Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
21/10/2003 18:28)
Dia tena sarotra tokoa ve ny mitia olona iray raha vao tsy misy firaisana ara-nofo??
Betsaka no milaza fa hoe mitory tsy fitiavana ny tsy fanomezan'ireo vehivavy ny vatany nefa, misy maha-marina izany ihany @ lafiny sasany....
tohiny
novalian'i sitrakiniaina15 ny 17/08/2015 05:02
oully
(
21/10/2003 09:17)
Nahazo loka ny tononkirantsika
Dia faly miarahaba antsika rehetra fa nahazo loka voalohany tamin\'ny sokajy nisy azy ny tranokalantsika tononkira.serasera.org
Tamin\'izaho nahalala an\'izy io voalohany dia noheveriko fa handoavam...
tohiny
novalian'i rinakely1 ny 10/11/2003 11:20
xxx
(
16/10/2003 15:01)
Manambady dia voageja
Tena zava-misy. Misy namako izay manambady. Tamin'ny voalohany dia tena saro-piaro be mihitsy rangahy ka dia tsy navela hiasa mihitsy aza ramatoa. Na aiza na aiza aleha dia tsy afa-mihetsika. Taty aor...
tohiny
novalian'i raten ny 22/12/2003 18:36
r4d0
(
15/10/2003 10:18)
Hafindrao Windows Serasera
Ary maninona raha hafindra plateform Microsot serasera.org fa efa tsy misy ilana azy ihany Linux/Apache araky ny hevitr'i Hery?
:-)))...
tohiny
novalian'i 2689 ny 30/12/2003 19:14
rfanjav
(
14/10/2003 12:21)
Rehefa hamaky hafatra
Mijaly be vao tafiditra ao @ namana serasera fa ahoana kay?
Ny hafatra anefa mivandravandra mihitsy ery hoe misy vaovao tonga! tsy hita izay hamakiana sy hamaliana azy...
tohiny
novalian'i jokely ny 18/10/2003 17:52
xxx
(
14/10/2003 09:28)
Fahasambarana ...
tena mety tonga amin'ny atao hoe fahasambarana ve ny mpifankatia ?
ny tiako lazaina, tsy ilay firaisan'ny nofo fotsiny fa tena fahatsiarovana fa sambatra eo anilan'ilay tiana? ......
tohiny
novalian'i xxx ny 13/04/2004 01:42
hery
(
14/10/2003 08:03)
ISP any Dago
Tsy haiko na nanao ahoana ny vokatry ny eBit farany teo. Ny hitako matetika mantsy dia bahanan'ny wanadoo.mg ny sehatra ka tsy manana safidy firy ny olona eo amin'ny resaka Mpanolotra ny Internet. Iza...
tohiny
novalian'i fanalanaazy ny 05/12/2003 16:20
mahaizamifidy
(
13/10/2003 12:40)
Mozika
tezitra hono ny Rapeurs fa misy boysband mihira rap (Madagascar io)izahay anefa faly raha mba manao pop koa ilahisany satria izany ange ny tena henjana e,jereo izao ry Eminem fa manao pop tsy misy res...
tohiny
novalian'i malagasy ny 16/12/2003 19:31
megane
(
10/10/2003 17:55)
firaisampinoana
mandeha ny resaka fa tsy hisy intsony ny firaisampinoana, mino aho fa tsy olon'nadriamanitra no mitady hanao izany, ary inona no tanjony @ izany anefa e?...
tohiny
novalian'i xxx ny 23/01/2005 16:53
rfanjav
(
10/10/2003 17:45)
Téléphone portable
Ary ahoana koa ny @ ireny fiantsoana téléphone portable 1000 fmg eny an-dàlana ireny? Nahazo alalana ve ireny, ary mba mahazo tombony ve?
Tsy haiko aloha ny rubrique tokony ametrahana ity adihevit...
tohiny
novalian'i ackassrak ny 14/01/2016 16:57
rfanjav
(
10/10/2003 16:43)
Mpihira evanjelika hono
Ary ahoana indray ireny mpanakanto amin'izao fotoana izao toa lasa nivadika nanao hira ara-pilazantsara ireny?...
tohiny
novalian'i mouvoka ny 18/01/2004 19:06
rfanjav
(
10/10/2003 14:09)
Misy firy kay ny lanitra
Mahagaga fa na dia samy mitonona ho kristianina izao aza dia mifanaratsy ,
misy mihitsy ny manambanimbany ny finoan'ny hafa, samy manandratra fa ny azy ihany no marina, dia miforona etsy sy eroa iza...
tohiny
novalian'i fijo ny 19/02/2004 10:24
rfanjav
(
10/10/2003 13:12)
Iza no tsara kokoa
Miala @ Reny malala dia miditra @ Rainiboto.
Iza no tsara kokoa, dia iza no mampanankarena kokoa?...
tohiny
novalian'i kitjo ny 18/05/2004 07:40
rfanjav
(
10/10/2003 12:59)
Fihaonan'ny namana 2003
Manao ahoana,
Raha hanomana fiarahana mitsangantsangana (excursion) @ ity taona ity, mazoto ve ianareo?...
tohiny
novalian'i djiulambout ny 11/12/2003 12:56
rfanjav
(
09/10/2003 13:11)
Sombin-tantara
Afaka mandefa sombin-tantara foronina ve? Ahoana no atao?...
tohiny
novalian'i sejianis ny 14/04/2004 15:46
mahaizamifidy
(
07/10/2003 18:44)
Tezitra be!
Tezitra be t@ maman-dry aho f izy angamba efa tena lasa adala,ilay sariko teo andohampandrinan-dry nosoloiny soratra hoe:Arovy aho Tompo,ireo boky feno taratasy tsiambaran-telontsika ireny,efa nafoiny...
tohiny
novalian'i rajaona ny 09/11/2003 15:05
hery
(
07/10/2003 17:54)
Governemanta sy Microsoft
Hiara-miasa izany ny Governemanta sy ny Microsoft. Vaovao ratsy ho an'ny mpiondana Linux. Marina tokoa fa hiova indray ny fivoatry ny resaka ordinatera eto Madagasikara. Ho Windows daholo ny any amin'...
tohiny
novalian'i picasso ny 29/12/2003 11:26
xxx
(
07/10/2003 12:19)
afaka revena milay ve?
misy madama zay any zany, $ alo de ananany e, ny euro tsy lazaina intsony, fa izao izy de ratsy sady tapa-barika no matavy be, mety fantatrao izy, sahy ary ve nareo raha eo @ toerako?...
tohiny
novalian'i lema ny 08/01/2004 15:36
xxx
(
07/10/2003 11:08)
manin kay ny sasany no.....
in no mahatonga ny vehivavy sasany mampirafy e, misy tsirony anga io zavatra io sa???...
tohiny
novalian'i fijo ny 13/01/2004 10:09
xxx
(
04/10/2003 18:20)
Manapasaka
Marina ve fa rehefa manapasaka sipa dia tena miraikitra tokoa ilay sipa fa sarotra ialana?? Fa inona no mahatonga an'izany??...
tohiny
novalian'i fijo ny 23/12/2003 12:32
