directeur sy ny secrétaire vavy

1. ludo ( 24/08/2004 13:09)
tena marina v fa mazàna d miaraka ny direktera sy ny sekretera vavy?? ny antony??
novalian'i dily ny 02/04/2005 12:20
2. nikopol ( 24/08/2004 13:42)
Ny antony raha marina dia ilay coté pratika, io ny eo ambany maso isanandro, zay no mahatonga ny sekretaire be manja fa efa mande lavitra ny sain'ny direketera. :lol:
3. tsiperifery ( 24/08/2004 13:44)
nenay directrice saingy tsy mbola nitaky " droit de cuissage" tamiko alou izy e ! :cry:
4. mumu ( 24/08/2004 14:41)
hihihihi
5. sosoa ( 24/08/2004 15:25)
:) Tsy mandeha lavitra ny directeur sy ny secrétaire vavy, raha tsy hoe efa nifanarahana tany ambadika ny hoe: hiaraka.
6. ramoul ( 24/08/2004 15:51)
marina zany, ary ny antony de tsotra.
Ra tsy miaraka am' directera le secretera de tsy miakatra ny karamany.
7. fijo ( 24/08/2004 19:18)
matetika mitranga tokoa aloha io,asa io ngamba tonga amin'ilay tenin'ny ntaolo hoe:"ny ela maha iray roa".
8. sariaka91 ( 26/08/2004 07:38)
Quel délire !
Io mbola mahavoa anareo : minomino foana. Assistante efficace = le patron apprécie. Point !
Fisondrontankarama : manaraka grille salariale isantaona, voir avec le Service du Personnel, tsy manana décision @izany na patron aza fa efa règlement io, manana mpanara-maso koa izy (ny comptabilité) fa tsy hoe libre hampisondrotra karama arak\'izay sitrapony.
Misy lalanany aradalana daholo ny fiainana. Sokafy ny maso e !

9. fijo ( 26/08/2004 21:20)
ka ny karama anie mety manaraka ny dalana fa ny vola azo aty ambadika no tena tanjony e.
10. dily ( 02/04/2005 12:20)
Toa ohatra ny mandeha ho azy ilay izy e. Izaho dia efa nitantana orinasa iray. tsara daholo ny secretaire-ko tao. Izaho anefa dia olona tsuy dia mankaiza loatra na endrika na ahoana. Indray andro nidira tao @ biraoko ilay secr. manjakely izay. Hitako fa mi-charme be amiko izy. nipetraka tery @ seza lavidavitra tery izy ary ataony hitako mihitsy ny silipony satria fohy dia fohy ilay zipo. tsy naharitra aho ny farany fa niteny hoe ianao anie mitanjaka e. Nefa efa tena tsemboka be aho @ io ary balita efa miziriziry be. Tsy sahy nitsangana akory aho. Mody tsy nohenoiny ilay teniko ary vao maika natranganay ihany. Farany aho niteny hoe inona no tena tadiavinao e. Izaho @ io efa tena may. Ianao hoy izy. Tonga dia avy koa aho satria balita efa vonona tsar. Tonga nobataiko teo ambony latabatra ary dia lafatra be nihitsy. taty aoriana anefa tsy nety nanao tamiko intsony ilay joba fa tsy haiko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2239