Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
kitjo ( 03/12/2003 18:27)
zay ko mbo te hahita ooo
Manaona daholo e, maninona raha mba asina fihaonana hafa anelanelan'ny krismasy sy taom-baovao (aza leo nareo fa zay ko mbo te hahita ;-) . Mbo mandalo any manko zay @zany sady mba mety betsaka ny nam... suite
répondu par djiulambout le 11/12/2003 12:55
ankoay ( 03/12/2003 12:43)
fambolena vary SRI
arahaba daholo, 75% ny gasy hono dia tantsaha avokoa. nefa dia mbola tsy tratra foana ilay fanamby hoe "hahavita tena ara-tsakafo amin'ny taona 2000" nolazain'i raika lahy iry? sa niova sata niova ... suite
répondu par hery le 04/02/2005 10:23
ankoay ( 03/12/2003 12:23)
tsena sy fiangonana
Dia tsy mahazo mivarotra intsony zany zao rehefa alahady ny andro fa mandeha any am-piangonana daholo amin'izay ve?. tsy azoko!!! f'anagaha raha mpino aho dia tsy maintsy mankany am-piangonana ry ts... suite
répondu par fijo le 28/01/2004 11:19
xxx ( 03/12/2003 09:29)
ho an'ny gasy aty frantsa
Gaga iany aho ry zareo! manina kay isika refa tonga aty am tany pandrosona aty de adinotsika 'lay malala manina tsikazay? misy mantsy oue tsy ody tsony ony izy fa tsy misy filaminanan,tsy misy fandros... suite
répondu par ralay le 24/01/2004 20:15
rhaj ( 02/12/2003 19:22)
fivavahana.. ny aty sy ny any
manahoana nisy fandaharana t@ tele taty Kanada, omaly.. ny foto-dresaka dia ny hoe afaky ny hiara-hiaina anatin'ny "pluralisme" (religieux) ve isikana.. tafiditra @ izany h@ atheist... ny han... suite
répondu par fijo le 23/01/2004 11:45
hery ( 02/12/2003 18:50)
Tatitry ny fihaonana 29/11/2003
Manahoana daholo ny namana. Tatitra avy tamin'i djiul momba ny fihaonan'ny namana tany Ambohijatovo. Rehefa tonga ny sary dia ho hitanareo @ internet ity tatitra ity. Misaotra an'izay rehetra... suite
répondu par fafah le 17/12/2003 18:14
xxx ( 01/12/2003 19:25)
Mety hahaliana, vehivavy gasy any Liban sy ny sexe!
Dia ahoana no iainanareo any Liban ny fitiavana e? Ohatra hoe ny an'i Isrine? Aza sosotra an!... suite
répondu par isrine le 28/12/2003 20:54
isrine ( 01/12/2003 19:18)
Mandeha ran'orona @ andro mangatsiaka!
Tsy fantatro izay antony ka ilako fanazavana aminareo, fa rehefa mangatsiaka ny andro de mandeha ran'orona za. Tsy isan'andro akory fa indraindray. ... suite
répondu par ikaretsaka le 22/03/2004 09:18
mars ( 01/12/2003 15:06)
Rehefa avy voadona
Hono hoy aho ry zareo: Possible ve ny hanadinoana tanteraka ny ratsy nataon'ny olon-tiana iray toy ny fampirafesana,sns raha toa mba efa nifamela . Araka ny hitako mantsy mety ho hadinodino iny eo... suite
répondu par fijo le 15/01/2004 11:30
ster ( 30/11/2003 15:05)
Fiaraha-monina ve sa fitiavana ?
Nisy ankizy izay promotion-nay tamin'ny mbola kilasy de 4ème tany ho any, nilaza tamiko; taorina kelin'ny mariaziko hoe "amin'izao voalohany izao ihany anie io no matsiro fa rehefa elaela eo dia lasa... suite
répondu par fijo le 10/02/2004 10:59
sifotra ( 29/11/2003 18:53)
Takelaka
Le soratra etsy @ ankavanana ambonin'ny le Linux kosa ngamba tokony we "windows" e? Zay iany.... suite
répondu par fijo le 04/12/2003 09:44
xxx ( 29/11/2003 15:18)
ny filahina
hono hop aho inona marina no tena tinareo lehilahi lava filahina ve sa fohy sa lehibe sa kely... suite
répondu par fijo le 06/01/2004 16:46
rinakely1 ( 29/11/2003 10:07)
Ho an'ny lehilahy manokana
Inn koa kay no andrasanareo @nay ary inn ny zavatra ataonay manafintohana anareo? D inn ary no tokony ataonay mba tsy hampirafy nareo e?... suite
répondu par fijo le 14/01/2004 11:45
moi ( 28/11/2003 15:48)
Tsy ilaina ny fanafodiny
Tsapa ho miroborobo ny sehatra isan-karazany miady amin'ny SIDA, ary misy vola be mandehandeha any ! Tena eran-tany io, ka mahalasa ny saina hoe Tsy atahorana ve ny fahitana fanafody manasitrana ny SI... suite
répondu par dom le 23/01/2004 09:13
ster ( 28/11/2003 14:06)
Manambady nefa manana sipa kely
Dia tena heloka bevava mihitsy ve ? Tsy azo atao tanteraka izany ? ... suite
répondu par fijo le 10/02/2004 10:57
lema ( 28/11/2003 13:45)
ho anareo vehivavy
inona no zavatra tena mba takinareo aminay rehefa miaraka,ary inona no atonay tsy tantinareo?... suite
répondu par mawashi le 14/01/2004 11:24
fijo ( 28/11/2003 12:51)
fahasarotam-piaro,aretina sa fitiavana?
manao ahoana daholo, mba tena tsy fantatro ry zareo izay mahatonga ny vehivavy ho saropiaro,ary dia mahavita mikaroka izay rehetra momba ny tena.Dossiers,tranon-karatra sns ,izany ve mbola hoe fitiav... suite
répondu par fijo le 08/01/2004 10:04
lema ( 28/11/2003 11:40)
virj
betsaka ny vehivavy milaza rehefa miaraka fa mbola virj nefa rehefa manao toa tsy zany akory,inona kay no mahatonga ny sasany manao anizany,maninona kay raha tsorina e!mahamenatra ve?... suite
répondu par ja le 18/01/2005 17:21
lion ( 28/11/2003 09:01)
Lene marlin
muSic, fa efa mba fitiavana ihany izany ka ato no ampidirako azy, sao mba fantatrareo ny titre an ilay film @ clip-n i Lene marlin where i m headed?... suite
répondu par ranomanga89 le 26/12/2003 19:05
xxx ( 27/11/2003 12:22)
Zé mazoto d mamaly daholo e!
"Pour" sa "Contre" @ vevavy mirevy? -Pour enao lazao ny antony -Contre lazao ny antony -raha tsisy ambara d misaotra nitsidika ny lohateny... suite
répondu par fijo le 23/12/2003 12:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.6996