inona no mahtonga izany!

1. xxx ( 27/08/2003 17:06)
Niaraka t@ olona iray aho ary ny nampalahelo ahy dia izao: tena tsy exciter izy fa malemy tanteraka, nilaza izy fa efa tany dokotera fa tena tsy mety hono.Mety nihinana zavatra mahataitaitra vedia lasa misy fiandraikany @ varany ve? sa misy zavatra tsy normal any vatany? tena mamplahelo ahy ilay olona kanefa vao eo 35 ans angambany izy! fa inona no mahatonga izany hono!mba tiako ho fantatra ho any izay mahalala na dokotera izany!
novalian'i fijo ny 06/01/2004 09:46
2. xxx ( 27/08/2003 12:45)
Mety ho mikorontan-tsaina izy na ianao no tsy dia tiany, ny lehilahy à cette âge là est plus viril que jamais.
3. xxx ( 28/08/2003 19:02)
Angamba ianao ihany koa no mila mihetsika kokoa. Misy ny lehilahy mila fanairana bebe kokoa avy amin'ny vehivavy.
Resaka aratsaina mantsy io matetika fa tsy resaka arabatana.
4. xxx ( 30/09/2003 17:53)
Sao mba lehilahy tsy mba manao sport izany lehilahy zany 35 ans ve de vizana sahady. Asaivo mihetsiketsik'izy de enao koa mba manaitaitra azy e
5. xxx ( 02/10/2003 09:15)
salama daholo e!
tsotra ny toro hevitra:
ASAIVO MANDEHA ENY @ GARA NY SOARANO IZY MIHINANA COLA dia ho hita eo
izay indray ôô
6. koty ( 03/10/2003 09:00)
fonosy abokabonkena ny fikany am al mandritrany 3 andro dia ho hitanao fa tena hatanjaka ilay kely
7. xxx ( 07/10/2003 11:01)
manana trouble ormonale angamba izy fa ento any @ specialiste fa tsy normal zany, lehilahy no miresaka aminao manko
8. xxx ( 13/10/2003 13:05)
Mety mbola tsy tena tia anao akory izy, fa raha tena tia izy mitombo ho azy ny dégré-n'ny excitation-ny e!
9. fijo ( 14/10/2003 08:00)
reraka no mahatonga izany,ka ny fanafody dia mihinana "biotone"sy "cola".dia mahazotoa rehefa avy eo.
10. xxx ( 30/10/2003 13:03)
sao dia efa nahavita tany ambadika kosa izy , izay vao nandeha tany aminao ?
11. fijo ( 31/10/2003 20:50)
an,an,tsy marina izany hevitrao izany.fa dia avy tany ambadika aza ny tena,raha miova ny partenaire lasa foana io.
12. pisobe ( 04/11/2003 13:59)
Salut!
Asaivo mijery dokotera izy fa tsy normal zany e. Lehilahy manoloana vehivavy ve dia ho toy izany!
Bye
13. fijo ( 05/11/2003 09:00)
ary i pisobe ity koa anie ka mahay zavatra e!
14. pisobe ( 07/11/2003 15:03)
Salut!
Fijo a, nanana exp fotsiny fa tsy dia hoe mahay zavatra e.
15. fijo ( 11/11/2003 20:14)
ka izay ilay fahaizana ko.ny toa ireny no tena olaina rehafa hanambady.MIAO
16. pisobe ( 11/11/2003 18:55)
Angah.......
17. fijo ( 12/11/2003 20:01)
ie,ireny efa mahay zavatra ireny no tsara,fa ilay vao manomboka regarega be ny miaramiaina aminy.
18. isrine ( 12/11/2003 18:12)
Salut!
Ka ny mahay anie hono lazain'ny sasany fa reraka e! De ahona ary zany?
19. fijo ( 12/11/2003 19:23)
dia samy mifandreraka ao izany ko.inona indray."les vieilles marmites hono..."dia anao ny tohiny.
20. isrine ( 13/11/2003 18:49)
hihihi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1622