mifameno

41. Herimiafina ( 10/10/2005 23:08)
De zefalah ve ao anatin'ilay maditra sa le hendry?
42. lilbon ( 11/10/2005 09:06)
kay le za alony to atsy ho hendry e! hahahah:cry::wink:
fa tsy mano amy sipa tsy reveko zany za kle ! zany aza we tsy revena kou ! tonga de hipitsiho !:-D:-D:-D
43. mandrindra ( 11/10/2005 13:54)
aza dia manao an'izany ry lilbon, raha sipa tsy dia mahasosotra nefa tsy revena ve no manome dia handà i lilbon ? Ny ahy aloha asiko e, izy aza manome ko.
44. Herimiafina ( 12/10/2005 04:07)
Raha sipa tsy dia mahasosotra an. ötsan'ny ahoana izany tsy dia mahasososotsa an'i mandrindra izany sao de le katsa-maina be ireny? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
45. fasaly ( 12/10/2005 05:41)
fa ahoana kou zany asiako zany e, asiana inona le izy? voninkazo sa inona....
46. Herimiafina ( 12/10/2005 12:11)
Asiana zàzà. hehehehe:-D
47. ravakamalala ( 12/10/2005 12:33)
tsy azoko marina ilay hoe "asiana". fa maninn no asiana, dia ilay lhl zany "mpanisy" dia vhv "voaisy".
dia ny lhl zany no "rôle" am tantara.

nefa tsy dia voatery ho zay foana anefa aaa!!!
48. Herimiafina ( 12/10/2005 12:34)
Mba asio ary hoe zah hijerevana azy. hehehehe:-D:-D:-D
49. ravakamalala ( 12/10/2005 12:38)
Aza tratrako fa maratrako!:-D:-D
50. Herimiafina ( 12/10/2005 12:40)
Kay, fa inn no anasivanao ahy sao burin sy martou? Hehehehehehe:-D:-D:-D
51. hesham ( 17/10/2005 12:07)
Herimiafina:

Kay, fa inn no anasivanao ahy sao burin sy martou? Hehehehehehe:-D:-D:-D


Tonga aty asiko :-D:-D:-D:-D:-D
52. mandrindra ( 17/10/2005 14:26)
ilay hoe asiana dia toy ny hoe fenoy ny banga, izay rehtra mety ho tsetsemana izany e !!
53. hesham ( 17/10/2005 14:30)
herimiafina , tongava aty hoy aho asiko koa .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
54. Herimiafina ( 17/10/2005 21:22)
Asianao inona ry hesham, ary asianao amin'inona, enao nga manana le fitaovana fanisiana, hehehe :-D:-D
55. hesham ( 18/10/2005 01:40)
Herimiafina:

Kay, fa inn no anasivanao ahy sao burin sy martou? Hehehehehehe:-D:-D:-D



Reo no anasiko anao :-D:-D:-D:-D:-D:-D
56. Herimiafina ( 18/10/2005 01:52)
Malemilemy ve lou le burin any aminao any, miankina amin'izay ihany mantsy, sa ny an'ny vadinao no ampiasainao amiko? hehehehee:-D
57. hesham ( 18/10/2005 02:02)
Tongava aty de hitanao ny patiny e .:-D:-D:-D
58. Herimiafina ( 18/10/2005 02:04)
eeeeh, tokotrany an? hehehehhe:-D:-D:-D:-D
59. hesham ( 18/10/2005 02:21)
Ataoko mamay tsy te hierika ny anarako tsony .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
60. Herimiafina ( 18/10/2005 02:25)
Sao de le mifanohitra an'izay no hitranga, continue, continue, hehehehe :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4491