ho anareo vehivavy

1. lema ( 28/11/2003 13:45)
inona no zavatra tena mba takinareo aminay rehefa miaraka,ary inona no atonay tsy tantinareo?
novalian'i mawashi ny 14/01/2004 11:24
2. rinakely1 ( 29/11/2003 10:04)
Vevavy no mamaly. Ny tena takinay @nareo d tsotra ihany:
-fitia mifaly, io ihany no tena ilainay ary mba eo koa ny fifanajana sy ny franchise!
Ny tsy tantinay d ny lainga2nareo ary indrindra moa refa hampirafesinareo izahay.
3. isrine ( 29/11/2003 11:19)
Akory e!
Ny zavatra takiako @ lehilahy iray rehefa miaraka aminy dia ny hilazany mialoha hoe ho sipasipa ve sa mety ho vady in-1 andro any.
Ny à hoe ataonareo tsy tantinay dia sarotra satria ny lehilahy samy manana ny mahazatra azy. Fa marina ny an'i Rinakely hoe fifanajana sy ny franchise, io no zavadehibe raha mitia olona iray enao!
4. xxx ( 29/11/2003 13:37)
zà manokana tsy mba mitaky zavtra manokana @nareo lehilahy. te-hampirafy nareo, ndao raha misy mety hampirafesina amiko! te-hiporitsaka? ndao fa tsy kouahhhh! zà tsy tia mandany andro @ fanazavana mety tsy ho inoako hoe marim-pototra! fa saingy izao: tsy manana zo hitaky na inona na inona amiko koa! izaho matoa miaraka @ olona iray de tiako izy (voalohany) de fantatro izy hope tia ahy! rehefa tsy ao intsony ny fahatokisako azy de miala aho! de rehefa tapa-kevitra ny hiala aho de izy izay!
ary tsy miroso @ fanambadiana izany raha tsy efa samy mahafantatra izahay roa fa mifampatoky fa tsy mifamitaka! raha sanatria ao anaty fanambadiana moa no hitrangan-javatra ohatran'izany de tsy mety ny milefitra satria milefitra indray mandeha ianao de autoroute à haute fréquentation no sokafanao!
masiaka be ve izany sa mba misy rariny ihany?
5. rinakely1 ( 01/12/2003 20:12)
marina mitsy zany!
6. isrine ( 01/12/2003 16:16)
salut!
Ny tena sarotra @ resa-pitiavana anie ry zareo ka ny tsy fahafantarana marina ny ao antsain'ny olona 1 ao e. Asa alou nareo fa toa mandreraka anie ny lehilahy e.
Enao anie na tsy hilefitra aminy ho afaka hanao inona eo anefa e! Ary ry zareo reo efa tena manana ny fomba fiadindreo mihitsy a. Fa rehefa sendra mifanena @ mpaka kitay moa reo hahavita inona e!
7. fijo ( 02/12/2003 17:08)
masika mihintsy ianareo vehivavy ireto an.dia ahoana tsy hisy fiarahana mihintsy izany satria mifampiahiahy foana eto isika.
8. xxx ( 02/12/2003 09:23)
Ny tegna ambesanay aminarô, izikoa hevitrinakahy, ny calin calin kely, fa tegna tianay viavi io ary manan-danja be tokoa
9. isrine ( 02/12/2003 16:12)
zay akia ry X a; calin calin e!
Fijo, afaka miaraka ihany e, fa mbola samy eto ambadiky ny ordi alou zao, hihihi!
10. xxx ( 02/12/2003 19:15)
ho atsika retra, amiko ny fitiavana tsy misy zany oue takina zany na in, ny atotsika @ andavan'nadro aza efa fitakina lava fôna na in io na in refa manao zavatra. fa nareo lela tokony ande ouazy ny tokony ataonareo @ vevavy tsika vevavy kou torakizany! refa mifakaita enao iany no maita ny tokony ataonao @ olotinao, ao aantiny fifakatiavana mila mifapiza toetra, de arakrakizay no ijerevanao oue zao no ataoko ity ol tiko ty, ny tsirairay iany no mhay ny tokony ataony @ oltiny, veloma zareo a!
11. fijo ( 03/12/2003 20:16)
marina izany fa aleo tsy mifampy taky zavatra izany.ialy tena izy ihany takiana dia izay.
12. xxx ( 03/12/2003 10:09)
ka na zany aza anie ry fijo! nareo kofa kou oh tena tss!vao azo ilay zavatra hilainareo d lasa nareo!sa tsy zany!?
13. isrine ( 03/12/2003 16:18)
Ka izay anie no ilana ny hahalalana we inona no takintsika @ dreo e, raha nolazainy anao fa ataony sipasipa enao, de inona no tokony ho olana raha miala izy rehefa mahazo an'le zavatra; Sady alao koa izy hande rehefa mahazo an'le zavatra fa izay no midika fa izy zany tena bandy tsisy fotony!
14. fijo ( 04/12/2003 20:58)
tandremo ra XXXXX an,tsy voatery hiala ny akama rehefa mahazo ilay zavatra,fa mety vao miha miraikitra.homeo aloha dia ho hitanao eo ihany.
15. xxx ( 04/12/2003 11:01)
Marina mitsy zany ry Isrine an!! kofa=fako iza@zay fotona zay!! tsy mitady hafa tsy io!! tena tsy misy inona ny lohany!
16. fijo ( 04/12/2003 19:53)
aza manao an'izany e.ireo vehivavy manam bady izany dia manam bady fako?ty vava e.
17. isrine ( 05/12/2003 18:33)
Za manko mbola tsy manana fako o!
Tsy ratsy kosa anie le izy e: kofa sy fako.
18. xxx ( 05/12/2003 10:51)
za anie tsy niteny hoe ze manabady fa ilay kofa tsy misaina reny resahako!!
fako anie verlan anie kofa!
19. rinakely1 ( 05/12/2003 11:28)
ka na fako na kofa tsy any ngambana ny olana fa we inn no tankitsika @reo lehilahy b reo e!
20. isrine ( 06/12/2003 18:42)
Fifanajana akia!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5345