ravalo manana

1. lema ( 27/05/2009 17:37)
mba tanisao ze mahalala ny harena an'i ravalo hazony sy ny halatra nataony teo @ fitondrana mba ho hitan'ireo zé mbola miaro azy ny zavatra tsy mety nataony
novalian'i xxx ny 28/05/2009 06:25
2. xxx ( 27/05/2009 18:01)
PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE VOAFIDIM-BAHOAKA ARA-DALANA IZY ! AMPY ZAY ?
3. xxx ( 27/05/2009 18:06)
tokony ôtrany zao ny fanontaniany ry lema, iza no tsy nangalatra t@ mpitondra teo!
4. kidoropamba ( 27/05/2009 19:16)
1300 ny tanindrana nogadrain-dRavalo t@ 2002, ary 8 Merina.
120 ny vehivavy tanindrana nataon'ny TIM ankeriny t@ 2002
300 ny tanindrana nataony sesi-tany t@ 2002
10 ny manamboninhitra novonoiny tao am-ponja
Novonoiny Francisque Ravony
80 ny Merina novonoiny t@ 07 febroary 2009
20 ny tanindrana novonoiny t@ 07 febroary 2009
2.000.000 ny vahoakan'Iarivo nataony fahirano nanomboka t@ desambra 2007 naharesy azy t@ kaominina.

Saika MBOLA HANOHY IHANY izy miaraka amin-dry Manandafy sy Raoelina.

Soa ihany fa teo TGV indrindra fa ny CAPSAT sy commandant Charles.

Raha tsy mibaboka amin'ireo heloka nataony ireo Ravalo dia tsy tfverina eto antanindrazana mihitsy.
5. Noue ( 27/05/2009 19:50)
kidoropamba:
Soa ihany fa teo TGV indrindra fa ny CAPSAT sy commandant Charles.
dia mahafaly anao ery ny famonoan'zareo olona ???? dia mahafaly anao ery ny fandrombana ?? dia mahafany anao ery ny fangalarana , ny habibiana sns ???


:evil: :evil: :evil: :evil: :^) :^) :^) :^) soahiany aloha fa efa vita matavy ny sarle kelinao iny eee :evil: :evil:
6. fijo ( 27/05/2009 19:58)
de tanisao koa ny zavatra vitany raha ireo no lazaina fa nataony
7. Noue ( 27/05/2009 20:11)
ary misy olona dia tsy mba tiany ny mitanisa ny zavatra tsara fa ny ratsy foana eee! na lazaina fa oe ratsy :-D :-D :-D :-D mahagaga eee
8. xxxy ( 27/05/2009 20:48)
ary mbola tsy misy maty tato amin ny serasera de faly mitanisa an

iza no manaraka
9. xxx ( 27/05/2009 21:44)
Kidorompamba ve tsy mana-maso mahita é. Ireo vono olona tantarainao ireo dia tsy hitan'ny masonao fa ren'ny sofina fotsiny, fa ny zava-tsoa maro nataon-dRavalomanana , hitan'ny masonao nefa odianao tsy hita. Ireny lalana migodàna n'Anosibe , ary angaha iny ihany? Ny lalana ao Antampon'Ihorombe mankany Toliary dia lalana kely 8O kim monja nefa atao adiny telo mahery , ary rehefa amin'ny fotaoanan'y dahalo de mora azony eo. Vita soa aman-tsara iny t@ andron-dRavalomanana. Mbola maro ny tsy voatanisa ...
Raha hanontany zazakely ianao hoe iza no mpitondra nahatsiaro azy ireo de tsy maintsy ny anaran-Ravalomanana no hotononin'ny vava tsy manan-tsiny fa nanome kitapo, nizara akanjo ; sns.... Ka iza tamin'zay mpitondra teto Dago tokoa moa no mbola nahavita izany? Tsy ho voatanisako eto daholo fa anjaranao indray ny mba manohy azy afa-tsy hoe " nikimpy " ny masontsika ka tsy mahita fa miandry ho tantaraina ho ren'ny sofina fotsiny .

Raha misy manome ; zavatra ho anao
Kingà miteny hoe : misaotra Tompoko ô.
Ambakàin'ny akoho misotro rano mahay mankasitraka miandrandra mpanome izay tsy mahay mankasitraka ny vitan-dRavalomanana re ry kidorompamba ô.
10. sadeky ( 27/05/2009 22:36)
aza atao mahagaga ny mpanohana an'i tgv eto na any @ hafa dia ireo provocateurs sy mpanao ultimatum
11. bazylou ( 27/05/2009 22:47)
ka le tsara anie natao anapenana le ratsy vrala be!! jereo le vatosoa ana 250 kg!! 250 kg an!! tsy carat akory!! jereo fa napotran'i quartz ny miafina aminy!! iza no tao i le8!!! hihihih, mpilaiso gaigy lahy ilay iny!!
de ze lalanakely sy tetezana kely etsy syeroa ve noanompoana azy e?? tsia!! deba koa anie nanao e!!, aminay dia nangalarin'ny tim and co sy le8 ny vola. :-D :-D :-D
12. patrick2002 ( 28/05/2009 01:19)
xxx:

PRESIDENT DE LA REPUBLIQUE VOAFIDIM-BAHOAKA ARA-DALANA IZY ! AMPY ZAY ?



ka afaka mangalatra ve rehefa president de la republique voafidim-bahoaka :roll: :roll: :roll:
13. xxx ( 28/05/2009 04:51)
Kidorompamba ve tsy mana-maso mahita é. Ireo vono olona tantarainao ireo dia tsy hitan'ny masonao fa ren'ny sofina fotsiny, fa ny zava-tsoa maro nataon-dRavalomanana , hitan'ny masonao nefa odianao tsy hita. Ireny lalana migodàna n'Anosibe , ary angaha iny ihany? Ny lalana ao Antampon'Ihorombe mankany Toliary dia lalana kely kim monja nefa atao adiny telo mahery , ary rehefa amin'ny fotaoanan'y dahalo de mora azony eo. Vita soa aman-tsara iny t@ andron-dRavalomanana. Mbola maro ny tsy voatanisa ...


nareo zany ary ahoana,
ny president de la Republique zany tompoko natao hanao zavatra izy tsy manao ndray no mahagaga, hiasa anie ny diany eo fa tsy hilalao e,
fa tsy midika zany hoe angalaro ny volam-bahoaka, afangaroy @ volanao ny volam-panjakana, mividiana zavatra ho an'ny fanjakana Malagasy tsy ao anatin'ny budget n'i Etat, zany rehetra izany no hanenjehana azy , mazava???
14. xxx ( 28/05/2009 06:25)
tanisao ny harenany taloa ny naha president aza fa ny fantatro aloa dia efa poince izy taloa ny niakarany teo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0973