prog.c

1. jin
(
02/08/2003 17:24)
Iza no te-hahay programmation el langage C? Io aloha no kely mbola haiko hatramin'izao fa @manaraka miakatra stade ambonibony!
novalian'i ded.kitty ny 14/05/2012 03:36

8. hery
(
04/08/2003 17:45)
Raha ohatra ka raikitra ilay izy jin dia afaka manokatra email iray aho languagec@serasera.org ohatra ka izay te handray anjara dia miditra amin'io (tahaka ilay tononkira sns). Dia i jin ao no mandefa lesona. Ny fanontaniana izany dia alefa amin'io adiresy io ihany koa na alefa amin'ny adiresin'i jin.
Sa manana hevitra hafa i jin?
Efa misy kil vitsivitsy aloha ireo...
hery
Sa manana hevitra hafa i jin?
Efa misy kil vitsivitsy aloha ireo...
hery

11. miavisoa
(
04/08/2003 09:28)
Tena hevitra tsara izany koa , handoa écolage aza atao fa ampio moa izahay fa tena tsy mahay an 'io mihintsy e! ary programmation momba ny oracle ve Jin mahay?

12. kambana
(
04/08/2003 10:42)
Azo atao ve ny manafaingana azy ity fa efa liana izahay ? Raha misy hafa mahay koa ange afaka mananmpy ê!

13. jahary
(
04/08/2003 12:06)
Salut jin!
Ina ny niveau tsy maintsy ilaina amin'izany? Raha zah de tena intéressé e! Aza no mety ahitana anao @ izany
Ina ny niveau tsy maintsy ilaina amin'izany? Raha zah de tena intéressé e! Aza no mety ahitana anao @ izany
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/jahary ny 05/08/2003 00:06

14. jahary
(
04/08/2003 12:12)
Mba valio ra misy fa efa te-hiova !Zao ndray ka misy an'izany Windows 2005 zany ndray!efa manomboka mankaleo!
Miandry valiny urgent!
Merci
Miandry valiny urgent!
Merci
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/jahary ny 05/08/2003 00:12

15. jin
(
14/08/2003 12:41)
Voalohany dia:
Misy suyntaxe maromaro ilaina ianarana!
Si ...... alors
........
sinon
........
finsi
Ohatra!
Si x
Misy suyntaxe maromaro ilaina ianarana!
Si ...... alors
........
sinon
........
finsi
Ohatra!
Si x
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/jin ny 15/08/2003 00:41

17. xxx
(
05/09/2003 15:44)
Tsy ho ela e!
novalian'i https://forum.serasera.org/forum/user/xxx ny 06/09/2003 03:44

19. kakalahy
(
09/10/2003 08:24)
Aza dia taraiky moa ê, dia mba ataovy lavalava fa tena mampagetaheta be fotsiny klé ! Fohy loatra sava-ranon'andony !...

20. levondraky
(
09/11/2003 14:09)
Ankoatran'ny fahaizana language ve tsy ilaina koa ny fanana compilateur? sa tsy mila an'izany?
Dia raha eny ny valiny dia ahoana ny fomba ahazona azy (free)?
Tairo ary fa ela e! sa efa nanomboka? :-)
Dia raha eny ny valiny dia ahoana ny fomba ahazona azy (free)?
Tairo ary fa ela e! sa efa nanomboka? :-)