Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx ( 19/05/2003 13:27)
Mpihira diso lalana
mahavariana ihany ilay mpihira atao hoe THIARY satria raha ny lalana nolalovany (mpanao variété, reggae,dombolo, hira gasy ...) dia hita fa tsy mety malaza izy ary tsy manao hafa tsy ny maka tahaka ... tohiny
taxbota ( 17/05/2003 10:40)
rap
o!ry zalah! ny rap anie tena ahitana ainga mpanahy eh! sady rehefa mivazo tena milay ah!... tohiny
novalian'i six ny 21/02/2004 18:23
dd ( 17/05/2003 10:00)
Fahatsiarovana ny 13 mai 1972
Asa ianareo raha nisy nahita ilay hafatra tao amin'ny http://www.haisoratra.org/breve.php3?id_breve=38 mitantara ny nanjo ity olona iray tamin'ny ady sy hotakotaka 13 mai 1972. !!!... tohiny
novalian'i kitjo ny 14/05/2004 07:26
lives ( 16/05/2003 14:09)
pelaka
pédé aho ary faly noho izany toy ny bandy rehetra aho kanefa kofboy no tena tiako ahoana nareo @izany? ... tohiny
novalian'i diasn0732 ny 12/09/2018 02:57
xxx ( 16/05/2003 11:23)
Fivavahana sy ny valiny, ho antsika kristiana
Hono aho, mino ve ianareo fa mamaly vavaka tokoa Andriamanitra ? Be ihany ny boky novakiako momban'io. Ohatra : "La Prière", nosoratan'i Dr Rice. Mangataka izy an, dia tena valin'Andriamanitra araka ... tohiny
novalian'i Ranyah ny 29/08/2012 21:54
xxx ( 16/05/2003 11:14)
Namitaka
Diso ve aho raha manantena zavatra tena sérieux tamin'ny internet??!!! Noheveriko haharitra kanjo nofinofy fotsiny. Izaho anefa mino fa mbola ho avy ny anjara eto amin'ny namana... tohiny
novalian'i josi ny 21/04/2005 13:18
ravatorano ( 13/05/2003 10:00)
13 Mai teny Mahamasina
Zà aloha tsy teny fany vaovao reko tao amin'ny Don Bosco tamin'ny 12 ora atoandro no entiko hitondrana azy. Raha namotika ny estrade ny vahoaka tonga teny izay nanohitra an'ity fihaonan'ireto KMMR t... tohiny
novalian'i xxx ny 15/05/2003 08:33
hery ( 12/05/2003 15:30)
Tsy lojika ny KMMR
Tsy lijika ny KMMR amin'ilay hetsika hataony eto Antananarivo. Nanasa ny prezidàn'ny repoblika izy... kanefa fantatra foana ny kabariny isaky ny manao fivoriana. Sady ny tena tsy maha lojika azy k'lo... tohiny
novalian'i fijo ny 06/02/2004 20:52
xxx ( 12/05/2003 11:09)
Rasa-bolo
Ny ahy kosa ry zalahy dé ity ny tena mampieritreritra ahy a Hitan'ialahy isany ny sipa izao dia manala ny volon'ilay fika foana , izany hoe na rser na hetezana. Dia hoe ny kofiboay hono tsy tokony ... tohiny
dd ( 10/05/2003 16:53)
Matrix ve mba hainao?
Iray amin'ireo sarimihetsika nandaniana volabe tsy toko tsy forohana, efa mba nisy nahita ve? ny ahy ny voalohany no hitako... asa raha tena arakarak'izay koa ny hatsarany ...... tohiny
xxx ( 10/05/2003 11:45)
éducation sexuelle
Inona avy no zavatra tokony ho fantatry ny tanora momba ny sexe avy @ ray aman-dreny ary inona ny zavatra hainy ho azy (namana...)?... tohiny
novalian'i kintanala ny 22/02/2005 16:52
xxx ( 09/05/2003 09:52)
Masturbation
Manontany tena ihany aho ry zalahy hoe hatramin'ny firy taona ary ny bandy no mbola vosariky ny masturbation fa izaho izao 23 taona nefa dia mbola manakny foana e! Na manana sipa ary dia toa mbola il... tohiny
hery ( 07/05/2003 17:41)
Pety sy Antananarivo
Hamory vahoaka eny @ 13 mai hono i Pety hankalazana ny tolom-panafahana @ 13 mai izao. Ho hita eo na hanaraka azy Antananarivo ka hataony antso avo hoe "Teto Antananarivo izahay no nahavory olona be i... tohiny
novalian'i drajo ny 26/09/2003 11:17
rrodin ( 06/05/2003 11:53)
Inona no foto-pinoan'ny Malagasy?
Talohan'ny fahatongavan'ny Vazaha na ny Mpanjana-tany teto amin'ny tanàna. Nivavaka ve ny Malagasy? Nivavaka tamin'iza? Inona no tena fomba fivavaka Malagasy? Oviana no tonga teto ny Soratra masi... tohiny
hery ( 06/05/2003 08:31)
Linux sa Windows?
Linux sa Windows? Inona no mahatonga ny Malagasy tsy mbola miditra tanteraka amin'ny linux? Na ny CyberCafés izay mijafajafa amin'ny fampitahorana sy ny fanenjehan'ny Logidis aza dia mbola tsy miova ... tohiny
novalian'i yazman ny 06/02/2011 10:01
hery ( 05/05/2003 16:01)
Baolina kitra
Toa marina ihany ny an\'i Ndalan René. Nisesisesy mihitsy mantsy ny faharesen\'ny Scorpion de Madagascar tato ho ato. Tsy mba nisy fandresena mihitsy. Sao dia mbola tsy tokony hanao baolina ary ny Ma... tohiny
novalian'i ronaldo09 ny 13/08/2004 19:21
lucienr ( 04/05/2003 15:25)
trosa sy toe-karena...
mba te hanontany ny hevitrareo aho mikasika ny mety ho fivoaran'ny toe-karena raha jerena ireny valan-dresaka nifanaovan'ny mpanao gazetintsika t@ Atoa Gobin Nankani. Mety hisy fanantenana ve? ... tohiny
novalian'i xxx ny 05/03/2004 14:57
hery ( 03/05/2003 19:32)
Kidaona maraina
Be ny nitaraina momba ny resaka kidaona maraina @ Radio Tana. Mitohy ihany anefa ny fandaharana. Tsara ihany izany io? Izaho k'lou efa vahiny tao e. :)... tohiny
novalian'i six ny 06/03/2004 11:46
xxx ( 03/05/2003 12:04)
Hatao inona ny namana?
Hatao inona ity takelaka ity? Hitadiavana namana sa hitadiavana vady? Marina fa mety hisy ny fitiavana fa betsaka ny finamanana mety miforona eto. Na arak'asa izany, na ara-pivelomana, na ara-pinoana,... tohiny
novalian'i six ny 03/03/2004 19:14
hery ( 02/05/2003 15:35)
Fandokoana taxi
Noterena handoko beige ny fiarany izany ny mpanao taxi. Tsy maninona izany fa endriky ny tanana ihany koa. Fa maninona koa raha toa ka lokoina araka ny karazany avy ireo fiaran'ny mpiasam-pajakana? Am... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 3.3719