tsy fahadisoana ny fampirafesana
61. Herimiafina
(
10/10/2005 23:12)
Zay ahay nisy nahay nanambara azy soa.
Tsy fahotana avao fa fahotana be vata mahintsiny. :-D:-D
Tsy fahotana avao fa fahotana be vata mahintsiny. :-D:-D
63. lilbon
(
11/10/2005 04:22)
ary maninona mou iz ty raha tsy atao valy boraingina fa asiana fisainana kely monja !:):?:
ilay lohahevitra aloha dia mampatahotra satria mikasika morale.8O8O:oops:
raha ny marina de tsy diso daholo ny olna mampirafy
fa arakaraka ny fisehon'ny tantara .( matiere a discussion).:/:):twisted::*
ilay lohahevitra aloha dia mampatahotra satria mikasika morale.8O8O:oops:
raha ny marina de tsy diso daholo ny olna mampirafy
fa arakaraka ny fisehon'ny tantara .( matiere a discussion).:/:):twisted::*
64. Herimiafina
(
11/10/2005 04:25)
Ie, saingy fahadisoana foiana ny mampirafy ry lilbon na de izany aza an.
65. akamatiana
(
11/10/2005 04:40)
lilbon daiinn kou ty làh , tsy fahadisoana taiza kou ?:wink::-P:-D
66. johan
(
11/10/2005 08:45)
herimiafina : tsy hoe manampotoana na tsisy asa fa mahita fika foana nge eh! andramo ho'aho de hainao foana mandrindra an'io.
lilbon : za klo miteny hoe tsy diso eh.
xxx : hihihi
lilbon : za klo miteny hoe tsy diso eh.
xxx : hihihi
67. xxx
(
11/10/2005 10:01)
diso foana ny mampirafy, satria mitarika lainga, raha tsy hoe angaha lazaina @ ilay ankilany hoe "ianao dia ampirafesiko @ i anona"
69. xxx
(
11/10/2005 13:29)
misy fampirafesana ambara ka, ohatra efa nandeha t@ reportage t@ télé (faritra Morondava angamaba izy izay) fa nanaovany trano kely mifanakaiky avy ny vadikeliny rehetra de lasa fokontany iray. Mandehandeha mitety trano isan'alina no ataon'lery. Betsaka ny gasy manao izany any amintsika
70. mandrindra
(
11/10/2005 14:01)
akamatiana:
mandrindra zao fotsiny we , zakan'toi ve ra i toi no misy manao izany? an ? an? indrindra fa we tena tin'toi le oul ?? , aleo waa tonga de misaraka toa izay mifandratra fotsiny :wink:
arakaraky ny lanajany hoe firy kilao no ahafantarako na zakako na tsia :D
Fa raha toa aho ka misy manao izany dia tsotra ny tsoakevitra, na izaho tsy mahavoa dia mikezaka aho hiverina au top, na ilay sipa no tsy tia ahy intsony dia lasa koa aho mandeha mihaza, fa izy tsy hisarahako.
71. mandrindra
(
11/10/2005 14:05)
xxx, tsy diso foana izany ny mampirafy satria tsy voatery hitarika lainga araka ny voalazanao, hadinonao angaha fa ny marina tsy mba filaza? Fa maninona no ilay mandeha foana no tadiavina omena tsiny fa tsy mba apetraka ny fanontaniana hoe inona no mba vitan'ilay "ampirafesina".
72. Herimiafina
(
12/10/2005 04:11)
hehehehehe, mampihena herimiafina izany mampirafy zany. hehehehe:-D:-D:-D:-D
73. fasaly
(
12/10/2005 13:28)
matoa misy ny fampirafesana de misy antony lehibe ao e! indray mandeha ny miaina ka atao zay mahafinaritra ny saina. raha tsy te hampirafesina ny iray de mihezaka ny hiova amy zavatra nahatonga ny iray nampirafy.
74. Herimiafina
(
12/10/2005 17:19)
Mba manaova hoa distraction kely isankarazany, occuper-o ny fotoana fa manjary lasa mampirafy. hehehehehe:-D:-D
76. Herimiafina
(
12/10/2005 19:05)
Ndeha ary tsika sy enao hoe mba hampirafy kely jerena raha manja na tsia de tohizana raha manja, an? :-D:-D
77. hesham
(
17/10/2005 14:26)
Nga nareo ry hery tena tsy mahazaka mintsy no tsapaina doli zao vevavy retsa zao an.:-D:-D:-D:-D:-D
79. hesham
(
17/10/2005 14:44)
mandrindra:
iza daholo izany vehivavy tsapain'i hery izany ?
Za , dia i britney dia nji koa angamba . Saropiaro anga njiko .:-D:-D:-D
80. mandrindra
(
17/10/2005 15:06)
izaho lehilahy koa inona no ahasaro-piaro aho amin'izany !! Dia hatraiza hono ny halalin'izay voatsapa ?