tsy fahadisoana ny fampirafesana

81. hesham ( 17/10/2005 16:00)
:-D:-D te ho tsapaina koa anga ianao .:-D:-D
82. Herimiafina ( 17/10/2005 19:31)
Iza njay zao zavavy tsapaiko izao, mila folo zah zao de zao, volontera forsé, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
83. hesham ( 18/10/2005 01:44)
Nga tena mifahatra be ianao any ry herimifina dia tsy mahita vhv ho tsapaina mintsy .Mampalahelo ihany ka , maninn mampijaly tena be otranio.:-D:-D:-D:-D
84. Herimiafina ( 18/10/2005 01:55)
Enao ngah te-hitsapa an'i mandrindra kou, hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
85. hesham ( 18/10/2005 02:04)
te hotsapaiko koa anga ianao no mialona an`i mandrindra :-D:-D:-D:-D:-D:-D
86. Herimiafina ( 18/10/2005 02:05)
Taiza kou zah nialona teo sa zay le tanjonao fa tara amiko enao? hehehehehe :-D:-D:-D:-D
87. hesham ( 18/10/2005 02:23)
Nga za efa niteny ny tanjoko taminao . Za ary tsy mbola naheno ny feonao sady tsy te aheno .:-D:-D:-D
88. Herimiafina ( 18/10/2005 02:27)
Ny tanjonao aza hitako be, hehehehe:-D:-D:-D
89. hesham ( 18/10/2005 02:38)
Zany an , nga azo ampiasa webcam ato @ serasera .Fa aiza ahitanao ahy :-D:-D:-D:-D:-D
90. Herimiafina ( 18/10/2005 02:43)
Jereo amin'izao fotsiny, tena potika amiko enao io, tena rava. Meko solution enao, ndana alou mirevy kely amin,ny vadinao de miverena eto, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
91. hesham ( 18/10/2005 02:55)
Za ihany mahay refa lera firevenay mitsam fa tsy irahanao mintsy .:-D:-D:-D:-D:-D:-D
92. hesham ( 18/10/2005 02:56)
Te hirevy anga zato izy , imagineo njai ary zay refa mirevy e :-D:-D:-D:-D:-D
93. Herimiafina ( 18/10/2005 02:59)
Tsy mila imaginer-ko tsony zany fa efa teo no niala, hehehehehe. :-D:-D:-D:-D
94. hesham ( 18/10/2005 03:08)
:-@:-@:-@:-@
95. Herimiafina ( 18/10/2005 03:10)
Raha mba fantatrao mantsy fa otsan'ny mahita le faty hianaranay isan'andro izay zaho refa mahita an'ireny an, hehehehe :-D:-D:-D:-D
96. hesham ( 18/10/2005 03:22)
Hitako ianao no :-@:-@:-@ zatra milalao faty kou .:-D:-D
97. Herimiafina ( 18/10/2005 03:26)
suzy no anaran'ilay izy de efa misy varavarankely isankarazany ny vatany de sokafana fotsiny refa te-hijery karazana taolana sy taova izahay de tsy mahazo mihoaka sy mitampimbava na dia mamofona be aza le izy. Fa tsara le sipa an domazy efa maty, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
98. hesham ( 18/10/2005 03:37)
Tanjemo ary sode refa tsisy kil ankaiky eo de hanambotra na hipeka an`i suzy .:-D:-D:-D:-D
99. Herimiafina ( 18/10/2005 20:54)
Heeeeeh, tsy natao ho an'izany izy fa natao hianarana, mba hitsaboako anareo rahatrizay mitovy ny namiravirako azy, hehehehehhee:-D:-D:-D:-D
100. hesham ( 19/10/2005 02:04)
Iza mahita ny ataonao ao , sady ianao koa te hi tsain tsain rahateo . omby sy kisoa ary moa asinao refa may ianao kou.:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4511