Tena marina ve????

1. ludo ( 21/08/2004 14:34)
Misy @ reo député reo hono CEPE ny fari-pahaizany :?: :?:
novalian'i kitjo ny 28/08/2004 01:32
2. fatsoraly ( 22/08/2004 06:32)
Raha mba CEPE aza moa ry ludo!
3. ludo ( 23/08/2004 08:00)
ramaso > mba fantatrao moa ny asan'ny député
zany???????io lalàna iainanao ao MDG io izy no mamolavola azy sao d tsy fantatrao randriamatoa!!!!
4. fijo ( 25/08/2004 20:49)
indrisy fa misy tokoa tsy manana CEPE akory nefa ny andraikiny ao amin'ny firenena dia tena ngeza tokoa.io dia tokony ho ferana ny fahaizan'izay hilatsaka fa tsy izay te hilatsaka dia ao daholo avy eo tsy hainy akory na ny tokony hataony aza.
5. bogosy ( 26/08/2004 11:52)
aiza moa no tsy hidongy 4x4 fotsiny satria izay no mba takatry ny lohan sasany
fa tandremo fa efa nisy president lasa depiote an! zany hoe ny sasany avy eny ambany manakatra ny tsy tokony ho takarina, ny sasany avy eny ambony no milatsaka tsisy parachutte 8O
6. fijo ( 26/08/2004 21:48)
ka ny mahatonga an'izay anie dia izao e.ny mpanao politika ao amintsika tsy mba manana fotok evitra hijoroany,fa hitady toerana
7. ludo ( 27/08/2004 15:06)
sy ny hambotry firenena hmm za ko anao poly tika :roll:
8. fatsoraly ( 27/08/2004 15:17)
Dia mba faly ery koa izay mba manana BEPC sy Bacc satria ny namany tsy manana na dia CEPE aza!
9. fatsoraly ( 27/08/2004 15:49)
mba tsy voambaka sy iomehezan'ny sekreterany aloha izy farafaharatsiny. Aleo hifaninana ho hita eo izay tsy mamokatra fa fifaninanana mahatsara zavatra izany.
10. kitjo ( 28/08/2004 01:32)
za zany mahazo milasataka @ manaraka fa manana CEPE :-P
Fa tanjemo ihany fa ny manam- pahaizana gasy koa njay2 mampiasa fahaizana @ratsy ny sasany an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1513