ny xxxxxx sy ny kanosany!!!

1. ludo ( 24/08/2004 11:59)
tokony asiana fandinihana ny namana mamaly @ alalan'ny xxxxx zany we tokony ho foanana lay izy fa mankaleo! ny tsy fifinkafantarana aza efa manahirana ko mbola atao xxxxx ndray!!!
novalian'i fijo ny 04/09/2004 19:25
2. yonikafopl ( 24/08/2004 12:18)
ataovy toy ny tsy misy ny hafany ludo a!!!! aza vakiana akory raha vao manao xxxxx fa lalovy fotsiny dia tsy leo njy amzay. :wink:
3. mumu ( 24/08/2004 14:53)
ramaso inona njay zany mederateur zany?

ludo refa tsy miteniteny foana fotsiny izy de avelao am'zao!!
4. besoiiin ( 24/08/2004 17:41)
andron'ny mangarahara izao e! ary tsy hitako izay ahamenatra raha mba tena manana azon'damosina marina ilay oul! tena tsisy ady hevitra fa hakanosana tsisy fangarony io xxxx io!
5. fijo ( 24/08/2004 20:33)
raha olona mitantara olana na zavatra mikasika ny fiainany dia ekeko raha mba tsy te ho hita be izy.fa raha maneho hevitra sy mamaly resaka kosa tokony foanana io.
6. donemaskit ( 24/08/2004 20:47)
tsy dia azo atao loatra ilay "mandaza" an-dry xxxxxx :roll: , rehefa manahirana dia fafàna, rehefa tena manahirana dia haseho! :lol:
7. sosoa ( 25/08/2004 07:03)
:) aza asiana sirany akory ny namana toa izany fa tonga dia fafao any e. Tsy eto no fanaovana izay. Rehefa tsy mahay miaina dia rayé(e) sur la liste no tsara aminy. Izay aloha ny ahy.
8. ramoul ( 25/08/2004 12:59)
Marina mintsy rany ry ludo!, sady makamo ery ny mahita an' zavtra xxxxxxx reny :x
9. kitjo ( 25/08/2004 13:07)
D ny anah ko ve tsy mety le atao xxxxx fa asina sonia iany ery ambany oe kitjo?
Refa mba ts miteny2 foana fts kosa moa mba ts manin e, tsy ny PS-ko manko no nentiko t@ zay fa sendra niditra fts za. Ndray andro fts. SA mbola bedy iany ve? :-o
10. fijo ( 25/08/2004 19:30)
kitjo>bedy be mihintsy .grrrrrr.ih,ih,ih
raha manisy sonia anie efa tsy X izay e.
11. fijo ( 26/08/2004 20:49)
na y.
12. kitjo ( 27/08/2004 13:08)
ramaso> in njay zany
13. kitjo ( 29/08/2004 08:37)
hay v zao fanoratra azy e,ihhiihh, mailo manin ko zao? :roll:
14. chipie1 ( 29/08/2004 17:18)
ilay oul be vava nefa tsy mahasahy mampiseho ps no tena kanosa lotra :twisted: :twisted:
15. kitjo ( 30/08/2004 02:37)
za lou tsy kely vava nefa tsy manao be vava koa e
16. pitchou ( 30/08/2004 05:26)
aza atao b ambava fotsiny le izy sao kofona e! raha izaho tsy hitako izay anaovana X eo! aty kou moa ireny otran'ny enjehan'ny polisy fa betsaka hono ny minera mpanao azy!
Efa pseudo v rangah no ampiasaina d mbola manao XXXX ihany! ny manahirana @le izy manko d tsy fantatra intsony hoe le X iza na le X iza no valiana sy mamaly!
17. fijo ( 30/08/2004 22:33)
izay mihintsy.aleo avoaka ho hita e.sahala amin'ny math izy amin'izay.voavaha ny olana.
18. ikaretsaka ( 30/08/2004 23:11)
hihih efa henoko e
19. bogosy ( 31/08/2004 09:02)
de ho foana hatreo zany ny X
marina mihitsy hoe be vava ny mpanaoX, fa raha fantatro aloha reny mpanao X reny de asiako mihitsy fa mahasosotra
fa hono hoa isika mamaly reto ve mbola tsisy nanao X mihitsy e?
20. kitjo ( 31/08/2004 16:44)
za aloha wa d efa nanao indray andro izay e, fa tsy ps-ko fa ny ahy asiko sonia ery ambany.....lasa yyyyyy njay fa tsy xxxx

fa asian' i bogosy in alou le mpanao X raha tratra aiza e :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1492