Liste des messages
Liste des messages, inserés par lema, par ordre de date
lema
(
28/10/2009 17:30)
tsa tsiou
sao mba misy mahay ny fanaovana ireny tsa tsiou reny lé" henan-kisoa amidy eny @ sinoa reny mamy masira"...
suite
répondu par riah le 30/10/2009 09:21
lema
(
27/05/2009 17:37)
ravalo manana
mba tanisao ze mahalala ny harena an'i ravalo hazony sy ny halatra nataony teo @ fitondrana mba ho hitan'ireo zé mbola miaro azy ny zavatra tsy mety nataony...
suite
répondu par xxx le 28/05/2009 06:25
lema
(
17/05/2009 20:00)
saucisse
ahona ny fanaovana saucisse pur porc sy saucisse hena omby?...
suite
répondu par Ratoa le 20/08/2009 14:56
lema
(
04/04/2009 21:18)
departement française
ny hetrao ra averina omena ny frantsay i mdagasikara...
suite
répondu par xxx le 05/04/2009 19:43
lema
(
06/12/2006 16:51)
tsy adinoko
mba tantarao eo hoe ny fahatsiarovana tsara sy ratsy teo amin'ny fitiavanao...
suite
répondu par Fiffi le 13/12/2006 06:48
lema
(
08/10/2005 13:13)
mifameno
mety ve ny fitiavana tsisy firaisana na ny firaisana tsisy fitiavana...
suite
répondu par Herimiafina le 20/10/2005 04:14
lema
(
08/10/2005 13:11)
tsy fahadisoana ny fampirafesana
fantatra fa tsy misy olona manana ny ampy ka zany no mahatonga ny olona mampirafy satria tsy feno ny olona miaraka aminy ary tsy adisony zany fa tsy maintsy afeniny nefa fa misy ny tsy mahatanty...
suite
répondu par hesham le 10/11/2005 03:25
lema
(
11/02/2005 16:13)
omeo hevitra
inn no tokony ho ataona tsy manana valentin sy valentine...
suite
répondu par fijo le 24/02/2005 22:35
lema
(
11/12/2004 11:37)
fitiavana marina
misy marina ve ny fitiavana marina?
amiko alou dé tsy misy,fa ny olona rehetra toa solafaka kely daholo,misy ny miteny ,misy koa anefa ny tsy mivaky,fa samy efa nampirafy kely daholo,na nitsiriritra...
suite
répondu par fijo le 24/02/2005 22:55
lema
(
01/12/2004 19:14)
ny fitiavana sy ny vola
mety mampitombo na mampiena ny fitiavana ve ny fisiana na tsy fisian\'ny vola ao an-trano na @ couple.
fa ny fantatra alou dé ny vola foana hatramin\'izao nbo mahery nohon\'ny fitiavana e!...
suite
répondu par zandrikely le 24/05/2005 14:14
lema
(
30/11/2004 16:22)
ampianaro
ahona kay ry reto ny fanaovana \"tsa-siu\",\"canard laqué\",sy sakafo sinoa reny e!...
suite
répondu par fijo le 08/12/2004 23:44
lema
(
29/11/2004 10:06)
ny fahadisoanay
inona ny famaizana tsara indrindra raha nanao fahadisoana taminao ny olon-tianao ka tsy maintsy ho faizina kely....
suite
répondu par pitchou le 25/02/2005 19:37
lema
(
20/11/2004 21:47)
fitiavana tsara rindra
inona ny metimety:
miaraka @ namana efa mifankalala toetra tsara ve sa miaraka @ olona vaovao mbola tsy fantatra mihintsy dé ao no mifankalala?...
suite
répondu par fijo le 21/02/2005 23:12
lema
(
11/11/2004 21:20)
ny fitiavana teo @ malagasy
samy mba miteny izay ohabolam-pitiavana fantany dé mba azvaina tsotsotra mba ho azon\'ny rehetra ny dikany raha tsy vita de afaka azavain\'ny sasany....
suite
répondu par fijo le 13/12/2004 23:18
lema
(
25/08/2004 17:23)
sazy
misy mahafantatra ve ny sazy azon'ireo efa ni-cland ka tratra?...
suite
répondu par ludo le 26/08/2004 22:14
lema
(
17/08/2004 13:00)
tonkatrano
iza kay no tokony itantana ny vola ao ary ahona no fomba itantanana azy....
suite
répondu par fijo le 24/08/2004 19:31
lema
(
06/08/2004 09:02)
un bon joueur
raha ny tokony ho marina dé avy any @ vhv foana ny fisarahana fa ny lhl tsy hiteny mintsy hoe ndao isaraka fa satriny hono anana1 isam-pokotany fa ny lhl sarim-bavy hono no miteny hoe ndao isaraka,an...
suite
répondu par fijo le 09/02/2005 22:33
lema
(
30/07/2004 19:59)
fa maninn
rehefa miditra ato @ forum raha iova lohahevitra na mampiditra lohahevitra dé lasa mampiditra login sy pass foana
fa maninn kay?...
suite
répondu par ramoul le 01/08/2004 17:59
lema
(
30/07/2004 19:28)
tsara atao namana
misy olona mahafinaritra be mihintsy ao @ groupe-na namana mahay miaina miramirana lalandava mahafinaritra tanteraka ny toetrany dé roboka énao iaraka aminy,fa rehefa miaraka aminy kosa dé ny mifan...
suite
répondu par fijo le 16/08/2004 20:52
lema
(
30/07/2004 19:23)
mahay miala
misy ny fifankatiavana ary misy kou ny fisarahana aorian\'ny fisarahana anefa dia matetika lasa mpifahavalo ny olon-droa ka inn ary no evitra mba ampilay ny fisarahana.
misy olona
-tonga dé mitsot...
suite
répondu par fijo le 16/08/2004 20:53
