mifameno

21. Herimiafina ( 10/10/2005 13:19)
ravakamalala:

Herimiafina > Manimba inn lé firaisana? ...fandriana sa latabatra?

An, an, an tena resaka maotina fa tsy azoko



Ny tsy azon'ny olombelona antsaina dia misy zavatra be dia be miova rehefa avy manao firaisana voalohany amin'ny olona tiany izy.

Toy ny vazy io, raha vaky dia mbola azo averina recoller-na indray les morceaux, saingy tsy mitovy amin'ny valeur-ny tamin'ny voalohany intsony ilay vazy.

Le fiovana anefa dia heritreretintsika foana hoe mihatsara.Mety marina izany saingy misy lafiny maro tsy hain'olombelona hazavana,mifangaro ny Karma, sns.
22. ravakamalala ( 10/10/2005 13:39)

Inona marina no tian ny mpanoratra ambara fa tsy mety mazava!
23. vahiny2004 ( 10/10/2005 13:40)

Marina ny an'i Ravakamalala ary azo atao koa ny mifehy tena !

Nahafantatra olona aho, nanao témoignage , fa efa nifanaraka izy 2 fa tsy hanao firaisana alohan'ny fanambadiana no fanirian'izy 2 miaraka ... dia tanterany ny fanirian-drizareo. Araka ny nolazainy dia somary nalavirina ny occasion mety hahatonga azy teo @ firaisana

Izany hoe efa nanana tanjona kosa izy hoe hivady
24. ravakamalala ( 10/10/2005 13:43)
Miala satroka aho! Izay marina anie no mahasamy hafa ny olombelona am biby e! Ny olona manana saina eritreretana, fa samy mahay an io daholo na biby na olona.
25. mandrindra ( 10/10/2005 13:46)
vahiny 2004, tokana ao anatin'ny Iray hetsy kosa izany tantarainao izany e.
26. chipie1 ( 10/10/2005 14:17)
kefa misy tokana aloha kou :lol:
27. vahiny2004 ( 10/10/2005 14:31)
Marihiko aloha fa ilay olona ireo tsy niteny hoe tsy mbola nanao firaisana t@ olon-kafa mihintsy taloha an, mety ho samy efa niaraka taman'olona avy rizareo ... fa ny fiarahany no novàny fa angamba araka ny voalazan'i arimalala hoe miova kely ilay fitiavana rehefa nisy firaisana dia mba nifidy lalana hafa rizareo
28. vahiny2004 ( 10/10/2005 14:34)
nisy diso : herimiafina fa tsy arimalala ilay citation
29. Herimiafina ( 10/10/2005 14:37)
Hafa mihintsy anefa le hoe te-hanao firaisana nefa mifehy tena toy izay le tsy hanao mihintsy.

Tsy sarotra ry reto zany mifehy tena izany an. Il suffit hoe alefa lavitra ny saina, miaina sahady le après dia hitanao fa lasa frein ho azy izany tsy hanaovanaovana foana.

Io frein io no maha samy hafa ny olona amin'ny biby. Fa raha tsy nisy io de efa afaka nanao teny andalambe daholo ny lahy sy ny vavy vao mifanena.
30. xxx ( 10/10/2005 15:29)
herimiafina >> marina ozy
31. Herimiafina ( 10/10/2005 15:54)
Oye! Oye! Oye!:-D

Oye!:-D
32. vivi ( 10/10/2005 21:57)
raha ho anolona madio saina aloha d tokony ho hifameno izy 2 reo nefa koa tsy voatery fa safidiny 2 tonta, nefa koa raha ho any tanora loatra aloha d tokony hijanona fitiavana tsotra fotsiny fa tsy tokony hisy firaisana ranofo
33. Herimiafina ( 10/10/2005 22:02)
Ara-medikaly de tsy dia mbola ari-fomba loatra ny fitaovampananahana raha tsy roapolo taona amhery any.

Mifandray amin'izay ihany koa ny fomba fisainana ny toetra, sns.
Hany ka maro ny tanora no manao danin'ny kibony be amin'ilay fitiavana sy le firaisana ara-nofo nefa mbola tsy dia zakan,ny sainy loatra araka ny tokony ho izy izany raha ny tena marina.
34. vivi ( 10/10/2005 22:10)
angaha mbola tsy matory foana ry herimiafina !
35. Herimiafina ( 10/10/2005 22:11)
Mbola mazava aza aty aminay aty kou. Ary enao aza e, mbola nijery xxl njay zay? hehehehehe:-D
36. vivi ( 10/10/2005 22:16)
an,an kosa e, mila toromaso fa tsy mahita d mba mijery kely fotsiny e! ary mbola tsy vizana foana ,tena mafy b mihintsy
37. Herimiafina ( 10/10/2005 22:20)
Ka tsisy atao fa mahakamo be daholo ze atao aty kou. Lasa kamolahy be hoa zah e. Normal zany fa midina ny hormone angamba.

Hay de tsy mahita tory tsony raha tsy mahita hunhunhun kely an. de iza zao no mba heritreretinao ao? hehehehe:-D
38. vivi ( 10/10/2005 22:25)
sady efa tonga koa ny ririnina d mahakamo b marina, sady na ny mieritreritra azy d mankaleo avy hatrany!,aiza kosa tsy mahita tory raha.....!fa mba mirevy anizany Amerika e!
39. Herimiafina ( 10/10/2005 22:30)
Te-ho aty zamerika ngah i toi. Manao côbôy côboy miaraka amin'i raherimiafina. hehehehehe. Hitako eto sahady marina mafy. hehehehe :-D

Enao ve efa nahita xxl cowboy? hehehehe:-D
40. zefalah ( 10/10/2005 23:03)
amiko aloa raha sipa tsy tiako no asiko a!! tsy de itako le tsiron'le zavatra.
fa afa fona lay sipa tena reveko....da!!! manja be.
sady otrany ela be zany vao tonga ...
amiko ko alo ra sipa fotsiny fa tsisy firaisana de tsy mety..satria mifameno izy reo...fa zay manaja tena kosa miandry an'lay raha sy ny vody ondry sy ny tapimaso ary ny kabary..zay vao miray ara nofo..zay neny endry...ie..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3907