Liste des messages
Liste des messages, inserés par ludo, par ordre de date
ludo
(
29/08/2004 06:31)
ariary @ 2005?????
ho foana ny fmg manomboka @ janoary 2005!!!
amiko tsy misy maharatsy an'zany nefa kosa btsk ireo sahirantsaina zay zatra fmg @ vao vanin'andro izao mandrapahazatra azy an'izany!dia nivadika ndray zan...
suite
répondu par fijo le 05/10/2004 22:00
ludo
(
27/08/2004 14:59)
ny tena marina!!
tsy mahatsapa v lisany fa ra mikoty sipa ka ra mola2 lay sipa d lay bandy ndray no miseho milay fa raha lay sipa ndray no mamilafila de iny lay bandy fa mandadilady manao ny ainy tsy zvtr :?: :?: ...
suite
répondu par mimich le 13/12/2004 15:34
ludo
(
27/08/2004 08:04)
Ambohijafy fenoarivo Atsimondrano sy ny fadiny!!
Ambohijafy moa lay toerana mpamokatra vosary to we fady kisoa hono iny faritra iny??...
suite
répondu par ludo le 28/08/2004 19:18
ludo
(
26/08/2004 16:00)
atody akoho!!
fa hono wa misy ny ol sasany tsy mifanolotra atody (akoho io an) fa manin?????...
suite
répondu par fijo le 31/08/2004 21:34
ludo
(
26/08/2004 12:05)
fa hono wa???
misy amintsika zanak'olombelona hono tsy maintsy manana ireto toetra reto:
-misotro toaka
-mifoka
-miloka
-tia veh diso tafahoatra(zany we zay mandalo masony d ataony sipa doli)
De marina v we ra...
suite
répondu par fijo le 03/11/2004 00:08
ludo
(
26/08/2004 09:10)
l'oiseau
quel est l'oiseau le plus heureux du monde :?: :?: ...
suite
répondu par ramoul le 07/09/2004 20:31
ludo
(
24/08/2004 13:09)
directeur sy ny secrétaire vavy
tena marina v fa mazàna d miaraka ny direktera sy ny sekretera vavy?? ny antony??...
suite
répondu par dily le 02/04/2005 12:20
ludo
(
24/08/2004 11:59)
ny xxxxxx sy ny kanosany!!!
tokony asiana fandinihana ny namana mamaly @ alalan'ny xxxxx zany we tokony ho foanana lay izy fa mankaleo! ny tsy fifinkafantarana aza efa manahirana ko mbola atao xxxxx ndray!!!...
suite
répondu par fijo le 04/09/2004 19:25
ludo
(
21/08/2004 14:34)
Tena marina ve????
Misy @ reo député reo hono CEPE ny fari-pahaizany :?: :?: ...
suite
répondu par kitjo le 28/08/2004 01:32
ludo
(
20/08/2004 15:28)
Ny tsy mihafahafa sy ny tsy mahalala fomba
Inona no mampiavaka reo totra 2 ireo raha ny tsy mihafahafa lazaiko eto d ny olona zay mivatambantana @ retra2 zany we tia misavasava ny secrets nao na ny sakafo mipetrapetrak\'aza tonga d maka izy ts...
suite
répondu par booboo le 05/10/2004 09:36
ludo
(
19/08/2004 19:00)
Raha avadika ndray ny rasa???
Araka ny mahazatra sy faheno @ ankapobeny d ny leh foana no mikaoty veh voalohany
d inona ny olana ra ny veh ndray no maka ny
toeran'ny leh zany we ny veh ndray no mikaoty leh !!...
suite
répondu par fijo le 23/02/2005 23:01
ludo
(
19/08/2004 11:38)
Ny fatiantoky ny mpandeha taxi-brousse sasany
Lazaiko we maty antoka ny mpandeha taxi-brousse sasany satria mandoa in2 izy!
lay voalohany alo ara-bola mazava ho azy fa ny faha2 kosa lay tsy matanty voyages e d in no antony mahatonga io farany io...
suite
répondu par ikaretsaka le 24/02/2005 05:38
ludo
(
19/08/2004 08:23)
L'AMOUR ET SON AGE
Matetika faheno amintsika zanak'olombelona sasany ny we za leh 25 ans mitady veh entre
20à25ans d ny veh ndray izy 30ans mitady leh
31à40ans fa in no antony moa ve ny taona no
mitondr'azy sa fiti...
suite
répondu par yonikafopl le 23/08/2004 23:34
ludo
(
18/08/2004 13:55)
IO TOKANTRANO IO
Veh tsy mahay mitondra tokantrano d mety mampisy olana @izy mivady v zany ndrindra ny
leh sasany zay sarotiny???...
suite
répondu par mimich le 13/12/2004 15:39
ludo
(
18/08/2004 13:44)
Veh mamono vady
Izy veh ndray no mamono an-drangahy!!
d aona ny hvtrao???...
suite
répondu par dadabe le 11/03/2005 17:57
ludo
(
18/08/2004 12:18)
code de la route
Ilaina v ra ampianarina any @ école primaire ny code de la route mba ahafahan'ny olona mampiasa azy tsara ra eo @ lafiny mpandeha tongotra syny mpitondra bisikileta??...
suite
répondu par fijo le 23/11/2004 21:21
ludo
(
17/08/2004 09:49)
Ny fahamatorana
Misy lafiny maro ny mahamatotra ny zanak'olombelona d aona no ahafantarana fa
matotra iny olon'iny na @ fiteny na @ fihetsika
omeo ny hvtrao !!!!...
suite
répondu par fijo le 24/08/2004 20:54
ludo
(
16/08/2004 23:50)
NY GASY ETO PARIS
Indrisy fa zary toetra mampalahelo ny totran'ny Gasy sasany eto paris fa raha
ampitahaina ireo vahiny maro monina eto France ! Inona no mahatonga an'zany manana
vahaolana v ianao????D inona no tok...
suite
répondu par nanahary le 10/10/2004 04:12
ludo
(
15/08/2004 19:36)
Mr Razafy
Sao d mba misy mahay ny tonony?? ao fa meko sopapa kely fotsiny fa zay ny haiko:
Hiombom-pitia aminao aho ra toa sitrakao
hisedra sy hamakivaky zao fiainana izaooo
ra toa ka ianao no hitantana ny...
suite
répondu par ludo le 26/08/2004 21:36
ludo
(
14/08/2004 21:31)
Aretina sa misy fahavoazana ny sainy
Fa inona no mahatonga ny raimpianakaviana
miray @ zanany naterany na ny zanak'anabaviny na ny zana-badiny fa tsy
olon-kafa ivelan'ny fianakaviana raha anao
adalana iany????? :evil: ...
suite
répondu par fijo le 23/08/2004 20:47
