tsy fahadisoana ny fampirafesana
42. akamatiana
(
10/10/2005 19:41)
zah tsy tia mofo menakely fa be menaka :-D:-D mofo gasy tiko nge:-D:-D
45. Herimiafina
(
10/10/2005 20:02)
De mionon amin'ny mofogasy zany e. Ny anah nefa reveko be jiaby na ramanonaka na mofo sakay na mofo anana na mofo mangahazo na mofo katsaka. hehehehehehe:-D
46. akamatiana
(
10/10/2005 20:09)
ary ny menakely sy mofo bôla tsy ao an hihhihih ! bedy anjoany fa lasa resa-mofo le tsy fahadisona ny fampirafesana kle :-D:-D
47. Herimiafina
(
10/10/2005 20:13)
Mmpirafy mofo anie isika e, enao zao fidela be amin'ny mofogasy nefa de te-hihinana menakely koa. hehehehe:-D
Tsy fahadisoana anie zany ny mampirafy mofo e. hehehehe:-D
Tsy fahadisoana anie zany ny mampirafy mofo e. hehehehe:-D
48. akamatiana
(
10/10/2005 20:17)
:-D:-D:-D tsy fahadisoana fa mankarary kle , bref tsy azo atao fa mampijaly ny vatana hihihiih
49. Herimiafina
(
10/10/2005 20:29)
Mamy ny mofogasy fy ny menakely kou aiza moa no haharaka ny vavony, hehehehe:-D:-D:-D:-D
50. akamatiana
(
10/10/2005 20:38)
:-D:-D:-D samy mofo vita gasy doly reo , fa zany weee tsy azo atao ny mampirafy zavatsa fa tonga d diso beuuh lol:-D:-P
51. Herimiafina
(
10/10/2005 20:41)
Hanao étude de cas kely isika: enao ve efa nampirafy? teneno de teneniko kou nenah. hehehehehehe :-D:-D:-D:-D
52. akamatiana
(
10/10/2005 20:47)
:-D:-D:-D ieuuuuuh efa k , zany natonga anah namaly an'ty an satsia fantako fa fahadisoana hihihihih :-D:-D
53. Herimiafina
(
10/10/2005 20:58)
De inn no tena nitaruika anao hanao an'izany hono? Sa le mamy ny atsy fy ny ary?
54. akamatiana
(
10/10/2005 21:03)
kaiiii mbola fanontanina iany nefa anay efa nanongilatsofina wee anjaran'toi njay zao:-D:-D:-D
Tsy we mamy ny atsy Fy ny ary fa nentin'ny fo sy ny saina tsy nandinika lol:roll::-D
Tsy we mamy ny atsy Fy ny ary fa nentin'ny fo sy ny saina tsy nandinika lol:roll::-D
55. Herimiafina
(
10/10/2005 21:08)
Za njay nefa nentin'ny saina tena be fandinihana be loatra. Heheheheheheh.
Refa nampirafesina lôtsa za de nefa tsy mety mahatratra mahintsiny de nefa misy porofo mivaingana de lasa izao fa ze mifanena rehetra zao de lasa revena daôlo.
De nefa tsy mety fa mampanaelo be le izay ifanenana fa tsy tena fitiavana fa saritsariny no nomeko azy, nefa za nihevitra be hoe tena tia anazy kay filana raha tsy mahita avao e.

56. akamatiana
(
10/10/2005 21:14)
zany kou nandinika toi ? aiza nafantaranao wee nampirafesina enao??:-D:-D amizay tsisy porofo mivaingana lol, fa de nampijaly oul sy ny tenanao fotsiny zany kou hihiihh :-D:-D
57. Herimiafina
(
10/10/2005 21:22)
Betsaka ny poprofo kah. Mailaka, téléphone, peratra sy kavina omena an'ilay bandy, peratr'ilay bandy no anaovana de kavin'ilay bandy kou.
Za ne matsilo e, tonga de arako le be fandaingana be aterina mody amin'ny dimy de tsy mety haterina hatreo ambaravarana kay miova làlana.
De mody niverenako tampoka amin'izay de hoy rabaofiny hoe, lasa mody alina foana mihintsy iny zanako iny noho enao. Kay kala amin'ny folo sy 11 vao mody. Tsss.
De sarahana de mifona de mivaky de mangataka tsy sarahana fa very hono raha tsisy anah de tia anah be tampoka teo hono.
Mbay tany.

58. akamatiana
(
10/10/2005 21:26)
kaiiiiiiiiiiile , mamay be zany , aza tsatsany iany klou e! ka na zany tokony tsy nampirafy toi fa tonga d nipitsika , de nandinika tsara klou weee mety ve ra anao an'zao sy zatsy zah :-D:-D:-D
59. Herimiafina
(
10/10/2005 21:30)
De za ne nipitsika e. hehehehehehehe Fa mandrapipitsioko kalou dembola négociation bedabe mahintsiny avec approche rapprochée be mandresy lahatra amin'ny promessy isankarazany. hehehehehe:-D