ho anareo vehivavy
21. riana
(
08/12/2003 19:47)
Fifanajana e, dia fifampizaràna ny zavatra rehetra na ny amin'ny tsara na ny amin'ny ratsy, na namana na inona. Solidarité izany e. Amizay mihena 90 % ny mety ho sujet de discorde, dia hitombo any ho any koa ny fifankatiavana (satria voarakitra ao daholo ny franchise, confiance, etc)... Raha samy tia moa mazava ho azy e !... Fa amizay ho mafimafy fa mety hitombo any @ 200 % koa ny mpialona sy maniry te-ho eo a@ toeranao na ny toeran'i cheri(e) an !
22. fijo
(
09/12/2003 11:48)
fa angaha izahay tsy tsapanareo hoe manaja anareo.ny anareo koa anie,tsy mety foana izay ataonay e.milelaka vao mety aminareo.
28. lema
(
17/12/2003 14:57)
mahay mirevy kosa i fijo sy i rinakely an!ny ray manana lapoaly ny ray manana kitoza de efa rano sy vary zany sisa kouu, dé aza ato be sira fa ataovy be menaka fa zay kou mba te ihinana.
33. doudoudoudou
(
20/12/2003 18:09)
Ny tena takianay vehivavy dé zao
Calin-bisous-fidélité-amour pour toujours-sincérité-
dia za koa mba hiditra amin'ilay mamaly-mamaly fa ohatran'ny mahafinaritra
Calin-bisous-fidélité-amour pour toujours-sincérité-
dia za koa mba hiditra amin'ilay mamaly-mamaly fa ohatran'ny mahafinaritra
35. fijo
(
23/12/2003 12:26)
marina izany ry isrine.tadiavina daholo izao rehetra izao nefa ny tena...
36. lema
(
23/12/2003 12:45)
ka na omena anareo aza ireo tianareo reo dé nareo toa tsy mety ho afapo mihitsy e!
38. lema
(
24/12/2003 10:34)
dé inona anefa lé ho lelafina,tandremo manao izany fa tsy fombatsika gasy zany an!
39. fijo
(
24/12/2003 18:57)
fa angaha izaho nilaza hoe milelaka inona.inona kay no heritreretin dralema holelafina.
40. rinakely1
(
05/01/2004 12:29)
lé ....any no lelafina e, ny hoditra no tiko tenenina fa sao d mihevitra ratsy eo indray an!
fa ra lé any aloha no tinao d tsy maninn koa e!
fa ra lé any aloha no tinao d tsy maninn koa e!
