Liste des messages
Liste des messages, inserés par eugene, par ordre de date
eugene
(
07/08/2003 17:30)
Ny sazy sahaza an-dRatsiraka
Nivoaka iny izany ny didim-pitsarana voalohany nanameloka an-dRatsiraka. 200.000 ariary sy 10 taona asa anterivozona.
Ampy ve sa tsy ampy.
Fa maninona moa raha atao lisitra mihitsy ny asa ratsy rehe...
suite
répondu par tiiaa le 21/11/2010 07:01
eugene
(
05/08/2003 08:54)
Kobisoroka ekonomika
Tsy kobisoroka ekonomika ihany ve ny nataon-dRavalomanana momba ny détaxation. Marina fa ho tian'ny vahoaka izy amin'io... ary aleo tokoa halan'Andriana (BM, FMI) toa izay halambahoaka (amin'ny fifid...
suite
répondu par fijo le 13/11/2003 16:56
eugene
(
29/07/2003 08:33)
Aorian'ny fisarahana
Rehefa avy mifankatia ka misaraka ve dia tsy mety ho lasa mpinamana tsotra intsony? Ny mpivady misaraka aza anefa toa mbola afaka mifandray tsara ihany aty aoriana... ...
suite
répondu par riana le 09/12/2003 09:58
eugene
(
26/07/2003 19:21)
Sangodim-panina
Tsy haiko na tena taratry ny fiainam-pitiavana sy ny fiainan-tokantrano tokoa ny "Sangodim-panina" ao amin'ny TVM na fakàna tahaka ny saga avy any amerika atsimo fotsiny...
Sangodim-panina tokoa ang...
suite
répondu par six le 03/03/2004 16:29
