mifameno
1. lema
(
08/10/2005 13:13)
mety ve ny fitiavana tsisy firaisana na ny firaisana tsisy fitiavana
novalian'i Herimiafina ny 20/10/2005 04:14
4. vale
(
08/10/2005 14:31)
Fitiavana tsisy firaisana ve?efa fitiavana izany ko!
Firaisana tsisy fitiavana? Io indray aloha tsy fitiavana é!Fa fitiavana ....... vinavinao eo 'ze mety ho tohiny ko!!!
Firaisana tsisy fitiavana? Io indray aloha tsy fitiavana é!Fa fitiavana ....... vinavinao eo 'ze mety ho tohiny ko!!!
5. Herimiafina
(
08/10/2005 15:35)
Miankina amin'ny olona sy ny toetoetrany ara-psykolojika io.
-Ny olona tia firaisana tsy misy fitiavana dia olona manana probleme déséquilibre hormonale, ilay antsointsika matetika hoe nymphomane, ka tsy mahatandri-tena rehefa misy occasion.
-Ny olona mitia tsy misy firaisana indray dia olona manana olana ara-affection sy chaleur humaine ary trouble émmotionnelle. Ka afapo na dia ny firesahana sy ny fifaneraserana fotsiny ihany aza.
Na ny iray na ny iray dia tsy dia mety ka raha manohana ny iray fotsiny amin'ireo ianao dia manantona dokotera haingana dia haingana fa misy probleme de santé sexuelle na émmotionnelle.

7. Herimiafina
(
08/10/2005 16:29)
Zany mahintsiny. Misy bandy aza efa tena lasa lavitra be ny aretiny dia tena tonga dia masahy managataka tsotra izao ze sipa hitany hoe andao hananona fa mihevitra izy fa tian'ny sipa hono zany.
Tandremo nefa fa exces hormonal testosterone no mahatonga izany. Izay le ataon'ny vazaha hoe chaud lapin e. hehehehehe. Bitro vô mafana nga enao ry xxx?
Tandremo nefa fa exces hormonal testosterone no mahatonga izany. Izay le ataon'ny vazaha hoe chaud lapin e. hehehehehe. Bitro vô mafana nga enao ry xxx?
9. Herimiafina
(
08/10/2005 16:37)
De valabla amin'ny sipa kou io zavatra io.
Ny hormone eto njay de le dopamine (thyroidienne) na le ovarienne no be loatra e.
Omen tsinjona enao de mihena amin'ny normaly le taux ao anaty rèa de milamina fa tsy mora entin'ny fika fotsiny de te hanao amin'izay hitanao rehetra izao.
Ny olona normal de misy karazana régulateur ao anatiny, mitazona ny taux hormonal ho normal, ka matoa latsaka (lasa impuissant na frigide) na mihoatra ny hormone (lasa nymphomane sy obsedé sexuel) dia misy fahasimbana ny régulateur, ôtsan'ny diabeta ihany io e, tsy ampy insuline raha mihoatra, na tsy ampy glucagon raha mihena.

10. kiali
(
09/10/2005 12:04)
fitiavana tsisy firaisana zany aloh mety hagaga ihany !! efa maty angamba ny zavatra matoa tsisy firaisana fa firaisana tsisy fitiavana misy bedebe !! akipy ny maso de mieritreritra an'i laetitia kasta raha lehilahy de mieritreritra an'ah raha vevahy de mety io :D:D:D
11. Herimiafina
(
10/10/2005 01:13)
Zah kalongany de le karazany voalohany no misy ahy e. reveko kokou le miresaka fotsiny de miaraka etsy sy eroa fa le manao mantsy manimba zavatra bedabe injainjay, mandrava le zavatra favy mi-s'istalle. hehehehehhe:-D:-D:-D:-D
12. pika
(
10/10/2005 05:12)
marina ny voalazan'i kiali e saingy ny tena mahasambatra dia fitiavana misy firaisana :-D:-D
13. Herimiafina
(
10/10/2005 05:33)
De raha tsy mety zany le partenera de ahoana njay. hehehehehehe:-D:-D
15. xxx
(
10/10/2005 06:10)
pika:
raha tsy meety izy dia tsy misy fitiavana ao izany
tsy voatery ho izany kosa eh. Mety sipakely mbola ... tsy ampy taona ny an-draherimiafina kou :roll: bedin'i dadany eo fah ...
17. pika
(
10/10/2005 08:02)
ny efa majeur kosa no ndao ho resahina e
raha mbola tsy ampy taona mantsy dia mbola tsy mety
mbola mianatra daholo rankizy a
raha mbola tsy ampy taona mantsy dia mbola tsy mety
mbola mianatra daholo rankizy a
19. ravakamalala
(
10/10/2005 12:57)
tara dia mikôty dia miray izay vao teraka ny fitiavana
Ny an ny lehilahy izay!
ny an ny lehilahy ny firaisana aloha no tiany, zay vao ny vehivavy.
fa ny an ny vehivavy ny fitiavana aloha zay vao firaisana.
raha tsy meety izy dia tsy misy fitiavana ao izany
Aiza kosa e! tsy io ihany anie ny endrika fampisehoana fitivana e!
20. ravakamalala
(
10/10/2005 12:58)
Herimiafina > Manimba inn lé firaisana? ...fandriana sa latabatra?
An, an, an tena resaka maotina fa tsy azoko
An, an, an tena resaka maotina fa tsy azoko