Mariage mixte

1. sue ( 11/08/2003 19:30)
Mba ahoana kay ny hevitrareo ny amin'io mety haharitra ve satria eo ny culture tsy mitovy...ka na mifankatia tsara aza eo am-boalohany dia be ny sakana na mety nisy frustrations avy eo.
novalian'i xxx ny 12/08/2003 19:56
2. xxx ( 12/08/2003 19:51)
Sarotra be satria na eo aza ny fitiavana indrindra moa ka tsy mafy tsara rehefa vizan'ny fiainana adavanandro dia manorisory daholo ny zavtra rehetra'
3. xxx ( 12/08/2003 19:54)
Sarotra be satria na eo aza ny fitiavana indrindra moa ka tsy mafy tsara rehefa vizan'ny fiainana adavanandro dia manorisory daholo ny zavtra rehetra'
4. xxx ( 12/08/2003 19:55)
Sarotra be satria na eo aza ny fitiavana indrindra moa ka tsy mafy tsara rehefa vizan'ny fiainana adavanandro dia manorisory daholo ny zavtra rehetra'
5. xxx ( 12/08/2003 19:56)
Sarotra be satria na eo aza ny fitiavana indrindra moa ka tsy mafy tsara rehefa vizan'ny fiainana adavanandro dia manorisory daholo ny zavtra rehetra'
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1941