KITRO

21. fijo ( 20/11/2003 19:18)
salit an,
trop letsy ry akama izany kirarona 1 750 000 izany a.mba asiana fetra ihany ny revy fa sao dia lasa zavatra hafa.
22. kally ( 07/12/2003 12:29)
Ny fomba fahasimban'ny kiraronao io anie ka isan'ny taratry ny toetoetranao e! ka na kiraro-na 1 750000 aza ny eny an-tongotry ny lehilahy,ho lolohavina angaha iny?Voataratra eo foana ny momba anao.Ary ny loza aza,mety ny fanaovanao kiraro lafo be ohatr'izany,mampano,ntany tena ihany hoe sao olona tia tena loatra aza ity olona manitsaka vola be ity?Tys haiko aloha e!
23. rinakely1 ( 16/12/2003 11:19)
sao d fohy no izy izy raha vo miala ny kirarony d zany no mahatonga ny vhv mijery ny kitrony e!
24. fijo ( 17/12/2003 09:37)
hay moa.
25. rinakely1 ( 05/01/2004 13:09)
nefa ra samy tsy mikararo isika d samy tsy mifampijerijery e!
26. colpain ( 22/01/2004 13:48)
ie tsy mifampijerijery fa tonga de mifampikitika2
27. fijo ( 23/01/2004 20:58)
kay,kay kay,marina io racolpa.
28. pitchou ( 24/01/2004 11:56)
ny fikarakaran'ny olona ny vatany d manomboka avy any ambony: ny endrika sy ny volo aloha, avy eo ny fitafiana ... ary ny matetika adino dia ny tongotra! tsy ny alafon'ny kiraro no jerena fa raha olona mahava-tena fa tsy paozy ivelany fotsiny d ho hitanao eny @ kapa na kiraro anaovany! na ataontsika hoe tsy mikiraro aza izy, ho hitanao @ tongony izany!
29. fijo ( 27/01/2004 20:20)
izaho izao tsy mba manadio kiraro izany,nefa mba mandro ihany dia ahoana le
30. rixes ( 10/02/2004 12:01)
de ahoana koa izany raha kofa mindrana kiraro de wane eo ilay joba fa nanatena sosy be ahaahhaa!
31. fijo ( 10/02/2004 19:55)
de vasoka ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1574