marina mintsy zany ry ludo. toy ny FF nivadika EURO ihany io zavatra io fa sainga we tsika tsy mampiasa le EURO :lol: .
zay teraka tam' andron' ny ariary taloha sy ny vĂ´ ho teraka dia tsy sahirana fa ny tanora ankehitriny no tena mijaly amin' io fihovana io.
Tsy hitako izay olana @ ilay fmg nivadika ho ariary aloha e! ny any ambanivohitra izay vitsivitsy no nandia fianarana efa nanisa t@ ariary foana hatramin\'izay, noho izany tsy olana ho azy izany.Ireo olona nanisa t@ fmg dia ireo \"nandia fianarana\", ka raha tsy nandrasĂ´nina ka ho sahirana @ izany.