...ka na mifankatia tsara aza eo am-boalohany dia be ny sakana na mety nisy frustrations avy eo.... tohiny
novalian'i fijo ny 16/12/2003 16:36
eugene ( 07/08/2003 17:30)
Ny sazy sahaza an-dRatsiraka
Nivoaka iny izany ny didim-pitsarana voalohany nanameloka an-dRatsiraka. 200.000 ariary sy 10 taona asa anterivozona. Ampy ve sa tsy ampy. Fa maninona moa raha atao lisitra mihitsy ny asa ratsy rehe... tohiny
novalian'i tiiaa ny 21/11/2010 07:01
eugene ( 05/08/2003 08:54)
Kobisoroka ekonomika
Tsy kobisoroka ekonomika ihany ve ny nataon-dRavalomanana momba ny détaxation. Marina fa ho tian'ny vahoaka izy amin'io... ary aleo tokoa halan'Andriana (BM, FMI) toa izay halambahoaka (amin'ny fifid... tohiny
novalian'i fijo ny 13/11/2003 16:56
jin ( 02/08/2003 17:24)
prog.c
Iza no te-hahay programmation el langage C? Io aloha no kely mbola haiko hatramin'izao fa @manaraka miakatra stade ambonibony!... tohiny
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 03:36
xxx ( 02/08/2003 09:28)
NY FIFAMPITOKISANA
Za ah! atrizay ny tiavako olona de miteny ao hoe:" matoky ahy ve ianao de milaza izy hoe tsy matoky ahy". Fa maninona ny vehivavy no tsy mety mahatoky lehilahy mihitsy nade efa milaza ny marina ary l... tohiny
novalian'i riana ny 09/12/2003 09:53
xxx ( 31/07/2003 11:36)
Tsy maintsy manam-bola ve na manam-pahaizana vao ho sambatra ?
Mahagaga ny fiaraha-monina fa rehefa tsy mifanaraka @ ny eritreriny dia toa tsy mety foana, ary ambaniana ilay olona. Misy ny olona tsy manana diploma na iray aza nefa sambatra izy eo @ fiainany sat... tohiny
novalian'i kally ny 06/12/2003 13:06
xxx ( 29/07/2003 09:35)
Firaisana
Raha @ zao androtsika izao:"possible" ve ny tsy hisian'ny firaisana alohan'ny "mariage"?... tohiny
novalian'i zobeda ny 13/02/2004 19:55
stacy ( 29/07/2003 08:55)
misy ve ny tena fitiavana?
raha amiko manokana dia tsy dia mino loatra ny fisian'ny fitiavana marina aho satria ny fitiavana(indrindra ankehitriny) dia toa tsy maintsy misy ratram-po aterany hatrany eo amin'ireo rehetra mba mit... tohiny
novalian'i eli ny 07/12/2003 10:13
eugene ( 29/07/2003 08:33)
Aorian'ny fisarahana
Rehefa avy mifankatia ka misaraka ve dia tsy mety ho lasa mpinamana tsotra intsony? Ny mpivady misaraka aza anefa toa mbola afaka mifandray tsara ihany aty aoriana... ... tohiny
novalian'i riana ny 09/12/2003 09:58
eugene ( 26/07/2003 19:21)
Sangodim-panina
Tsy haiko na tena taratry ny fiainam-pitiavana sy ny fiainan-tokantrano tokoa ny "Sangodim-panina" ao amin'ny TVM na fakàna tahaka ny saga avy any amerika atsimo fotsiny... Sangodim-panina tokoa ang... tohiny
novalian'i six ny 03/03/2004 16:29
xxx ( 23/07/2003 17:47)
KITRO
Fa maninoa ny joba matetika rehefa mijery kofa tonga de any @ kiraro fona?... tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2004 19:55
xxx ( 23/07/2003 12:15)
Ensemble jean?
Aôna reo ry vevavy @ ty kôzy ty an:"rehefa ny vehivavy no manao ensemble jean de tô manja an!nefa raha vao miova akanjo hafa noho ny jean de toa eoeo ihany "... tohiny
novalian'i fijo ny 06/01/2004 09:48
xxx ( 23/07/2003 10:52)
Andrana notification
Rehefa misy mamaly ity hafatra ity dia mahazo email aho...... tohiny
novalian'i hery ny 26/07/2003 10:23
foudamour ( 21/07/2003 16:57)
Sahy ve ianao
Nisy Madama iray manankarena be sady tsara tarehy : sady taviny no volony e! saingy efa nisara-bady no nanontany ahy raha afaka ny hiaraka aminy. Tsy misy fiarovana ampiasaina hoy izy fa amin'izao fot... tohiny
novalian'i xxx ny 07/10/2003 12:16
malalasoa ( 19/07/2003 10:48)
fitiavana
tsara ny fitiavana kanefa mila faharetana be koa, ahitana fifalian sy fijaliana kanefa miankina @ fahatsapa-tenan`ny tsirairay ihany koa ny mampandroso azy na tsia... tohiny
novalian'i xxx ny 22/11/2003 16:40
ikotokely ( 17/07/2003 09:07)
Internet Explorer @ Cybercafé
Inona no fika atao mba tsy ho afaka manokatra afa-tsy fenetre roa ny olona mi-navigue @ cyber, mba lazao koa ny chemin raha ao anaty Base de registre.... tohiny
cocory ( 17/07/2003 08:36)
Mpankafy an'i Eric Tahina
Manao ahoana daholo e! Namana eto ve moa dia tsy mba hisy mpankafy an'i Eric Tahina e?Izaho aloha dia mpankafy 100./. e!Dia mitady anareo mpankafy toa ahy hifanakalo sariny,tononkira,sns,... Misaotr... tohiny
novalian'i felicia ny 12/04/2005 02:22
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8538