Liste des messages
Liste des messages, inserés par amoureus, par ordre de date
amoureus
(
23/08/2003 14:48)
ataovy mahasoa sady mahafinaritra
betsaka ny resaka momba ny fitiavana eto @ forum eto.Izaho aloha tsy dia manana experience
loatra fa ny mba hevitro sy torohevitro dia hoe ento mora ny fitiavana.aza mitady olana @ mitia roa na matah...
suite
répondu par xxx le 22/11/2003 16:17
amoureus
(
05/07/2003 12:27)
marary ny foot gasy
tena tsy avotra intsony ity foot-ball malagasy ity.Ny vahaolana omeko dia izao:esory daholo izay tsy mamely rehetra fa aza asiana henatra na tahotra.
Ary aoka izay ity efa akaiky match ity ...
suite
répondu par totty le 10/02/2005 20:55
