Internet Explorer @ Cybercafé

1. ikotokely ( 17/07/2003 09:07)
Inona no fika atao mba tsy ho afaka manokatra afa-tsy fenetre roa ny olona mi-navigue @ cyber, mba lazao koa ny chemin raha ao anaty Base de registre.
2. hery ( 17/07/2003 17:39)
Tsy mbola henoko hoe azo atao izany... kanefa asa aloha.
Fenetre iray ihany angamba no mety misy fika fa mbola vao hokarohina.
3. dd ( 01/08/2003 15:00)
raha windobs 95-98 , dia jereo fa misy atao hoe Poledit azo atao tsara ny parametatra rehetra ahafahana manakenda tsara izay tiana alehan'ny olona.

raha linux indray dia apetraho ao amin'ny http://linuxmg.org ny fanontaniana, misy afaka hamaly ao.

miresaka base de registre ianao, ark'izany dia windobs izany no ampiasainao. jereo ao @ pejin'i windobs fa misy atao hoe ressources kit, azo alaina dia ao misy lay poledit kou.
4. xxx ( 01/08/2003 15:05)
fa ny tsy azoko amin'ny fanontannianao; fa maninona no fitaratra 2 ftsiny no tianao sokafan'ny olona? misy antony manokana ve io? ohatra, mety mampihena ny bande passante mankeny @ ordi ampiasain'ny olona ve ny fanenana ny isan'ny fitaratra mivoha? ... possible fa arakaraka izay structure reseau nao io ...
5. jahary ( 04/08/2003 12:43)
mi intéresser anah io resaka io ry kotokely fa mba lazao ahop raha nandrana lay Poledit ianao!
6. jahary ( 04/08/2003 12:47)
mi intéresser anah io resaka io ry kotokely fa mba lazao ahop raha nandrana lay Poledit ianao!
7. jahary ( 24/09/2003 16:46)
Sao mba misy ola manana cyber na mahalala isika ato? Mba asaivo mankato izy fa tsara atao mba hivondronana manoloana an'ireo FAI ireo e! sady koa mba hiarovana ny asa sy hivondronana sa ...
8. hery ( 24/09/2003 17:59)
Azo ampiasaina ilay block popup. Io dia misakana ny fenêtre hafa izay misokatra tsy nahy (tahaka ny publicités etc...) Amin'ny barre d'outils Google dia misy an'ilay izy saingy tandremo fa tsy misokatra koa ny target="_blank" rehefa bloquer-na ny popup.
9. nickyjenny ( 01/10/2003 18:25)
Misy zavatra azonao tadiavina momba izany any amin'ny zdnet.com na download.com.com
Momba ny utilitaire io a.
ka azonao asiana mot de passe ilay freeware dia programmer-nao hoe inona daholo ny application azonao sokafana, firy ny fenêtre azo sokafana, ....
tsy tadidiko aloha ilay anaran'ilay izy fa tsy maintsy mba mamaky kely an'ilay définition ianao vao tena mahita an'ilay izy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3472