tsy fahadisoana ny fampirafesana

101. mimiso ( 19/10/2005 12:34)
Ka ra samy hampirafesina hanina miaraka doly ny akoho,ny vorona, nykisoa, ny omby,ny anana,ny katsaka tsaramaso voanjobory satria tina doly reo ka tsy aretina no azo ? =))=))=))=)) Mba eritrereto ange e ?
102. Herimiafina ( 20/10/2005 04:17)
Fanaon'i hesham izany ry mimiso nefa jereo ty izy matanjaka be manarabody anah io foana, hehehe:-D:-D:-D
103. Sorate ( 20/10/2005 14:36)
Amiko aloha de zao fotsiny : Dinihina hoe tianao ve raha ianao no atao an'le izy .Fa raha hoatra ahy ts tiako .
104. dadabe ( 20/10/2005 15:53)
bof tsy misy kozy:@
105. akamatiana ( 20/10/2005 19:02)
mimiso hahhahah , tsisy atao njay nga njy io ???

bedada k'aiza eeee! eo njay an , tanjemo sô dizna kle :-D:-P:wink:
106. mumu ( 21/10/2005 10:01)
lema:

fantatra fa tsy misy olona manana ny ampy ka zany no mahatonga ny olona mampirafy satria tsy feno ny olona miaraka aminy ary tsy adisony zany fa tsy maintsy afeniny nefa fa misy ny tsy mahatanty


raha tsy fadisona ny fampirafesina de inona aza??? fitiavana ve?
107. lema ( 21/10/2005 18:49)
voalazanao ry mumu fa fitiavana tokoa ny fampirafesana ary tsy fahadisoana fa nodosioina na tsy zavatra ratsy fa noharatsiana.
oh:hoe ahoana ny any @ tany arabo manana vady 4 ny lhl 1 nefa tsy misy miady,ny antsika efa afenina le izy fa tsy tian'ny anankiray de mbola lasa ihany ny ankiray manao espion mitady aretim-po,tandremo fitiavan-tena ny anao.
108. boubounezy ( 21/10/2005 19:47)
mila manatona psychologue zany oul ti mampirafy zany, ka mahita fa tsara ny mampirafy


lema:

voalazanao ry mumu fa fitiavana tokoa ny fampirafesana ary tsy fahadisoana fa nodosioina na tsy zavatra ratsy fa noharatsiana.
oh:hoe ahoana ny any @ tany arabo manana vady 4 ny lhl 1 nefa tsy misy miady,ny antsika efa afenina le izy fa tsy tian'ny anankiray de mbola lasa ihany ny ankiray manao espion mitady aretim-po,tandremo fitiavan-tena ny anao.



109. Herimiafina ( 21/10/2005 20:33)
boubounezy ve tsy mba te-hampirafy aminh ohatra, hehehehhe:-D:-D:-D:-D
110. dadabe ( 22/10/2005 08:56)
tssssssssss inn koa aza zany psykology zany ,ny fampirafesana ane ka natoraly e:lol:
111. lema ( 23/10/2005 17:01)
boubounezy azvao ny hevitrao @ le hoe psy
112. akamatiana ( 23/10/2005 22:06)
:-w:-D
113. mandrindra ( 24/10/2005 13:05)
ilay teny hoe mampirafy no diso fipetraka satria avy hatrany dia midika fankahalana. fa ny manana maro kosa aloha dia tena norma be, miezaka hatrany hampitombo izay hanana e !!!
114. rtia ( 04/11/2005 22:12)
alaivo koa aloha ny toeran'ilay ampirafesina e. Za efa teo fa de ozona miompampana no mameno ny fo sy ny saina. Ka asakasak'izay mahatanty tody sy ozona ny amin'io, na de marina fa tsy tsarany manozone.
Ho anao ilay mampirafy, de tadidio fa mamotika olona iray ianao raha olona tena tia ano io, n'inon'inona antony, refa tsy ampy ny azy ampio izy hanampy azy e. Raha @ sexe no tsy mahavoa, maninona raha ampianarina kokoa. Tsy ho lany anie ny tsara mihoatra noho izy eto antany e, raha izay ilay raison.:!:
115. mandrindra ( 07/11/2005 15:00)
rtia, raha ny ozona no tanteraka efa foana izao tontolo izao. Tsy mamotika an'ilay ampirafesina mihitsy aho satria mbola mizara fitiavana aminy.
Marina aloha ilay lazianao hoe ampianarina izy e, saingy misy zavatra tsy maety hianatra izy. Ohatra ny ahy izao mba tiako ny manao amina sipa maromaro dia izy tsy mety, dia mba lasa aho maka rivotra indraindray.
116. hesham ( 07/11/2005 19:32)
dain sipa maro2???:-D:-D:-D:-D:-D:-D
117. mandrindra ( 08/11/2005 16:48)
ie 2 farafahakeliny !!!
118. lema ( 09/11/2005 18:44)
mandrindra efa mabnomboka azonao lé izy,
rtia,hoy ianao hoe ampio izy mba ho ampy le zavtra,ra ohatra ary hoe sipy kizintina be tsy mety ho cool zany io sipa io na ampianarina aza,raha ohatra ndray sipa cool be de hitady somary kizintina za
119. hesham ( 10/11/2005 03:25)
:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2826