tsy fahadisoana ny fampirafesana
1. lema
(
08/10/2005 13:11)
fantatra fa tsy misy olona manana ny ampy ka zany no mahatonga ny olona mampirafy satria tsy feno ny olona miaraka aminy ary tsy adisony zany fa tsy maintsy afeniny nefa fa misy ny tsy mahatanty
novalian'i hesham ny 10/11/2005 03:25
2. fasaly
(
08/10/2005 13:40)
asakasaky izay manao e! rehefa mahay manafina sy tsy hanao zay hankary ny iray fotsiny de efa basy..
3. xxx
(
08/10/2005 13:45)
Raha io hevitrao io dia tokony hampirafy daholo ny olona rehefa. Dia maninona kou mou raha mamaky banky daholo eh, dia mangalata fiara, dia manendaka, dia izay miseho manda vonoina - tsy fahadisoana mantsy izany satria isika tsy manana ny ampy.
Mety tsy manana ny ampy ny olona rehetra fa izay tsy mahafehy tena ihany no manao hadalana.

5. Herimiafina
(
08/10/2005 15:44)
Tsy lavina fa tian'ny olona ny "vices" ary tena tiany tokoa, saingy afenina satria ny "vices" dia anao manokana fa tsy fananana iombonana amin'ny olondrehetra.
Ka tsy adala ny olona raha toa ka tsy tia mampiseho izany imasombahoaka satria toetra tsy mihaja sady tsy mendrika loatra ankehitriny ny manonontonona teny mamoafady etsy sy eroa eo imasona zazakely na olona antitra.
Indrisy anefa fa nohalalahana ny "vices" ka nomena rariny satria hoe zavatra tian'ny olombelona hany ka toa tsy mampaninona ny mikitikitika vadin'olona, ny manararaotra olona amin'ny resaka filana, sns, ny fampirafesana.
Tadidio fa ny olona izay manome rariny ny "vices" dia olona manana "obsession" ka manamarintena sy mitady raison amin'ny zavatra ratsy fantany fa maha-faible azy.
Koa tandremo izany.

6. Herimiafina
(
08/10/2005 15:46)
Ny tiako tenenina teo dia "ny olombelona dia manamarina ny zavatra maha-faible azy, manambony morale be satria mahatsiaro tena diso sy enjehin'ny heritreriny"
Faly ery rehefa mahita fa misy olona maro koa mitovy hevitra aminy ka samy manana io faiblesse natahorany io.

7. xxx
(
08/10/2005 16:37)
zay mihitsy ry hery ah. tsy hoe izay maro mpanao anie dia tsara sy mety avokoa eh.
sady tsy hanana ny ampy na oviana na oviana koa anie tsinona eh. hanangona problemes sy aretina ho an'ny tena fotsiny indray avy eo. ataovy moa koa, zah ngah no hifanena amin'ny mpaka kitay.

8. Herimiafina
(
08/10/2005 16:43)
Betsaka kou anie ankehitriny ny olona manan io faiblesse amin'ny resaka infidelité sy sexe io no tsy matahotra intsony miseho imasombahoaka miaraka amin'ny toetrany e.
Satria izy nisy niteny na mihevitra fa ny olona rehetra dia tia an'izany daholo na koa hoe ny olondrehetra dia manao an'izany daholo. Dia mihevitra izy fa kay tsy izy ihany no mpanao an'izany na manana izany faiblesse izany.
Ny tsy fantany anefa dia aretina ilay izy ary azo tsaboina. Ary tsy voatery ho marary mitovy aminy daholo ny olon-drehetra.

9. lema
(
09/10/2005 07:20)
ka le izy anie tsy resaka faiblesse fa resaka besoin ohatra hoe za mila tambitamby nefa le vadiko masiaka be foana dé mba maka izany aty @ sisiny alou za betsaka ny zavatra tsy ampy de alaina aty @ sisiny dé mifameno izy,fa tsy voatery sexe foana anie no tsy ampy fa io kosa lou tsy maintsy misy kely foana mba ahatanteraka azy
10. xxx
(
09/10/2005 09:32)
fa maninona raha miresaka aloha ... dia mba manontany tena kely koa hoe inona no mahatonga azy hasiaka amiko, na miankina aminao na tsia. dia ifanampiana izy io ry i lema fa tsy tonga dia ny vahaolana talaki-maso nefa hitondra any an-kady no raisina ah.
ary sur koa anie fa misy toetranao tsy dia ankafiziny loatra eh.
ka izay anie no fototry ny faiblesse-n'ny olona eh, heveriny fa tsy maintsy azo sy atao ny besoin-ny (izay mety ho desir kou dia heveriny hoe besoin tsotra izao) rehetra. tsy mifehy tena.

