fa maninn

1. lema ( 30/07/2004 19:59)
rehefa miditra ato @ forum raha iova lohahevitra na mampiditra lohahevitra dé lasa mampiditra login sy pass foana
fa maninn kay?
répondu par ramoul le 01/08/2004 17:59
2. hery ( 30/07/2004 21:26)
Manahoana,

Mbola misy olana kely
http://forum.serasera.org/index.php?rub=viewthread&msgid=m4105949b1d4d3

misaotra
3. ramoul ( 01/08/2004 17:59)
Hery dia mbola tsy mitsahatra ny mankahery anareo tompon' andraikitra foana ny tenako nohon' ny zavatra rehetra vitanareo atram' izao. :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1134