tsy fahadisoana ny fampirafesana

21. pika ( 10/10/2005 09:59)
ny tena tiana tsy ampirafesina izany ry mandrindra a
tsy 100% ny fitiavana matoa mampirafy
ny mitia olona roa na ho ela na ho haingana tsy maintsy maka choix ihany ianao fa tsy azo zarazaraina ny fitiavana
raha tsy hoe filana ara-nofo fotsiny ihany angaha fa tsy misy fitiavana ao
rehefa tena tia ianao dia toa tsy mahita olon-kafa intsony, jamba tanteraka, ....arakireny voalazan'ny mpihira ireny
22. kitana ( 10/10/2005 10:23)
tsy de toetra menedrika loatra le izy fa asasakao zay hanao azy .satria ny fiarahan-olon-droa tsy vitany ny fitiavana fotsiny fa mila fifanajana koa
23. xxx ( 10/10/2005 10:26)
tsy mety kosa izany ry Mandrindra ah.
rehefa mbola tsy mpivady dia azo atao anie no miala rehefa misy olana e, na mitsabo tena alou.

raha efa mpivady indray dia ahoana izany ilay voady nifanaovana teny amin'ny hotely na alitara.
24. mandrindra ( 10/10/2005 10:52)
pika, tsy misy izany 100% izany, chiffre fotsiny io fa zavatra tsy ho tanteraka mandrakizay. Mahatratra 100% ve ny fitiavanao, tsy mbola nifanditra ve ianareo, tonga lafatra ve izy, nandefitra foana ve ianao ....? Izaho rehefa mitia olona roa dia marina fa tsy maintsy maka choix aoriana kely, ny safidiko anefa dia ampiko fahatelo mba tsy ho sahirana aho raha misy tsy fifanarahana.
kitana, marina fa mila fifanajana ny fiarahana, fa inona tokoa moa no ato hoe fifanajana, ny mifandrirotra foana ao antrano ve sa ny mandeha maka rivotra kely any ivelany dia miramirana rehefa mody?
xxx, tsy mety ahoana ary, nandritra ny fiainanao ve ianao dia hilaza amiko fa tsy mbola niova hevitra mihitsy na indray mandeha ary?
25. akamatiana ( 10/10/2005 14:26)
mandrindra zao fotsiny we , zakan'toi ve ra i toi no misy manao izany? an ? an? indrindra fa we tena tin'toi le oul ?? , aleo waa tonga de misaraka toa izay mifandratra fotsiny :wink:
26. Herimiafina ( 10/10/2005 14:32)
Ny olombelona miova ry akamatiana an. Aza tonga de sarahana fa folaho foana aloha. Solution de facilité zany misaraka zany. Indifférence, contraire ny amour. manao maman maman kely enao. hehehehe:-D:-D:-D:-D
27. johan ( 10/10/2005 14:42)
ra za nareo manandrana fa milay be io :lol:
le manana sipa 2 na 3 ohatra.
le mintaintaina iny refa miaraka @ le anakiray hoe sao de tratra ety, hihihhi milay be, de avy eo nefa tsy tratra de oouuufff.
sady milay be ko le hoe tsy tampina mintsy ny lalana eh, tsy afaka ny iray de any @ iray!
Fa raha efa manambady tsy tokony hampirafy tsony eh.
28. Herimiafina ( 10/10/2005 14:46)
Dain kou ty Johan, telo be zao, manana fotoana kosa i toi an. Sao de mba tsy miasa ary toi io. heheheh sa zay le asan'i toi? hehehehe:oops:
29. vahiny2004 ( 10/10/2005 15:01)
fitiava-tena tsotra izao ny fahitako an'ilay fomba fisainana hoe "satria tsy ampy ato dia ndeha hitady irery aho ho ahy any ivelany any aho", ka maninona raha mitady ho an'ny besinimaro ao an-tokatrano fa maninona no mandeha irery any

30. xxx ( 10/10/2005 15:24)
mandrindra >> ka rehefa miova hevitra dia ialana ilay olona, fa tsy ampirafesina. Ohatra lazain'i mandrindra hoe mikorontana lava - koa maninona raha misaraka ... rehefa ho kobo eo enao de mikorontana lava anakiroa indray fa tsy iray intsony!!!

herimiafina:
Solution de facilité zany misaraka zany.

facilite izany raha indray miady dia ... veloma ...

johan >> :-w :-D :-D
31. Herimiafina ( 10/10/2005 15:53)
Oye! Oye! Marina any zany mon amiraly. hehehehe :-D:-D:-D:-D
32. akamatiana ( 10/10/2005 15:57)
herimiafina ka ra herimiafina azany izy , reny nga azo folahana hihihihi , eo njay no vofolaka eo kle :-D:-D
33. Herimiafina ( 10/10/2005 16:42)
Misy metôdy tena mandaitsa raa-te-hamolaka i toi fa anontanio tsara anie zah e. :-D:-D:-D:-D
34. akamatiana ( 10/10/2005 17:17)
zah matawatsa an'zany Herimiafina zany kou , mitsingevana eo zah vo louza :-D:-D
35. Herimiafina ( 10/10/2005 17:27)
Mampasambatsa be nefany zany mena kely amin'ny herimiafina zany. tsita maso fa tonga de mandoaka etsy sy aroa, hehehehe:-D:-D:-D:-D
36. akamatiana ( 10/10/2005 17:36)
mofo menakely ve zany???:-D:-D:-D mandôka tsinay zany kle lolllllllll
37. Herimiafina ( 10/10/2005 17:45)
Mahatsiaro an'i menakely ato amin'ny serasera ngah ianao? Antsoiko ve izy e, raha ialainao? hehehehehe:-D
38. akamatiana ( 10/10/2005 17:59)
lah iany teny io kou " mena kely amin'ny herimiafina " io hitan'toi??:-D:-D
39. Herimiafina ( 10/10/2005 18:24)
Ary ianao toa tena miaro tena be? Ndryiii ry tonaka fa vita amin'i ra-menakely ny akamako marina. hehehe:-D:-D
40. akamatiana ( 10/10/2005 19:09)
:-D:-D vita? fa nga zah namboarina lol:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1565