Marary ny KARATE malagasy

1. xxx ( 14/08/2003 12:55)
Mampalahelo mihitsy ny taranja karate malagasy aiza ve ka gidragidra lava zao, ny Jeux Africain @ izany de tsy lazaina intsony efa vita ny selection nefa ny championnat de mada aza mbola tsy vita , nefa tsy lazaina @ nationale mihitsy hoe efa vita io selection io fa mbola tenenina foana hoe mbola preselection foana h@
novalian'i 2203 ny 22/09/2011 07:13
2. isrine ( 18/12/2003 19:22)
tsy marary fotsiny zany fa efa maty mitsy e!
3. ramoul ( 15/04/2004 21:21)
fa de inn fotsiny zany no nataon'ny mpikarakara tao ra marary ny karaté malagasy? de inn kounko ny fanafody tokony hahasitrana izany aretina izany ra araky ny heritreritrareo?
4. ikaretsaka ( 15/04/2004 23:44)
ny fototra mihitsy no amboarina
5. fijo ( 16/04/2004 23:44)
amiko dia mila fikaonan dohan'ny mpanao kara te io.matetika mantsy ireo mpitondra dia olona tsy nanao ilay taranja akory,ka izay no maha loza azy.
6. ramoul ( 19/04/2004 14:30)
marina mintsy zany fijo
7. fijo ( 19/04/2004 22:49)
io dia manimba zavatra be any mada.sy aty france.raha olona nanao spaoro mantsy mba mahatsapa ny hezaka sy izay tokony hanampiana azy ireo ihany.
8. jhouhlambout ( 20/04/2004 12:18)
ampio izy e!
9. 2203 ( 22/09/2011 07:13)

fijo:

amiko dia mila fikaonan dohan'ny mpanao kara te io.matetika mantsy ireo mpitondra dia olona tsy nanao ilay taranja akory,ka izay no maha loza azy.

aiza ko no misi oulona hitondra karate tsi nanao karate zani fa enao ko tsi mba mieritreritra fa fali anatsikera fotsini , fa niza niza kou né mitondra eo tsis ze ahafapo zani e, fa ni tiko tenenina anao fotsini we, reo oul rehetra eo am fitantana reo de oul ancien combattant avokoa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4882