lema:
ka le izy anie tsy resaka faiblesse fa resaka besoin
ka izay anie no fototry ny faiblesse-n'ny olona eh, heveriny fa tsy maintsy azo sy atao ny besoin-ny (izay mety ho desir kou dia heveriny hoe besoin tsotra izao) rehetra. tsy mifehy tena.
11. vale
(
09/10/2005 09:46)
Amiko manokana raha hamaly ny fanontaniana aho dia hoe: fahadisoana ny fampirafesana! FAHADISOANA satria tsy eken'ny fiaraha-monina (Malagasy)!
12. xxx
(
09/10/2005 10:53)
vale, dia io le we tsy izay ataon'ny maro no mety.
raha hihinana caca-n'alika izany ny eo @ firaha-monina dia hihinana i Vale ??? zah alou tsy hihinana eh.

13. valie
(
09/10/2005 19:41)
xxx:
Mety tsy manana ny ampy ny olona rehetra fa izay tsy mahafehy tena ihany no manao hadalana.
Ok xxx a! d'accord amzany mintsy za.
14. valie
(
09/10/2005 19:44)
mety zany ny mampirafy aminao lema?8O
Amiko aloha d tena contre zany mintsy za e.Tsy mba manaiky zany teninao zany a! Fahadisoana b vava mintsy zany. Enao io zany tonga d fantatra oe manao anle zavatra. E, mampalaelo le akamanao.

15. akamatiana
(
09/10/2005 21:54)
fantatra fa tsy misy olona manana ny ampy ka zany no mahatonga ny olona mampirafy satria tsy feno ny olona miaraka aminy ary tsy adisony zany fa tsy maintsy afeniny nefa fa misy ny tsy mahatanty
Refa mahatsapa toi fa misy tsy ampy de , tonga de ipitsio izy fa aza ampirafesina kama a , sady mampijaly ny tenanao enao no mampijaly azy .
16. Herimiafina
(
10/10/2005 01:06)
Tena ôtsan'ny te-hampirafy tampoka teo njay i ra-herimiafina an. Fa inn moa no tsy ampy aty amin'i herimiafina zao, andaso hoe e. hehehehehe:-D:-D:-D:-D
Io le ataoko io nefa le antsoina hoe :"on cherhce des problèmes à une solution" hehehehe:-D

17. pika
(
10/10/2005 05:15)
amiko dia fahadisoana tanteraka ny fampirafesana e
raha tsapanao fa ilay vao2 milay kokoa dia iny indray iarahana e ario ilay lazaina fa tsy mamely
dia ny mbola samy tanora koa

18. xxx
(
10/10/2005 06:27)
Za manokana alou r reto ts mankasitrak anio fampirafesana ioa a! ts maints mis 1 miesona tsinona, de mba tsara v zany oe mis olo tinao enao matok b ery nefa io olo io ef manana afa iany koa , met miatsara velatsihy fotsn iz ra toa ka le 1 no tian noho ianao
asa alou e!!!!!!!
ra ts tinan'ny olona atao aminao dia aza atao à afa ian koa

19. pika
(
10/10/2005 08:00)
dia tsy kiriko ve raha sady avy tatsy dia avy eo indray mankaroa indrindra moa raha ...... rehefa miaraka
aleoko lavitra aza mahita olona nisaraka toy izay mifampiatsaravelatsihy fotsiny

20. mandrindra
(
10/10/2005 09:00)
Tsy fahadisoana mihitsy ny fampirafesana. Lalanan'ny fiainana izany. Ny fampirafesana tsy voatery ho fiatsarambelatsihy, mety ho hifanarahan'ny andaniny sy ny ankilany io.
Misy ny fampirafesana ao anatin'ny fitiavana. Mety ho tsara toetra ilay vady dia tena tiana fa izany hoe tsy mahavoa eo amin'ny resaka sexe dia mandeha miaraka amin'ny olona hafa amin'iny. Mety amin'ny vavy sy lahy daholo ireo. Samia amano izay mahamety ny azy e.