sazy

1. lema ( 25/08/2004 17:23)
misy mahafantatra ve ny sazy azon'ireo efa ni-cland ka tratra?
novalian'i ludo ny 26/08/2004 22:14
2. fijo ( 25/08/2004 19:25)
tsotra ihany ka.mody.
3. aristar ( 25/08/2004 19:54)
Centre de rétention dia premier avion entre des policiers (piqûres de calmant événtuels si trop excité et que personne ne voit!)
4. ille ( 26/08/2004 07:25)
Lalana mody no hasiana olona eh!!
hihihihi any an-tanana indray mi-glandy, mi-glady, mi-balady hihihihihihi
5. ludo ( 26/08/2004 09:25)
d aona mo zany fa
6. chipie1 ( 26/08/2004 11:21)
mody de tsy tafaverina tsony
7. mir ( 26/08/2004 12:32)
tonga de mody de vita hatreo fa tsy afaka mivoaka ntsony e!!
tsy alaroalaro fa de zay e!
8. lema ( 26/08/2004 19:16)
rehefa tonga any @ tanana hona dia tsenain'ny paf (police de l'air et du frontière)de miditra violon 48h anaovana dossier dé ny entana rehetra very daholo zay vao mody.zany hoe raha tonga t@ jean zany énao dé mody @ jean.
9. ramoul ( 26/08/2004 20:25)
rehefa tratra mi-cland de isaory ny fanjakana fa nahazo voyage gratisse :-P :-D :-D :-D, de rehefa tonga any am' le destination de migatra kely pandent le jugement fotsiny de zay :-D :roll:
10. fijo ( 26/08/2004 20:33)
le hoe tsy tafaverina aloha tsy haiko fa misy fantatro mbola tafaverina ao paris.
11. ftma ( 26/08/2004 20:41)
sazy mafy indrindra ny enetra na fahafambaraka rehefa haterindry zareo ao anaty avion, efa nahita olona tratra aho fa nampanahelo ny nijery azy, arona plastique no mba nitondrany ny entany, tonga any Mada izy mbola sedra ny faneson'ny olona sasany.
12. ramoul ( 26/08/2004 20:45)
mary aloha fa mampalahelo reny tratra reny é! :( .Mettez vous a sa place fa ra mba nareo mou no tratra de aôna e no mba fivôkany é! :roll:
eritreritra fotsiny zany aloha sô de misy tezitra eo an! 8)
13. ludo ( 26/08/2004 22:14)
ramoul>marina ny anao! ny sasany tsy misy resaka resahana tsony d io fona no averimberina aza manenjidresy otr'zany fa ny tsi-1-1 samy manana ny anjarany sy ny safidiny!efa averina fona fa isika tokony hiray hina fa tsy hifanenjika otr'zany maka tahaka reo firenena hafa zay monina any antanin'olona!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.396