KITRO

1. xxx ( 23/07/2003 17:47)
Fa maninoa ny joba matetika rehefa mijery kofa tonga de any @ kiraro fona?
novalian'i fijo ny 10/02/2004 19:55
2. alex54 ( 23/07/2003 17:48)
norme tsara zany e!!! fa maninona koa ny kofa rehefa mijery joba tonga de any @ nono sy ny .......?
3. alex54 ( 23/07/2003 17:58)
norme tsara zany e!!! fa maninona koa ny kofa rehefa mijery joba tonga de any @ nono sy ny .......?
4. xxx ( 23/07/2003 12:01)
De aôna raha izao no mitranga .le bandy bôgôsy nefa ny kiraro ratsy?Matoa mantsy ny kiraro no jerena vôlou de any no itsranà le tvolahy bôgôsy en Gle.Mila miketrika tsara ry sipa fa sao de tara @ kiraro fotsiny ah!
5. harnik ( 24/07/2003 15:55)
Marina mintsy zany ! ny antony hoy ianao :tsimaintsy any @ tongotra no handrefesan'ny vehivavy zay tsy hitany rehetra any.Arakaraky ny pointure hono no mety hadirin'ilay fikabe ka zany no mahatonga azy hijery ambany.Zà zao pionture 42 ka eritrereto @ zany
6. hery ( 24/07/2003 17:23)
ha ha ha
Aoka rangahy!!! lasa hifampijery tongotra hatramin'ny lehilahy handrefesana ny zavatra raha izany no marina...
7. xxx ( 30/09/2003 18:00)
Ny fijerena kiraro ve? zay le hoe jugement à l'apparence. very enao raha aty amiko zany. ny anay ny valeur no mikôty fa tsy ny kata. Fa rehefa milay enao na kapa pne aza no anaovanao fantatry ny ol fôna hoe milay e. zay fa aza variana any amin'ny kata fa ny dahalo ko anie afaka mividy izay kata lafo indrindra e . DE AHÔNA ???
8. xxx ( 01/10/2003 09:13)
Valio koa ary leitsy le fanontaniana 1è iny hoe ny lehilahy mijery nono sy ............. De ahoana zany??
9. xxx ( 02/10/2003 09:13)
Salama daholo e!

Matetika ny vaivavy tia vola no mijery ny kiraro avy hatrany, hita matetika tokoa io refa mifanena @ tovovavy enao dia mody miondrika izay izy.

Ny lehuila mijery nono sy ny fitombenana indray dia io no manintona @ vevavy avy hatrany misy ho lalaovina angamba tsy haiko? fa nany tenanay aza mba misy fotoana tratran'izany koa. koa tsa omena tsiny izahay lelahy satria ny vaivavy koa anie ka manao ATTIRENCEhisarihana ny mason'ny lehilahy e!
FA ZA MBOLA TSY NAHITA KA LELAHY NANO KIRARO LAFO VIDY NA TSARA BE KA HANINTONANA VEVAVY FA TSY MAINTSY NY FITAFIANA SY NY VOLA NY ANY LELAHY

Mila mitandrina isika fa @ izao ANDRO FARANY IZAO BE NY FAKAMPANAHY E§

MAZOTOA MIVAVAKA DAHOLO
handresna ilay ratsy fa TSA MANANTANDRO NY RATSY E§
dia mirary soa e!
10. rfanjav ( 15/10/2003 18:50)
jerena kosa aloha hoe mba mahavita miborosy kiraro sa kamolahy tsy mahavita tena ! ha ha ha
11. xxx ( 21/10/2003 19:53)
Ka raha feno vovoka teny an-dalana ny korarony de ahôna ?
Kamo tsy mahava-tena izy am'zay sa ahôna.
Ary raha milay be ny kirarony nefa izy DAHALO de ahôna ? Lasa ihany zao ve ? Sa ????
12. rfanjav ( 24/10/2003 10:12)
F\'angaha moa ny kirarony fotsiny no jerena,
any fotsiny ny maso @ voalohany, fa miakatra ihany iny maso iny ka!

F\'angaha koa moa izany dahalo izany hita eny @ tarehy eny, rehefa tsy mamakafaka dia mijabaka ao e!

Resaka daholo izany, fa na izany aza tokony mba hifandanjalanja ihany ny zavatra eny @ tena fa tsy hoe ny kiraro milay be nefa ny fitafiana tsy mamely,
dia rehefa mba manao metimety @akanjo koa (ohatra complet na pataloha velon-drirana) dia tokony kiraro mifanentana @ izany fa tsy hoe adidas akory,
izany rehetra izany dia azo itsarana lehilahy ihany hoe mba mahavita tena ve sa bordel be?!
fa tsy hoe \"pataloha velon-drirana nefa na ariary manahirana!\"
13. xxx ( 25/10/2003 10:37)
kozy mintsy aky zany an!! tsy dia oe resak vola zany fa mbo fomba fijery fotsiny!!
14. xxx ( 17/11/2003 20:18)
Inn ny antony hoy enao manontany?
tsotra ny valony, @ maha olombelona d naturel b zany satria ny maso natao mba hijery ka ataoko fa tsy blèm ra ny kitronao no jereny e! Ka ra ny nononay na ny vodinay ko no jerenao tsy asiana blèm zany, "maso mijery tsy mitondra mody é!!!"
hanananay ka tsy zé taraiky d zay ny @
15. xxx ( 18/11/2003 13:52)
odray !! aiza ary nareo zany e!! atao in fotsiny ny maso raha tsy ato hijery!! raharahinao in na any @ kitro na vody no jereko 1è!! ze tiako ihany io!!!!
16. fijo ( 19/11/2003 20:05)
jereo ary e.
17. oupsyyy ( 19/11/2003 16:10)
Hey aza miady a, ny hevitra no ampedina a, calme daolo sika!!! Samy mijery zay tiany ho jerena de vita, fa ny sipa lety jereny daolo na ny volon'ela aza, ze rehetra any amin ela a, de ny tena mahalatsaka de avy eo tantarainy any amin'ny akama hoe i xxxxxxxx aky zao sy zao fa tsy koi lesy zany fa ny maha izy an ela aseho a, ka inona ary no ataon n'ela refa tsy mahavidy kitrona 1750000 ela, za kosa alou tsy hanitsaka an zany e!!!
18. rfanjav ( 19/11/2003 11:49)
Ho an'ilay nametraka hevitra t@ 18/11 :
tsisy afaka hametra ny masonareo hijery izay mahafinaritra anareo akory,
FA MBA AMBOARY IHANY NY FOMBA FIRESAKA AZAFADY!

19. fijo ( 20/11/2003 20:30)
masika rfanjav an,hmm,tandremo daholo.
marina ny anelahy raoupsy,1.750 000 ve dia laniana amin'izay kiraro.fisehoana ivelany fotsiny izany.sady misy anie tsara kiraro,fa tsy mahay mikoty sipa e,de lany fotsiny eo ny kiraro sy ny vola.tsy naleo nampirevena ny akama?
20. oupsyyy ( 20/11/2003 14:16)
Hahaha, mety kou mahatakatra kitro na 1 750 000 fa ny coco zéro, de iza ary ny tinareo e???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0825