Liste des messages
Liste de tous les messages, par ordre de date
xxx
(
02/09/2003 11:55)
Joba vita
Hita ivelany ve zalhy ny joba efa vita??? de in no halalana azy???...
suite
répondu par fijo le 27/01/2004 09:27
xxx
(
01/09/2003 15:49)
fitiavana voarara
Efa mba nisy taminareao ve nitia olona ao anatin'ny fianankavianareo?Amin'izao fotoana izao dia tsy hitako mintsy izay atao satria misy olona iray any ho any tena tiko ary mino aho fa tia ahy koa izy....
suite
répondu par fijo le 25/11/2003 20:53
hery
(
31/08/2003 08:36)
Izay tsy manohitra dia manaiky...
Alahady ny andro dia mba namaky baiboly... dia hitako tao hoe "Izay tsy manohitra antsika dia miaraka amintsika" (Mk 9,40). Maninona no tsy io no entin'ny Kristianina miatrika ny Kristianina tsy mitov...
suite
répondu par fijo le 28/01/2004 11:09
dd
(
30/08/2003 16:22)
Hafakely indray ...
Nandeha nijery an\'ity sarimihetsika \"Pirates des Caraïbes\" aho, dia tena variana fa hay mbola misy ihany sarimihetsika tsara azo jerena toy ireny! Ahoana ny heivtrareo? ...
suite
répondu par donemaskit le 29/01/2004 14:35
xxx
(
30/08/2003 13:59)
FISANDOANA TOERANA HIPETRAHANA
Dia tsy azo atao ve ny milaza marina ny toerana tena hipetrahana rehefa miditra ho mpikambana voalohany ?.Ny sasany izany na mipetraka eto Tana dia milaza fa any USA.Tsy ny toerana misy anao no zava-d...
suite
répondu par harenadanny le 10/06/2016 17:20
xxx
(
28/08/2003 11:13)
Tsy mahatosika firy e!
Ny tena blem d lazain'ny sipa fa tsy mahatosika hono aho! ôtran'ny vetivety d tonga le izy e! indraindray aza tsy mety mihenjana ileiry! tsy haiko fa tena mila fanampiana ny bandy e!Inona no tokony h...
suite
répondu par fijo le 06/01/2004 11:12
xxx
(
27/08/2003 17:06)
inona no mahtonga izany!
Niaraka t@ olona iray aho ary ny nampalahelo ahy dia izao: tena tsy exciter izy fa malemy tanteraka, nilaza izy fa efa tany dokotera fa tena tsy mety hono.Mety nihinana zavatra mahataitaitra vedia las...
suite
répondu par fijo le 06/01/2004 09:46
amoureus
(
23/08/2003 14:48)
ataovy mahasoa sady mahafinaritra
betsaka ny resaka momba ny fitiavana eto @ forum eto.Izaho aloha tsy dia manana experience
loatra fa ny mba hevitro sy torohevitro dia hoe ento mora ny fitiavana.aza mitady olana @ mitia roa na matah...
suite
répondu par xxx le 22/11/2003 16:17
xxx
(
16/08/2003 14:17)
Tsolotra
Mahafinaritra raha mba samy mitantara kely ny fisehoan - javatra hitany na fantany momba ny tsolotra isika :
Aiza ny toerana be mpanao tsolotra ary ahoana ny fomba fisehoany ?
...
suite
répondu par six le 03/03/2004 16:53
xxx
(
16/08/2003 08:56)
Aiza kay!
Saika hanontany aho rah mahafantatra hoe aiza aty Tana no misy mahay PERL mba hampianatra fa otran'ny sahirana aho......
suite
répondu par rjnirina le 06/02/2004 10:23
xxx
(
14/08/2003 12:55)
Marary ny KARATE malagasy
Mampalahelo mihitsy ny taranja karate malagasy aiza ve ka gidragidra lava zao, ny Jeux Africain @ izany de tsy lazaina intsony efa vita ny selection nefa ny championnat de mada aza mbola tsy vita , ne...
suite
répondu par 2203 le 22/09/2011 07:13
rar
(
12/08/2003 17:23)
Polifika
Toerana anjakan'ny lainga sy ny fitaka ary ny fangolika ny politika eran-tany. Porofon'izany ny ala-bato nataon'i Bush raina ho an'ny zanana tany Florida, ny nanejehin'i Blair an'i ilay manampahaizana...
suite
répondu par fabien le 22/08/2003 16:47
dd
(
12/08/2003 16:18)
Mahaleo
Raha sendra hiran'i Mahaleo iray zay ny tenako dia nahatsiaro ny fahazazana, sao mba misy manana ity hiran'i Mahaleo ity : "Tena tia", eto amin'ny tononkira misy ny tonony fa mba tiako henoina mihitsy...
suite
répondu par dd le 02/03/2004 17:13
sue
(
11/08/2003 19:30)
Mariage mixte
Mba ahoana kay ny hevitrareo ny amin'io mety haharitra ve satria eo ny culture tsy mitovy...ka na mifankatia tsara aza eo am-boalohany dia be ny sakana na mety nisy frustrations avy eo....
suite
répondu par xxx le 12/08/2003 19:56
sue
(
11/08/2003 19:30)
Mariage mixte
Mba ahoana kay ny hevitrareo ny amin'io mety haharitra ve satria eo ny culture tsy mitovy...ka na mifankatia tsara aza eo am-boalohany dia be ny sakana na mety nisy frustrations avy eo....
suite
répondu par fijo le 16/12/2003 16:36
eugene
(
07/08/2003 17:30)
Ny sazy sahaza an-dRatsiraka
Nivoaka iny izany ny didim-pitsarana voalohany nanameloka an-dRatsiraka. 200.000 ariary sy 10 taona asa anterivozona.
Ampy ve sa tsy ampy.
Fa maninona moa raha atao lisitra mihitsy ny asa ratsy rehe...
suite
répondu par tiiaa le 21/11/2010 07:01
eugene
(
05/08/2003 08:54)
Kobisoroka ekonomika
Tsy kobisoroka ekonomika ihany ve ny nataon-dRavalomanana momba ny détaxation. Marina fa ho tian'ny vahoaka izy amin'io... ary aleo tokoa halan'Andriana (BM, FMI) toa izay halambahoaka (amin'ny fifid...
suite
répondu par fijo le 13/11/2003 16:56
jin
(
02/08/2003 17:24)
prog.c
Iza no te-hahay programmation el langage C? Io aloha no kely mbola haiko hatramin'izao fa @manaraka miakatra stade ambonibony!...
suite
répondu par ded.kitty le 14/05/2012 03:36
xxx
(
02/08/2003 09:28)
NY FIFAMPITOKISANA
Za ah! atrizay ny tiavako olona de miteny ao hoe:" matoky ahy ve ianao de milaza izy hoe tsy matoky ahy".
Fa maninona ny vehivavy no tsy mety mahatoky lehilahy mihitsy nade efa milaza ny marina ary l...
suite
répondu par riana le 09/12/2003 09:53
xxx
(
31/07/2003 11:36)
Tsy maintsy manam-bola ve na manam-pahaizana vao ho sambatra ?
Mahagaga ny fiaraha-monina fa rehefa tsy mifanaraka @ ny eritreriny dia toa tsy mety foana, ary ambaniana ilay olona.
Misy ny olona tsy manana diploma na iray aza nefa sambatra izy eo @ fiainany sat...
suite
répondu par kally le 06/12/2003 13:06
